SOS cheuveux abîmés!!

21. fahamarinana ( 01/09/2009 12:54)
:arrow: Ratoa : merci ngoda be an ! Ilaiko mihintsy ilay menaka ahosotra isan'andro ! ho andramako ndray io re7 io ! :-* :-*
ari : ok akia,mazava be ! :D (l)
22. ikaretsaka ( 01/09/2009 16:42)
De ho anay tsy de misy volo (ndoha) itony itsony ve afaka manandrana ihany na izany aza
23. ni81 ( 01/09/2009 17:30)
Ilay brshing ve tsara kokoa noho ny lisseur ? na dia efa ceramique e,tourmaline e,sns no vidina?
Nampiasa ilay lisseur aho fa mety be ny volo noho ny natao brushing, fa ny lalina dia lasa henjana be ilay tahom-boloko (ratsy noho ny taloha :( ) dia naleoko nampiasa ilay séchoir tsotra fa dia mampiasa ilay huile de ricin io aho (bain)
ni :aiza no ahitako ilay huile de ricin hoe ? sao dia maimbo aloha
tsy dia be fofona toy ny huile coco ka! fa misy fofona kely tahaka ny huile d'olive (toa mahery aza ny huile d'olive).
Raha misy TATI any aminareo dia mijere any, na koa eny @ parapharmacie misy.
Ny ahy koa ataoko toy ny crème coiffante indraindray fa mangiloilo tokoa.
24. fahamarinana ( 01/09/2009 17:56)
:arrow: ni : tsa misy tatie aty aminay fa kosa be parapha !Ndao fa lalovako rahampitso dia andramako !Lazaiko eo ny tombony sns a !
Ka ny voloko lava be dia tsy vitako ilay brushing akia,fa noheveriko hoe mety ahamora asa ilay lisseur fa migorisa ! :lol:
merci be :-* (l)
25. ikaretsaka ( 01/09/2009 21:12)
raha misy mpanao aero modelisme na le zavatra teleguide mandeha motera (helico, fiara kely, avion kely ) ireny koa ry faha any akaikinareo dia misy mivarotra huile de ricin an.. atapok'ireo @ lasantsy andefasany ny moteran-ireny manko izy io fa izay no systeme de refroidissementy an"ilay motera
26. ari.malala ( 02/09/2009 07:00)
Tsy haiko aloha fa samy manana ny qualité ny volony e, fa ny tena mahatsara ny lisseur iany koa anie ry Faha, ny tahom-bolon-dry no tena iasany e, nefa ny sechoir, ilay rivotra mamay b iny mazàna mandoro hodi-doha!
27. ni81 ( 02/09/2009 08:08)
Ka ny voloko lava be dia tsy vitako ilay brushing akia,fa noheveriko hoe mety ahamora asa ilay lisseur fa migorisa !
merci be
manahirana ihany aloha ny volo lava e! Ny ahy dia izay no nanaovako azy somary tsy lava tsy fohy mba ho mora hanamboarako azy.
Sao mahaliana fa ity misy toro-hevitra fanaovana brushing (toa gasy io olona io)
http://www.videocoach.com/video/coiffure/faire-soi-meme -un-brushing,225.html
28. kelly13 ( 02/09/2009 11:25)
za mampiasa lisseur a cheveux t@ mbola lava b ny voloko, zao efa fohy² (tsy lava tsy fohy) fa mbola ampiasa iany aho refa iny hiver iny! tsy tsapako alou oe lasa henjana zany ny voloko e! au contraire aza refa avelako @ zao le volo d lasa maina sy makina koukou malgré oe asiko creme etc...,samy manana ny toe-bolony marina dol ny oul
29. ni81 ( 02/09/2009 15:00)
za mampiasa lisseur a cheveux t@ mbola lava b ny voloko, zao efa fohy² (tsy lava tsy fohy) fa mbola ampiasa iany aho refa iny hiver iny! tsy tsapako alou oe lasa henjana zany ny voloko e! au contraire aza refa avelako @ zao le volo d lasa maina sy makina koukou malgré oe asiko creme etc...,samy manana ny toe-bolony marina dol ny oul
ny volon-dry efa tsotra dia tsy misy olana, fa raha volo ondulé toy ny ahy vao maika henjana be mihitsy iny tahony iny. Tsy niverina t@ laoniny mihitsy ilay volo raha tsy nofaranako dôly ilay lohany :( Fa misy aloha mahazaka sy tsy mahazaka e!
