Accord n°5 tany Maputo

41. ouiandry ( 18/08/2009 13:14)
pikatti:

aza mbola mitsoaka zany lesy an,misotroa ranomangatsiaka fotsiny é

ka io ambony io zao tsy manao ping-pong tsika mitsam fa taraik'elah fa asa na mitsindrona na maninn zah zao mahavaly fona sady mba lavalava le kozy fa ny anlah d asa na niady nareo sy ny soratra na aona fa toa tsy d maharaka elah ny fahitako anazy fa efa nihatsara aloha satria efa mba mi-resista ihanby elah tsy toa ny taloha é!!! tohizo fa mety efa mba afaka hitrerona ny GTT elah rah zao no mitohy atsy hoatsy a!


42. pikatti ( 18/08/2009 13:17)
ka io ambony io zao tsy manao ping-pong tsika mitsam fa taraik'elah fa asa na mitsindrona na maninn zah zao mahavaly fona sady mba lavalava le kozy

valiny vilana zany klé,sady elah elah angah mpitsindrona :-D
43. ouiandry ( 18/08/2009 14:14)
pikatti:

valiny vilana zany klé,sady elah elah angah mpitsindrona :-D

ka elah ela lotra d lasa ihany ny saiko kay elah mbola nanapetsa kely fa nandalo i TEGEVE d tsytiany elah raha maina be klé :-D :-D :-D :-D :-D
44. dadabe ( 18/08/2009 15:48)
karaha misy miroko ato zany kleaza a ...nefa mety ho bandy lindinakika be a :roll:
45. Noue ( 18/08/2009 17:18)
lasa accord n° tsy hay intsony ny ato zany aa :-D :-D :-D :-D :-D :-D
46. AndriambyII ( 18/08/2009 17:38)
Ireny accord ireny no atao hoe scenario politique , de la part des politiciens qui n' ont pas des principes politiciens ( politicards ) .On cherche toujours la petite béte pour le transformer en gibier de potence .
Les pro-mouvances corrompus de tout bord se targuent d' étre les porte paroles du peuple , mais ce qu' ils ignorent ,c' est le nombre des gens qui sont trés préts a déraciner completement les effets nefastes des relations internationaux qui ont mis Mada dans cette situation de dépendance totale envers les forces exterieurs .Ouchhh!!! on va se souvenir de vos prestations comediennes dans nos livres d' histoire pour les leguer à nos descendants .
Mon pauvre pays , je pleure pour toi !! :cry: :cry: :cry:
47. pikatti ( 18/08/2009 23:24)
ka elah ela lotra d lasa ihany ny saiko kay elah mbola nanapetsa kely fa nandalo i TEGEVE d tsytiany elah raha maina be klé

ary leity tsy mahalala raha tsy resaka maina io foana sa efa vita tao ndray elah zany,tgv ve less de hamela an'elah ho maina zany a


lasa accord n° tsy hay intsony ny ato zany aa

efa lasa accord n°46 :-D :-D :-D
48. ouiandry ( 19/08/2009 05:05)
pikatti:

ary leity tsy mahalala raha tsy resaka maina io foana sa efa vita tao ndray elah zany,tgv ve less de hamela an'elah ho maina zany a

ary marary anlah mintsy le resaka maina an! d ho sanatria ve lity ho tonga @ le adage manao oe "il y a que la vérité qui blesse" aoaka kosa less fa tena tsy fanahiniako iny klé :-D :-D :-D rah tena touchée any @ le personnalité anlah less elah d azafady a!! elah ange efa teneniko oe aza laniandro mametaka afisy oa,fa mba manambomboara tena fa sady efa maina no tsy mahavatena d lasa tsy mety miakatra tsony ram's @ al :-D :-D :-D fa raha toa moa elah mbola tsy maina ka tsaratsara entana d eo fa asiko sarin'i J.LO refa otranzay isika d tsy koi na somary rajakoo aza ny tarehy :-D :-D :-D fa ny important d tsara sy lonaka tsara ny entana :-D :-D :-D
49. pikatti ( 19/08/2009 07:53)
fa raha toa moa elah mbola tsy maina ka tsaratsara entana d eo fa asiko sarin'i J.LO refa otranzay isika d tsy koi na somary rajakoo aza ny tarehy fa ny important d tsara sy lonaka tsara ny entana

nanonofy ratsy ndray elah zany ,zay anie efa nolazaiko é,miboredika le tary

ary marary anlah mintsy le resaka maina an! d ho sanatria ve lity ho tonga @ le adage manao oe "il y a que la vérité qui blesse"

mino aho fa tena pédophile ty bandy ty,ary hitako ny olona ao am-piangonanao ao mitsoka anao,maninona hono dada tsy manao diakôna ntsony :-D
50. ouiandry ( 19/08/2009 08:07)
pikatti:

mino aho fa tena pédophile ty bandy ty,ary hitako ny olona ao am-piangonanao ao mitsoka anao,maninona hono dada tsy manao diakôna ntsony :-D

efa nolazaiko fa de préférence oa 23ans na latsaka kely tsy maninn fa MAJEUR an! kanefa mou to hitako fa efa tsy d lonaka tsony matoa tsy sah mamaly :-D :-D :-D
51. pikatti ( 19/08/2009 08:12)
o ry ngahy pasy o,efa kobon'olona lesy na elah ny tranon'elah na ny fiangonan'elah fa aza mila bala eo é,de tsy menatra akory leity mitatata eto de miangona beuuurk :-D
52. ouiandry ( 19/08/2009 09:37)
pikatti:

o ry ngahy pasy o,efa kobon'olona lesy na elah ny tranon'elah na ny fiangonan'elah fa aza mila bala eo é,de tsy menatra akory leity mitatata eto de miangona beuuurk :-D

mampimé ana less elah ry pokatti, hita mintsy oe lam séebai :-D :-D :-D efa lazaina elah oe maka soupape any @ ra-hery fa tena fanina tanteraka d zao mialatsiny @ ilay oul afangaron'ity pokatti ity amiko aho satria fanina kalavavy ka afangarony daholo ny oul rehetra :-D :-D :-D
53. pikatti ( 19/08/2009 12:44)
maka soupape any @ ra-hery fa tena fanina tanteraka d zao mialatsiny @ ilay oul

ataon'i Rahery inona ary zany ouiandry zany ,klé;zao ny afatra avy any,"lafo be le cyber é,elah toa tsy hita ntsony,faizin'i pikatti vé"
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075