ETSY KELY ANIE E !
41. ni81
(
13/08/2009 07:14)
malahelo an'i bokona ndray endrika, zay lay hoe taitra ny oul tsy mba taitra ka taitra irery vao mamaky takotra hummmm!
Zà ry endrika tsy mba tia mangatak'andro io loatra a! Ary mahakamo ahy ny olona efa @ ora farany foana vao mikoropaka...
ni81 > Aza atao mafy be lay antso,ndrao mbola matory izy:-P
Aleo ho henony any @ zay izy mamaly ny antso malaky.
Ha ha ha ha,aleo alou asiana fiomehezana be,ny voa aza ve vao hafafy da,efa bobongolo aiza kou! Mapmeh beuhKa rehefa nampirimina elabe kosa dia manjary simba koa! Tsy maniry intsony avy eo!
42. nathie86
(
13/08/2009 09:33)
ni :arrow: ay ve ka nisy an'zany eh hahahahaha
lejoba>>> mety ho marina zany an :^) :lol: :lol:
lejoba>>> mety ho marina zany an :^) :lol: :lol:
43. endrika01
(
13/08/2009 10:03)
ni81:Efa nofatenana tsara be,doly reo masomboly kou,de efa natapy andro tsara vao nampirimina ndrao lo na bobongolo :P fa zao wa e,tsy ratsy kosa alou ny nametrahako anle dinika a! Raha ataontsika we,efa niova filamatra izy ohatra,da tokony izy mbo nanisy affiche beuh we, o ry namana serasera e! Manasa anareo jiaby ny tenako,mbo hoavy hanotrona,ny(..)efa natao iany reh tompoko! Ny fanipazana na ny famborahako fa da,liana t@le endrikin i tsiambaratelo iny aho,nefa any tsa mba nomeny valiny mahafa-po,ka tapaka ny hevitra ka (...)=))=))=))=))=))=))=))milay tokou raha tena mba misy reel lay fitambarany namana serasera a! :D de apetrakan-dry zareo ato am dinika,deu deu,asiana mpikabary kely,deu deu asiana tononkalo sy soratsoran-tononkira,deu deu,asiana mpitso-drano,deu deu tena mba le mpikabary avy amin-drazazavavy hafa( fa namana serasera iany an!) de hafa kou ny mpikabarin-drazalahy! Tonga zany de grande salle ny dinika forum,da ny namana doly ny mpanafana!:roll: :roll: :roll: tsa we tantara foroporonina an!Fa lay tena reel,hi hi hi,Tsa misy sahy hanao anizany eo,angamba na tambazana aza hi hi hi se avieo njay :-D:-D:-D:-D
malahelo an\'i bokona ndray endrika, zay lay hoe taitra ny oul tsy mba taitra ka taitra irery vao mamaky takotra hummmm!Zà ry endrika tsy mba tia mangatak\'andro io loatra a! Ary mahakamo ahy ny olona efa @ ora farany foana vao mikoropaka...ni81 > Aza atao mafy be lay antso,ndrao mbola matory izy:-P Aleo ho henony any @ zay izy mamaly ny antso malaky.Ha ha ha ha,aleo alou asiana fiomehezana be,ny voa aza ve vao hafafy da,efa bobongolo aiza kou! Mapmeh beuhKa rehefa nampirimina elabe kosa dia manjary simba koa! Tsy maniry intsony avy eo!
44. ni81
(
13/08/2009 10:18)
Misy izay ilain-dry rehetra ato @ mpikambana serasera ka! Mpihira, mpikabary, mpanao poezia @ mariazinareo, mpitoriteny, mpanao sakafo, mpampandihy, mpanjaitra, mpanao volo; mety mbola misy hafa ilain-dry angamba fa tsy arako intsony e!
