Famelan-keloka ... @ fomba ahoana?
21. simplex
(
24/08/2009 16:12)
razakarivola:90% an'ny zavatra ataoko eo @ fiainana dia lojika sy bon-sens daholo... karazan'le ol tsy mitady antoko sy andininy, a tt bout de champ, loatra ah.
simplex, cutie, ari.malala, Ikaretsaka >>> raha izao hevitrareo izao no ampitahaiko amin'ilay voalazan'ny Baiboly (izay voafintina eo ambony), dia mifanohitra. Izay no manahirana amin'ilay anareo, ny an'i rakapy sns dia napetrany mazava fa tsy inoany na i JK Andriamanitra, na ny Baiboly ho mpanambara ny tenin' Andriamanitra, fa ny anareo dia toa milaza hoe mino ianareo, kanefa rehefa misy teny ambaran'ny Baiboly dia ny sasany lavinareo ankitsirano, ny sasany indray ekenareo. Azafady @izato fahitsiako, mety ho hevitro koa iny ka diso fijery aho, fa raha toa ka mahita teny manazava na manohitra an'io ambony io ao @ Baiboly ianareo, dia lazao mba hahafahanay mandinika sao ny anay koa no tsy ampy fahalalana.
Raha tsy misy kosa, inona izany no tena foto-kevitra ijoroan'ny finoanareo ? Ary inona no porofo ilazanareo fa marina izany ?
Izany akory tsy midika fa tsy misy fondement relijiozy ny zavatra ataoko. Misy tokoa ary mino aho fa tsy misy manohitra ny voalazan'ny baiboly ireo voalazako ireo. Raha misy dia azavao kely, azavao tsirairay...
merci :)
;-)
22. ikaretsaka
(
25/08/2009 14:14)
tywa68:
Fidinirina > tsy mitovy isika soa ihany :lol: (tsiky d ampy no dikan'io an).
Tsy io ihany manko no voasoratra ao anatin'ny baiboly raha momban'ny famelankeloka ... fa io zany no tianao d raisina. :wink:
k'efa hoe tsary mety raha vao ze tiatiana ihany
23. cutie
(
25/08/2009 18:36)
simplex, cutie, ari.malala, Ikaretsaka >>> raha izao hevitrareo izao no ampitahaiko amin'ilay voalazan'ny Baiboly (izay voafintina eo ambony), dia mifanohitra. Izay no manahirana amin'ilay anareo, ny an'i rakapy sns dia napetrany mazava fa tsy inoany na i JK Andriamanitra, na ny Baiboly ho mpanambara ny tenin' Andriamanitra, fa ny anareo dia toa milaza hoe mino ianareo, kanefa rehefa misy teny ambaran'ny Baiboly dia ny sasany lavinareo ankitsirano, ny sasany indray ekenareo. Azafady @izato fahitsiako, mety ho hevitro koa iny ka diso fijery aho, fa raha toa ka mahita teny manazava na manohitra an'io ambony io ao @ Baiboly ianareo, dia lazao mba hahafahanay mandinika sao ny anay koa no tsy ampy fahalalana.
Raha tsy misy kosa, inona izany no tena foto-kevitra ijoroan'ny finoanareo ? Ary inona no porofo ilazanareo fa marina izany ?
tsy hitako le we voafintina eo ambony fa efa be loatra koa le valin-teny ato :-D
24. Veloo
(
26/08/2009 00:35)
90% an'ny zavatra ataoko eo @ fiainana dia lojika sy bon-sens daholo... karazan'le ol tsy mitady antoko sy andininy, a tt bout de champ, loatra ah.
Izany akory tsy midika fa tsy misy fondement relijiozy ny zavatra ataoko. Misy tokoa ary mino aho fa tsy misy manohitra ny voalazan'ny baiboly ireo voalazako ireo. Raha misy dia azavao kely, azavao tsirairay...
merci
na tsy mitady antoko sy andininy ela lesy dia satria ny conscience-la mbola miasa mbola mahay mampisaraka ny tsara sy ny ratsy -------> mbola miteny amin'la ny fanah'Andriamanitra na refuser-la ny conseil-ny
25. ari.malala
(
26/08/2009 10:07)
cutie :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
razakarivola, monsieur le parfait ô! aza misahirana te hahalala izay ato an-dohako, fa ts hahalala izany mandrakizay akory enao. Aleo hoanay syAndriamanitra irery ihany izany fa Izy irery no afaka hi comprendre anà sy izay lazaiko ary izay heveriko momba Azy. Ampy anao zay valin-teny zay?

26. cutie
(
26/08/2009 11:03)
na tsy mitady antoko sy andininy ela lesy dia satria ny conscience-la mbola miasa mbola mahay mampisaraka ny tsara sy ny ratsy -------> mbola miteny amin'la ny fanah'Andriamanitra na refuser-la ny conseil-ny
marina ny voalazam-jy :wink: :wink: :wink: :wink: :wink:
27. tywa68
(
26/08/2009 11:17)
ari.malala:
cutie :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
razakarivola, monsieur le parfait ô! aza misahirana te hahalala izay ato an-dohako, fa ts hahalala izany mandrakizay akory enao. Aleo hoanay syAndriamanitra irery ihany izany fa Izy irery no afaka hi comprendre anà sy izay lazaiko ary izay heveriko momba Azy. Ampy anao zay valin-teny zay?
Efa nampitainjy ve ry Cutie ny avis de recherche a ! sao d tsara apetraka atsy @ Antson'ny fò aza ty :-D :-D :-D :-D
Ari.malala =)) =))
31. bor2lais
(
26/08/2009 12:17)
HS kely njay ity an !
Tsimpona teny ho eny re (ialako tsiny ho an'ireo tsy tia tsimpona) ! Hay tantara mitohy ilay izy !
----------
"Nampitsiky ahy ity ry ...malala. Tena tianao loatra ngamba aho ... Nefa tia anao ..., tena tia anao tokoa ... Tsy mba teny fiteniko io an, fa tena mahatsapa tena te hiteny an'izany aho ka aza tsiny indrindra an! Tia anao ..."
Valiny :
"parfait ô! aza misahirana te hahalala izay ato an-dohako, fa ts hahalala izany mandrakizay akory enao. Aleo hoanay sy ... irery ihany izany fa ... irery no afaka hi comprendre anà sy izay lazaiko ary izay heveriko ... Ampy anao zay valin-teny zay ?"
----
Mahafinaritra ny mitsimpona an !

34. ni81
(
26/08/2009 13:18)
HS kely njay ity an !=)) =))

37. bor2lais
(
26/08/2009 13:39)
D tanjemo oun sô tapaka ny tsinay fa sarotsa b ny mahita taova an !
38. ikaretsaka
(
26/08/2009 14:41)
ary tena tantaram-pitiavana tokoa kay ity raha ity rehefa tsimponina :-D :-D :-D :-D
39. ari.malala
(
27/08/2009 05:55)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tywa, zà koa aza vao haka tsinay any @ bord ko =)) =)) =)) =)) =)) =))
40. tywa68
(
27/08/2009 06:01)
sady toa lavabe hono anie io tsinay io d azo animbinana : sady mbola eo koa i Ika hanome raha tsy ampy :lol: