pokatti a! lasa aiza elah fa tsy miady ny baolina ééééééééé

1. ouiandry ( 18/08/2009 13:16)
aiza lity izy zany an, toa tsy miady ny baolina ao amabany ao fa nankaiza elah misotro aloha rano, d au vue ny resultat androany d efa mihamafy loha elah fa tsy mbola mendrika ny ho TGV100% Tsisy fangarony alou é!!! :-D :-D :-D
novalian'i ouiandry ny 28/08/2009 09:16
2. xxx ( 18/08/2009 13:18)
hatao mariazy ianareo roa ireo!! :-D
3. ouiandry ( 18/08/2009 13:22)
xxx a, mampalahelo ana anie io mpiray tanindrzana amiko io fa fahanandry zalah lainga nedala d ampanaovindry zala izao sale boulot retraretra zao efa koziko lery fa aty Madagasikara ihany oa no milay sady efa nahonganay ilay mpanao jadona iny d afaka miaina milamm amizay isika fa nedala kely aina d aleony manompo oul toa izay mba hiady ho an'ny tena :evil:
4. pikatti ( 18/08/2009 13:22)
xxx1 :-D
mariazy @ zanaka makorely ve ha ha ha
5. ouiandry ( 18/08/2009 13:30)
aiza izy zany é! tsy miresaka mariazy zany isika satria samy bandy, fa aiza ary izy zany ka na zanaka inn elah na zanaka inn d tsisy resaka mariazy ry pelaka a!!
6. TEGEVE ( 18/08/2009 13:32)
ha ha ha,zanaka pelaka zany elah io satria tsy mahay manavaka akory zay lahy sy vavy :-D
7. pikatti ( 18/08/2009 13:33)
=)) =)) =))
8. ouiandry ( 18/08/2009 13:50)
aiza izy zany é! tsy miresaka mariazy zany isika satria samy bandy, fa aiza ary izy zany ka na zanaka inn elah na zanaka inn d tsisy resaka mariazy ry pelaka a!!
9. Mirananirina ( 18/08/2009 13:51)
mitohy ihany ny hatsikana =)) =)) =)) =)) =))
au vue ny resultat androany
inona io ouiandry???
10. ouiandry ( 18/08/2009 13:54)
TEGEVE:

ha ha ha,zanaka pelaka zany elah io satria tsy mahay manavaka akory zay lahy sy vavy :-D

o lity ry tegeve a! izy mou milaza aminlah oe marina daholo zay lazaina mahakasika an'reo ps reo fa amiko refa manao firesaka bandy amiko d bandy zay fa tsy hijery zay momba anzy zah noho izany d zah tsy mila pelaka sahala aminlah ohatra :-D :-D :-D
11. Mirananirina ( 18/08/2009 13:57)
bogosy anie izany saritavany i ouiandry izany e :)
12. ouiandry ( 18/08/2009 14:24)
Mirananirina:

bogosy anie izany saritavany i ouiandry izany e :)

merci mirananirina!!! :-D :-D :-D :-D
13. dadabe ( 18/08/2009 15:59)
io fa raikitra ny fikotina politika le hahaha

HISY MARIAZY VIRTOALY IHANY ATO NY FARANY LE


ouiandry+ pikkati kayy leuleu maty aho basinjanako...ao fa zah vonona hanome tsodrano ee :roll:
14. AndriambyII ( 18/08/2009 16:27)
"Resaka pédaka sy koksa ary fivarotam- body sisa izany no ato é !!lasa marikoriko beuu lé tafanareo ry zalah !mba kôz zany !! tsss . :roll: :roll:
15. pikatti ( 18/08/2009 23:28)
ouiandry+ pikkati kayy leuleu maty aho basinjanako...ao fa zah vonona hanome tsodrano ee

dadabe =)) efa voendin'ny rajako dadany lery iny de mandova le toetra ratsy,fa tsy mbola very fanantenana alou zah é,mety mbola voatsabotsika ihany lery io :-D
16. ouiandry ( 19/08/2009 04:41)
pikatti:

....fa tsy mbola very fanantenana alou zah é,mety mbola voatsabotsika ihany lery io :-D

dray dray raha efa maina be aloha d aza manantena ntsony fa zah kosa tsy ampiasa lubrifiant isakin'ny mandeha aminao eo klé :-D :-D :-D fa raha mbola lonaka tsara ka tsaratsara entana otran'i mamanao enao d partant kosa za klé :-D :-D :-D mba kozy é!!! fa condition aloha d sipa i pokatti fa tsy bandy an!!! :-D :-D :-D d momba ny politika alou d aza manantena ninn fa i ouiandry mandrapahatafatsangan'ny IV repoblika d TGV100% Tsisy fangarony na inn kindona na inn kihantra :evil: :evil: :evil:
17. pikatti ( 19/08/2009 08:25)
mba kozy é!!! fa condition aloha d sipa i pokatti fa tsy bandy an!!


ary very be enao zany nefa tsy mahalala n'inon'inona akory ,zany marina refa tgvfopla

i
ouiandry mandrapahatafatsangan'ny IV repoblika d TGV100% Tsisy fangarony na inn kindona na inn kihantra

ary efa mitady hibolila ndray elah f'angah tsy mandra-pahafaty ny hoe tgvendrana ,inona ndray no nahazo an'elah alina tao klé,ataonareo inona ndray ary le zalahy ty :-D
18. ouiandry ( 19/08/2009 09:12)
pikatti:

ary efa mitady hibolila ndray elah f'angah tsy mandra-pahafaty ny hoe tgvendrana ,inona ndray no nahazo an'elah alina tao klé,ataonareo inona ndray ary le zalahy ty :-D

aoka less fa elah no nateraka hanompo oul fa tsy ny fiankam's nay, mbola averinay fa nanampy an'i Andry Rajoelina zahay nentina nanongana an'i Ravalomanana satria saika hangalatra ny fanananay ity Ravalomanana ity, d refa tafatsangana ny IV repoblika d vita soamantsara ny asa nampanaovina an'i Andry Rajoelina d avelao izy hiverina hanao bizina fa any ihany no tena mampilay an'i nedala :-D :-D :-D
19. pikatti ( 19/08/2009 12:48)
refa tafatsangana ny IV repoblika d vita soamantsara ny asa nampanaovina an'i Andry Rajoelina d avelao izy hiverina hanao bizina

hay ve elah hanaiky fa saribakoly le voalavobitro e :-D :-D :-D
20. ouiandry ( 19/08/2009 13:46)
pikatti:

hay ve elah hanaiky fa saribakoly le voalavobitro e :-D :-D :-D

tsy zay no tiako lazaina fa oe ni-rendre service ho an'ny vahoaka Malagasy i Andry Rajoelina ary ny tena milay be d nedala no naharava an'ilay babylon system, mafy be lery an, d lasantsy koa aloha no nahitan'ny fianakam's an'i Andry Rajoelina é! fa nedala kou victimen'ny fitondran'i Ravalomanana an!!! fa ho anay mou d nitady toko izahay ka sendra vato d zay mahatonga anay ho TGV100% tsisy fangarony!!! o lity ry pokatti elah lity toa tsy d mahay dissertation fa sahirana aratsolaitra angaha elah :-D :-D :-D sa kely d niala nianatra fa tsara entana d kinga @ le zavatra iray :-D :-D :-D zah less tena otrany reveko ihany rah mba miainga kely any aminlah any klé :-D :-D :-D mba ahitako ny tsiron-kanina :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0553