Accord n°5 tany Maputo

21. Rajakoo ( 18/08/2009 11:06)
Zanako o anao ty mar)o tsy mahafantra zazaviavy eky,zahà hely edy ny momba an'i pikati,sa anao ty olo tsy mahay taratasy koa :oops:
22. pikatti ( 18/08/2009 11:07)
Aza omena tsiny ny olona marary saina é :-D
23. ouiandry ( 18/08/2009 11:16)
elah oa ry pokatti no mitapy raha mbola hiresaka @ marary saina satria efa fantatr'elah ve fa oul marary saina d mbola resahana, zah alou d miteny fa elah d oul salama aratsaina tsara fa rah tsy zany zah tsy nifanala taminlah teto fa ny fantatro ary fantatrin'ny oul eto d elah oul mpisolelaka sy mpanompo oul tsy afaka manao fehezan-teny maromaro ary ny tena loza d araka ny kozi mandeha d toa sahirana elah ara-panoratana fa otrany tsy ampy solaitra lotra :-D :-D :-D :-D
24. pikatti ( 18/08/2009 11:25)
zah less tsy mpanao gazety fopla ahotranareo a ,ny ahy lesy tonga de hady vomangan'i kirijavola ihany ,droit au but ,tsy mpitantara nofy hotran'elah :-D
25. ouiandry ( 18/08/2009 11:25)
nitsoka le pokatti klé, nipitsika fa sendra ny fianakam's mafy loha, :-D :-D :-D :-D :-D
26. Rajakoo ( 18/08/2009 11:28)
mbôla tsy ampy an'i pika anô zanko ô :-*
27. zama91 ( 18/08/2009 11:36)
aleo hampiahavanina mihitsy elahy ry andrywui @an'i pikatti fa tsy mety izao an
28. ouiandry ( 18/08/2009 11:43)
zama91:

aleo hampiahavanina mihitsy elahy ry andrywui @an'i pikatti fa tsy mety izao an

pokatti ary efa iny lasa nipitsika iny d namoka PS vaovao io njay klé, d zah ange lity tsy miady @ pokatti satria maivana be nedala fa mba manala anedala zah é, amizay nedala mba mafimafy loha fa mampalahelo anie lity ny anaovan'ny GTT anedala aiza less ka d hitandry zalah oe pelaka lery d asaindry zalaha milelaka sy manompo andry zalah fotsiny klé :-D :-D :-D mino aho fa mba hi se revolter amizay nedala ato ato fa tsy anarandrenirano toa ny fanaony teo aloha teo satria mino aho fa mba hangalatahaka ny hamafisan'ny lohan'ny TGV100% tsisy fangarony nedala
29. pikatti ( 18/08/2009 11:47)
mampalahelo anie lity ny anaovan'ny GTT anedala aiza less ka d hitandry zalah oe pelaka lery d asaindry zalaha milelaka sy manompo andry zalah fotsiny klé mino aho fa mba hi se rev
message

tongava hoa enao any raha te ho teraka é
30. Rajakoo ( 18/08/2009 11:49)
Andeso @nay atô zaza tsisy loha io ,atao tsabo raha hely :*
31. ouiandry ( 18/08/2009 12:03)
Rajakoo:

Andeso @nay atô zaza tsisy loha io ,atao tsabo raha hely :*

ka maninn rah elah mintsy no avy maka anazy lity le rajakoo sa efa tsy d afaka mikazakaza tsony :-D :-D :-D milay be less fa mba misy analana azy njay elah @ le mivoka pokatti d miditra zam91 d avy eo njay tonga rajakoo eto isika tsisy miala eto é! zay miala alou kely aina tsy mendrika ny ho TGV100% Tsisy fangarony :evil:
32. pikatti ( 18/08/2009 12:05)
fanina ndray andrywui zany klé,zany refa mitady kah,ataon'olona bôlina voadaka daholo ny lafiny retra :-D
33. ouiandry ( 18/08/2009 12:21)
pikatti:

fanina ndray andrywui zany klé,zany refa mitady kah,ataon'olona bôlina voadaka daholo ny lafiny retra :-D

ary elah lity tena mampimé fa ze mahazo anlah d everinlah fa mahavoa ny oul, milay ny mifanala aminlah ka, d elah oa tsy mahay mandaka izany satria raha nahay nadaka elah efa elah no nodakanlah reo GTT mipeka anlah isakin'ny mandeha reo :-D :-D :-D
34. pikatti ( 18/08/2009 12:27)
raha nahay nadaka elah efa elah no nodakanlah reo GTT mipeka anlah isakin'ny mandeha reo

voadakany dry zalahy tao nga elah ,mbola tsy ampy ve ny capsat é :-D
35. ouiandry ( 18/08/2009 12:30)
hay ve tao ihany elah é, ka za averiko fa torana tao elah d efa nalefako ny SOS pompier knou :-D :-D :-D
36. pikatti ( 18/08/2009 12:33)
:-D nga elah mpiasan'ny pompier ndray le mpiandry fasana teo iny
37. ouiandry ( 18/08/2009 12:45)
ka elah elaela tsy nipoitra d everiko oe torana kay mou nisotro rano fa sepotra be knou :-D :-D :-D
38. pikatti ( 18/08/2009 12:53)
nandalo teo ny papan'elah teo de lazaiko izy hoe mbola miresaka hoa zah ,tonga lery de kopy fa hoe le zazany ndray no miresaka amiko io,fa entre antsika aloha e,fa efa nadalo an'ireny hopitalin'olo adala reny tokoa ve ty elah é,tsy izany mantsy fa ny fanasitranana azy ireny de zao hataoko @ lah zao ,ha ha ha,ary hitako elah mila fitsaboana :-D
39. ouiandry ( 18/08/2009 13:02)
o ry pokatti sao d elah alou no oul adala fa raha adala elah za tsy hifanala aminlah eto tsony an! manahirana be mantsy zany miresaka @ adala izany ho an'ny olonkendry toa anay, mino aho fa olon-kendry elha fa saingy soumis fotsiny ka, d zao efa ampanaoviko entrainement elah izao mba homafymafy loha ka aza manompo oul tsony fa mba mitraotra, enonlah ve zany fampénarana ataoko anlah zany é! :?: :?: :?:
40. pikatti ( 18/08/2009 13:07)
za tsy hifanala aminlah eto tsony an! manahirana be mantsy zany miresaka @ adala izany ho an'ny olonkendry toa anay

aza mbola mitsoaka zany lesy an,misotroa ranomangatsiaka fotsiny é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0644