Aiza ny komentera ny interview ee ?
1. Noue
(
15/08/2009 08:10)
Mba hasio komentera kely oe ilay inreview ee ! ity zao aloha misy iray.
[size=70]Soirée politique intéressante sur l’audiovisuel malgache hier soir. Mais l’évènement le plus intéressant n’aura pas été le show de Andry Rajoelina sur la TV Nationale. Face à trois journalistes que nous qualifierons sobrement d’acquis à sa cause pour respecter le pacte tacite de non-agression entre journalistes, le Président de la Haute autorité de transition a donné une interview sans couleur, sans saveur, sans nouvelles fraîches. Donc sans intérét. Il n’a fait que répéter ce que ses griots racontent depuis une semaine sur les Accords de Maputo, tout en habillant son argumentation des habituels relents de fitiavan-tanindrazana (patriotisme), qui ne semblent pas convaincre grand monde, méme dans son propre camp. La seule chose qui nous a amusés fut un lapsus de Monsieur Rajoelina, qui en parlant du côté inclusif de la gestion de la transition, avait dit « iaraha-tatahana », avant de corriger tout de suite par « iaraha-tantanana ». Nuance importante, mais les férus de psychologie qui disent que les lapsus sont révélateurs, apprécieront.[/size]

novalian'i pikatti ny 15/08/2009 17:20
3. zoam
(
15/08/2009 08:38)
olona efa ho very seza bientot ve :-D :-D :-D
oblige hizara seza 7 an'i legaliste ,7 an'i zafy ,7an'i ratsiraka,ho maro ny very seza :-D :-D :-D
any MAP auto 2 OK
oblige hizara seza 7 an'i legaliste ,7 an'i zafy ,7an'i ratsiraka,ho maro ny very seza :-D :-D :-D
any MAP auto 2 OK
4. terrywui
(
15/08/2009 08:56)
o lety ry zoam a! ary innn no ataonlah irery ato amin'i Noue ato ?? eo elah de tsy menatra akory mipetra-drery miaraka amin'ny noue ato amin'ny maizimaizina ato !! ha ha ha ha !!
5. zoam
(
15/08/2009 09:09)
tena vendrana marina ity tgv ity ,aiza ka hoe decolle hono ny toe karena malagasy ao anatn'ny transition,f'angaha moa tsy hikarakara ny fivivdianana hoamin'ny rafitra legal ny transition,fa tsy manana programe hafa na hoe hieritreritra ny hanao signature ny contrat minier ohatra ,tena vendrana.
6. terrywui
(
15/08/2009 09:14)
ary innn iany lety ry zoam no ataonla ato atranon'i noue matetika ato aa!! sady mody faninnnn b elah zan aa!! io noue misy mitady vao masilll be ndry aa !! zoam
7. ouiandry
(
15/08/2009 09:18)
terrywui:
o lety ry zoam a! ary innn no ataonlah irery ato amin'i Noue ato ?? eo elah de tsy menatra akory mipetra-drery miaraka amin'ny noue ato amin'ny maizimaizina ato !! ha ha ha ha !!
manapetsa ny efa maina less izy ry terrywui a! tsy tadidnlah angah fa io anie no nadorondry zalah an'i zokibe teto é, satria hita fa tsy milamm mintsy ity kala ty satria efa maina be d tsy d tian'ny ram's-ny hiakarana intsony @ al d io izy mitady afisy apetaka erakin'ny tanana io, ka rah tsy mpametaka afisy ny oul ka oe, aza kizintina lotra ramatoa fa tsy zahay anie no nanamaina ny tsaramasonao ka aty enao no hilavaniny isan'andro lava zao é! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. terrywui
(
15/08/2009 09:29)
manapetsa ny efa maina less izy ry terrywui a! tsy tadidnlah angah fa io anie no nadorondry zalah an'i zokibe teto é, satria hita fa tsy milamm mintsy ity kala ty satria efa maina be d tsy d tian'ny ram's-ny hiakarana intsony @ al d io izy mitady afisy apetaka erakin'ny tanana io, ka rah tsy mpametaka afisy ny oul ka oe, aza kizintina lotra ramatoa fa tsy zahay anie no nanamaina ny tsaramasonao ka aty enao no hilavaniny isan'andro lava zao é!:-D :-D :-D :-D :-D
10. eh
(
15/08/2009 09:56)
efa vizana tsy manana ho lazaina intsony ireto tgviste ireto é! fananan'ny olona manokana any no hanaovana resabe eto!!! tena tg vendrana marina an!! hazo amoron-kady nareo é!! tsy ho ela hoaaaaa!!!! hiaraka hahita isika fa samia ho ela velona é!!! :lol: 8)
11. xxx
(
15/08/2009 10:13)
xxx:tsy atao mahagaga zany, iza no tsy mafantatra fa tena mitapy ireo?
Ireto family Andrywui representz-reto tena efa lasa mitapy mihitsy. sana ange io e!
04-08-2009 23:18:49
lery ity tokoa ary sao tsy misy taratasy de eto nomba hafaka mitabataba????
05-08-2009 13:26:11
Bande efa nisy antécédent psychiatrique anie ty bandy tsisy paps ty e
06-08-2009 14:47:30sady @ zay olona 1 ireo fa tsy misy anizany fianakams zany
fa matahotra mafy le PS ve elah ty e,tsy mahafaty anelah io fa aza be taraina hoa,efa hoe kobo elah oz gasmlay le tary tsisy paps ,hiafara ao Fresnes ao ty elah ty klé,
Farany manafatra ny capsat ao fa asaivo mandalo any hono ny bôfin'elah,zanak'i mamalena klé
12. xxx
(
15/08/2009 10:52)
terrywui:
manapetsa ny efa maina less izy ry terrywui a! tsy tadidnlah angah fa io anie no nadorondry zalah an'i zokibe teto é, satria hita fa tsy milamm mintsy ity kala ty satria efa maina be d tsy d tian'ny ram's-ny hiakarana intsony @ al d io izy mitady afisy apetaka erakin'ny tanana io, ka rah tsy mpametaka afisy ny oul ka oe, aza kizintina lotra ramatoa fa tsy zahay anie no nanamaina ny tsaramasonao ka aty enao no hilavaniny isan'andro lava zao é!:-D :-D :-D :-D :-D
efa maina efa elabeuh!
Petsao ao fa sao lahy very @laingany ao an!
Ianareo anie no mba namany azony hanalana ny hakizitinany eto eh!
Defoulement re izany ! :-D :-D :-D :-D
14. xxx
(
15/08/2009 12:43)
Enareo koa dia lany andro mihady hevitra a@io tEry oui ,tEry saina io,resaka ny mamo toaka ny an'io ry ireto a!,hataovy kabary tsy valiAna!
15. xxx
(
15/08/2009 14:26)
xxx:
misy librifià mora hoan'lé karantenina ato raha mbola tsy petsa!!
Efa maina be hoaaaaaaaaa eeee!
16. pikatti
(
15/08/2009 17:20)
misy librifià mora hoan'lé karantenina ato raha mbola tsy petsa!!
messageaza lanin'elah rery ao @ capsat ao le kôzy fa mba zarao @ bôfin'elah koa bainn a =))