Ary sao dia mba efa raikitra aloha nareo sy Caprio fa mody mampiesona eto fotsiny ndry e? Kouny? zà marina efa nikatsaka sy nitady mafy ilay dinika fa tsy hitako tsony mihitsy e! :D
Ary sao dia mba efa raikitra aloha nareo sy Caprio fa mody mampiesona eto fotsiny ndry e? Kouny? zà marina efa nikatsaka sy nitady mafy ilay dinika fa tsy hitako tsony mihitsy e! :D
45. endrika01
(
13/08/2009 11:54)
ni81:ni81 >Misy mpanao hatsikana sy hiragasy kounkou :P Fa zao aloha e,angah nikozikozy tamin i ni. Tany izy hoe ;-) shut,raha vao mikozy da tonga de bitsibitsio anah :-P we inn no lazainy! Tsy maninona na tsa hita le dinika e,fa zah lou,mino marimarina fa tapa-tsinay be ao ambadiky ny ordi ao izy e,mamaky ny dinidinika ambany tafon-trano eto. =))=))=))=))=))=))=))
Misy izay ilain-dry rehetra ato @ mpikambana serasera ka! Mpihira, mpikabary, mpanao poezia @ mariazinareo, mpitoriteny, mpanao sakafo, mpampandihy, mpanjaitra, mpanao volo; mety mbola misy hafa ilain-dry angamba fa tsy arako intsony e! Ary sao dia mba efa raikitra aloha nareo sy Caprio fa mody mampiesona eto fotsiny ndry e? Kouny? zà marina efa nikatsaka sy nitady mafy ilay dinika fa tsy hitako tsony mihitsy e! :D
46. Papoose
(
13/08/2009 18:07)
papoose, t hande TDM ndra nga ndroky e:-D :-D ieeee raha ohatra ka miaraka @ olona tena lafatra!! :D
47. endrika01
(
14/08/2009 09:41)
ni81:Tsa mbola misy lilinina zany kou,raha tsy izany vy ahako sahy mametraka ty dinika ty eto i , :-P raha efa misy lilinina angamba zah ataony...Kefa we le graine ary vao hafafy!!! =))=))=))=))=))=))=))=)) fa zao kounkou,efa atomotra iany ty ny fitsingerenany taona nahaterahan i endrika01 ,ka izy alou zao no tedavina hanome kado kou =))=))=))=)) tsary kado be manakory alou fa,refa mipitra eo izy vo kozina!!! :-D:-D:-D:-D
Ary sao dia mba efa raikitra aloha nareo sy Caprio fa mody mampiesona eto fotsiny ndry e? Kouny? :D
48. ni81
(
14/08/2009 12:57)
Tsa mbola misy lilinina zany kou,raha tsy izany vy ahako sahy mametraka ty dinika ty eto i , raha efa misy lilinina angamba zah ataony...Kefa we le graine ary vao hafafy!!! fa zao kounkou,efa atomotra iany ty ny fitsingerenany taona nahaterahan i endrika01 ,ka izy alou zao no tedavina hanome kado kou tsary kado be manakory alou fa,refa mipitra eo izy vo kozina!!!ka ny resaka aza tsisy mangirana ve dia ny KDO no andrasana? :lol: :lol: :lol: toi izany ange ka manao ilay hoe: valala eny an-danitra ka asiana sira e! Sa :?: Dia raha tsy manome izy izany dia tsy raikitra? :-P
49. endrika01
(
14/08/2009 15:44)
ni81 >ka tonga alou de izay no ilaina ny resaka e,we maninona ary izy no nipoitra tampoka be hatrany ,tamininy dinika iny,da nisy inona no tsy nipoitra tampoka be hatrany izy,refa toroko njay zao no manao ny antso =))=))=))=))=))=))=)) zao zah efa vonona be mintsy ny hamaly,zay zvt fonosoniny dinika iny!!! :-D:-D:-D de zao izy tsy sahy mipoitra,da nino tokou ve nareo fa fitiavana no nofonosin izy iny,(anjaso klou,aza mbola misy miteny alou we,ka njy tara loatra kou)da faly namporisika aby =))=))=))=))=))=)) (vazivazy kou manaraka eny iany :P )
