SOS cheuveux abîmés!!

41. Ratoa ( 04/09/2009 00:34)
Be tokoa ny milaza fa vahana hisarakorako ny volo amin'ny alina . Izany koa ny nataoko taloha? Fa ,isy namako tunisienne nanoro ahy io.
Ataovy dia ho hitanao!!!!!!!!!!!
Faha aza matahotra fa milay be ianao. Raha mahita foulard en soie naturelle tsy dia lafo ianao (solde) dia iny no tena tsara.
Aza adinoina koa ny bain d'huile isan-kerinandro!
42. ni81 ( 04/09/2009 10:37)
Be tokoa ny milaza fa vahana hisarakorako ny volo amin'ny alina . Izany koa ny nataoko taloha?
ny ahy izao dia misarakorako @ alina :)
43. fahamarinana ( 04/09/2009 12:53)
:arrow: ny ahy taloha nisarakorako rehefa matory fa izy lasa mihintsana io dia voatery afatotra !hatrany anaty vilany ve rangahy ahitana volon'ny Faha kouh...efa gravissime e :evil: (l)
44. ni81 ( 04/09/2009 12:55)
ny ahy taloha nisarakorako rehefa matory fa izy lasa mihintsana io dia voatery afatotra !hatrany anaty vilany ve rangahy ahitana volon'ny Faha kouh...efa gravissime e
andramo ilay bain d'huile fa nahatsara ny ahy e!
45. vale ( 22/09/2009 16:41)
[quote=Ratoa]
Ity recette-ko
4/4
1 mesure huile de ricin
1 mesure huile d'amande douce
1 mesure beurre de karité ilay mbola ranony avy natao bain marieiny
1 mesure jus de citron

Anaovana volo isan'andro (kely foana dia ampy) ny huile d'amande douce ihany no tsy misy fofony ary ny asan'ny jus de citron dia manala ny fofona. Misy eny amin'ny pharmacie daholo ireo fa eny amin'ny droguerie no mora . Aty Dago indray dia eny an-tsena no ahitana azy na eny @ Ratsimamanga. Fort Dauphin no be huile de ricin.

bain d'huile
beurre de karité (mivaingana ohatra ny huile de coco izy na mafana be aza ny andro) osory daholo ny volo rehetra, atao mandina tsara. Alona 10h na entina matory. Sasao tsara amin'ny shampoing fampiasanao. Rehefa avy manao brushing dia asi menaka kely (ilay mélange ety ambony) dia asio sérum miaro amin'ny amandoana.
_______________________________________
misaotra betsaka rtoa, dia misaotra anareo mbola nanome torohevitra rehetra, fa nandramako ny huile de ricin, ny huile d'olive, fa tena mahomby izy ato, ny cataplasme an'i Lejoba koa, tena misaotra betsaka ry reto an!! voavonjy ihany ny voloko! mici eeee!!!


(l) :-*
Anareo rehetraretra tsy an-kanavaka!! (l) (fa miala tsiny raha tsy tafandalo firy fa tsy manam-potoana firy tatoato, fa mbola be zavatra manahirana!!!
:-* (l) :-* :-* :-* daholo!!! tena afa-po zah!!! (l) (l) (l)
46. ikaretsaka ( 22/09/2009 18:10)
ary le nosolaina ve efa nandraman'i vale :wink: ?
47. Ratoa ( 22/09/2009 20:28)
tsy misy isaorana é!!!
Aza adinoina fotsiny ny manao bain-d'huile @ beurre de karité!!! isankerinandro ihanydia ampy. Vontoso tsara fa malefaka be mihitsy ny volo rehefa avy eo ary mihatsotra na dia volo ngita be aza. Ny efa tsotra aloha dia tsy lazaina intsony ny hatsarany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1246