Bevoka mila soso-kevitra maika.

21. xxx ( 21/08/2009 12:58)
[quote=ravakamalala]
Ny olana dia avy aminy ihany, izy dia dominant @ rehetra, na ara-kevitra, na ara-pitaovana, ny ara-bola moa efa tsy lazaina intsony. De zah toy ny saribakoly foana isanadro lava izao.
Zah anefa miezaka tsy miteny rehefa izy sorena sy tezitra, ary efa imbetsaka zah no niezaka hifandamina fa izy no tsy miraharaha zay mba tsy tiako hatao, kanefa raha misy zavatr tsy tiany de mitandrina mafy zah mba tsy hanao le izy, satri tsy tiko le ady lava toy zao.


22. rtcflora ( 21/08/2009 14:04)
za efa mba toa anao tam za ko vao bevoka
fa sody manana sipa izy de mahina amn atony ka tsy tiny anketena de ny adiny no ataony tonga aloha
ka mivava mafy amn'andriamanitra fa izy no mahefa ny zvt rehetra de mahereza.
za ko efa bevoka 8 volana toa anao fa zahay efa mlamina
mirary soa e!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2841