50. ni81
(
14/08/2009 16:13)
ni81 >ka tonga alou de izay no ilaina ny resaka e,we maninona ary izy no nipoitra tampoka be hatrany ,tamininy dinika iny,da nisy inona no tsy nipoitra tampoka be hatrany izy,refa toroko njay zao no manao ny antso zao zah efa vonona be mintsy ny hamaly,zay zvt fonosoniny dinika iny!!! de zao izy tsy sahy mipoitra,da nino tokou ve nareo fa fitiavana no nofonosin izy iny,(anjaso klou,aza mbola misy miteny alou we,ka njy tara loatra kou)da faly namporisika aby (vazivazy kou manaraka eny ianyraha izaho aloha dia nitady hafa aho fa hiandry izay olona tsy hita manaiky tsy hita mandà kosa ve? hehe! :D
51. endrika01
(
14/08/2009 16:32)
ni. > leo,leo be angamba marina izy kou :-D raha ianareo kosa ve no tratriny message vocaux isaky ze miantso,tao anatiny 3 volana mou we izy zay i ,hi hi hi =))=))=))=))=))=))
52. ni81
(
14/08/2009 17:20)
ni. > leo,leo be angamba marina izy kou raha ianareo kosa ve no tratriny message vocaux isaky ze miantso,tao anatiny 3 volana mou we izy zay i ,hi hi hiaza be fangatak'andro eo @ zay atao e! :lol:
53. endrika01
(
15/08/2009 08:26)
ni81> efa toetra reh,lay tsy mba maikamaika io,hany ka tsapako hoe sorena be doly,ireo miandry ny fanampahan-kevitro,hi hi hi,nefa milay be lay mijery ny endrikizy ireo,feno tsiky sy miramirana refa okay ny valin-teny =))=))=))=))=)) :roll:
54. ni81
(
15/08/2009 11:19)
ni81> efa toetra reh,lay tsy mba maikamaika io,hany ka tsapako hoe sorena be doly,ireo miandry ny fanampahan-kevitro,hi hi hi,nefa milay be lay mijery ny endrikizy ireo,feno tsiky sy miramirana refa okay ny valin-tenyfa efa raikitra ve sa ahoana e? :roll: Lazao ny tena marina! :-P :)
55. endrika01
(
16/08/2009 10:06)
ni81:
fa efa raikitra ve sa ahoana e? :roll: Lazao ny tena marina! :-P :)
maika mintsy anie i ni81 zany e :-D
57. endrika01
(
21/08/2009 04:10)
ni81:ie,hatraty io,zah zao a,te ahita an i ni. ;-) dia inona mou ny mety ho olana,raha maniry ny ahita mivantana any namana serasera Caprio kou,dia ry zalahy ao ambadiky ny ordi,miresaka be anah ao ireo hozizy facteur:P
maika mintsy anie i ni81 zany e:D ka maika ahita anareo 2 knou! :-P
58. ni81
(
22/08/2009 13:03)
ie,hatraty io,zah zao a,te ahita an i ni. dia inona mou ny mety ho olana,raha maniry ny ahita mivantana any namana serasera Caprio kou,dia ry zalahy ao ambadiky ny ordi,miresaka be anah ao ireo hozizy facteurte ahita ahy ve ndry? Andao ary hifanao RV isika roa e! :D
Fa zao: nametrahako hafatra mihitsy ange izy any e! Dia tsy maintsy hanoratra any amin-dry @ zay izy raha vao mahita io hafatro tao io. :)
59. endrika01
(
24/08/2009 15:45)
ni81>afaka mifanao RV foana sika koa! Aza kotabaina tany izy aloha raha mbola malaina,ny hanoratra,mandalondalo eo iany izy,mitazatazan-davitra e.Raha nazoto izy efa nanoratra isaky ny niditra teo :D
60. ni81
(
24/08/2009 16:11)
ni81>afaka mifanao RV foana sika koa! Aza kotabaina tany izy aloha raha mbola malaina,ny hanoratra,mandalondalo eo iany izy,mitazatazan-davitra e.Raha nazoto izy efa nanoratra isaky ny niditra teo:lol: :lol: aiza ary ny fotoana hihaonana e!