dia ahoana izao ny vahoaka @izao ora izao e?

1. ketaka67 ( 17/08/2009 13:03)
to tsy mba misy mpiresaka ilay vahoaka é? mba te-ahazo vao² ah fa tara indray
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:38
2. bazylou ( 17/08/2009 15:11)
manenjeha train , raha azonao le tgv, :-D :-D :-D :-D
3. ketaka67 ( 17/08/2009 15:22)
bazylou:

manenjeha train , raha azonao le tgv, :-D :-D :-D :-D



ny ahiko moa dia ny lohany lasa aloha fa ny wagons tavela aty afara ko :-D le lokomotiva toa miteufteuf be,,,,,,sao dia tokony hifindra?????marina mo ouuuuuuu
4. Noue ( 17/08/2009 16:40)
mbola variana miady seza ry zareo kooo :-D :-D :-D :-D :-D jereo ny dinika ao ambony ao ee
5. pikatti ( 17/08/2009 22:38)
seza iray ao no taingenan'olona efatra ,samy tsisy manaiky ny hifampizara ,hé hé hé,mbola lavitra ny dia ny lohan'ny tgv ty efa any anaty hantsana :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0762