30. fahamarinana ( 02/09/2009 15:18)
:arrow: ni : maika ve ny ahy sady henjam-be no ngita no oly ka karakory eky no hatao ? Izay ilay vokatry ranomasina sy mananasy ary voasary makirana taloha ! :^)
Ny iafarany angamba katsanana any koa fa manomboka manadary kah ! :lol: (l)
31. ni81 ( 02/09/2009 15:46)
ni : maika ve ny ahy sady henjam-be no ngita no oly ka karakory eky no hatao ? Izay ilay vokatry ranomasina sy mananasy ary voasary makirana taloha !
Ny iafarany angamba katsanana any koa fa manomboka manadary kah !
ouuuu! ny zandriko koa nanisy mananasy fa nanenina mihitsy avy eo fa tsy niverina intsony ilay volony! Ataovy fohifohy fotsiny raha toa ka! dia tsy manahirana loatra ny fikarakarana azy (tsy dia vizaka be ilay sandry misintona), raha mba nifanakaiky mantsy dia nifanampy isan-kerinandro e! :-D :-D
32. ikaretsaka ( 02/09/2009 16:36)
Mahagaga le fiainana a...
Ny lava volo mimenomenona..zaay sola tsy hita ny anaovana azy
33. ari.malala ( 03/09/2009 14:52)
ika, asio menaka kapôty =)) =)) =)) =))
34. Ratoa ( 03/09/2009 19:21)
[u]faha/u]
Eny amin'ny afrikana mivarotra "cosmetics"no mividy ilay beurre de karité. Tena tsara be amin'ny volo sy ny hoditra amin'ny akapobeny io. Na tongotra vakivaky na tànana simban'ny produits d'entretien.
Dia ilay mélange ahosotra isan'andro, ny hariva no borosiho tsara ny volo ialan'ny vovoka sns....dia asio ilay mélange. Kely ihany dia ampy. Dia rehefa hatory , sarony foulard en soie na synthétique na mousseline.
35. ni81 ( 03/09/2009 19:35)
Dia ilay mélange ahosotra isan'andro, ny hariva no borosiho tsara ny volo ialan'ny vovoka sns....dia asio ilay mélange. Kely ihany dia ampy. Dia rehefa hatory , sarony foulard en soie na synthétique na mousseline
ka ny voalaza ange Ratoa dia hoe: tsy azo saronana ny volo @ alina fa avela hiaina tsara mihitsy hono e! nefa ianao milaza fa saronana foulard!
36. fahamarinana ( 03/09/2009 19:57)
:arrow: Ratoa :merci akia ,efa hanao ilay menaka za io !misaotra nanoro !
Fa zao aloha ,ohatrany hitako ny paoziko amin'ilay foulard!dray dray ! toa hampihomehy kada... :-D :-D (l)
37. ni81 ( 03/09/2009 20:25)
Fa zao aloha ,ohatrany hitako ny paoziko amin'ilay foulard!dray dray ! toa hampihomehy kada...
toy ilay manao plakazy retsy e! :)
38. fahamarinana ( 03/09/2009 20:31)
:arrow: ni : ka zay mihintsy arô tsy hanaovako plaquage kalé !...njekaiky o ! tena tsy efako !horera mandehandeha ! hihi :^) (l)
39. ni81 ( 03/09/2009 20:37)
ni : ka zay mihintsy arô tsy hanaovako plaquage kalé !...njekaiky o ! tena tsy efako !horera mandehandeha ! hihi
:D ataovy ao klou e! teneno rams hoe: aza kivy fa mahatsara ny voloko akia ity hono a! :-P
40. fahamarinana ( 03/09/2009 20:45)
:arrow: f'angaha rams fa za raika fô efa tsy mahataty kouh :-D :-D (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5798