ETSY KELY ANIE E !

21. endrika01 ( 12/08/2009 14:22)
remahity:
mitady azy ianao, d\'accord, fa le hoe maika be, hummm?????, toa tsy ho vitanay izany livraison urgente izany fa tena urgent mi mihintsy ve izy izao ry endrika a! itadiavan-dry pompier hanondraka rano mihintsy izao afo miredareda ao amin-dry izao an mety ka, samy mba tondratondraka rano kely eny e! mafana ny andro tsinona ka!
Ha ha ha,nareo marina a, aiza kounkou zao ze afo miredareda be eo =)) mhhh,tsy mba zah zay raha may ny dinika ato an :-D ,soa ihany zany fa eo toi,hanondratondraka raha sendra kah...
22. ni81 ( 12/08/2009 14:47)
ni. >moramora ery mako ilay ively vy an! ka raha tsy nety novelezina dia aona
mba tena revo t@ ndry mihitsy kosa ange akia izy e! Izay tena any anaty fony tany no tsy hitako aloha fa raha ilay fomba firesany teto iny dia tena mba masaka beuuu hoy ilay ankizilahikely ao @ RVG ao zay. :D
23. tess ( 12/08/2009 15:33)
Hay maharaka dinika doly ny namana an! he he he,zah akia ry tess tsy mody fanina a fa tena fanina be miitsy,tsa mba nahita azy,matetitetika tsotry
:-D :-D :-D
24. endrika01 ( 12/08/2009 18:25)
ni81:
mba tena revo t@ ndry mihitsy kosa ange akia izy e! Izay tena any anaty fony tany no tsy hitako aloha fa raha ilay fomba firesany teto iny dia tena mba masaka beuuu hoy ilay ankizilahikely ao @ RVG ao zay. :D
misy fotoanany hony ny zavatra rehetra.Na ny findainy aza anie,tsa mba fatako e :-D ni. angah aona!?
25. booboo ( 12/08/2009 18:59)
manontany ankolaka ny nomerao n'ny findainy ve zany ? hihihihihi
26. simplex ( 12/08/2009 19:50)

fa manin ra andefasana hafatra fotsiny ilay ol? efa fantatra rateo ny ps-ny... izy zao mety tsy mijery forum akory...

ny fitiavana no lehibe indrindra, sa haoana? :P
27. ni81 ( 12/08/2009 19:54)
misy fotoanany hony ny zavatra rehetra.Na ny findainy aza anie,tsa mba fatako e ni. angah aona!?
manontany ankolaka ny nomerao n'ny findainy ve zany ? hihihihihi

:lol: :lol: :lol:
fa manin ra andefasana hafatra fotsiny ilay ol? efa fantatra rateo ny ps-ny... izy zao mety tsy mijery forum akory...

ny fitiavana no lehibe indrindra, sa haoana?
hevitra mahomby ity ry endrika a! :-P ataoko ny antso sa ahoana raha menatra indry e! (zà no hiditra mpisolovava :o ) :)
28. simplex ( 12/08/2009 20:12)

ny tena marina koa tsy karazan'ny efa lanin'ny kary ihany ve ity kozy ity?
tsy hoe rabat joie sy hanao masiaka ah fa cas anaki-1 ihany no mahatonga ny hoe lelah iray mijanona 1 taona tsy manana sipa hafa... tsy misy afa-tsy ny hoe grand Amour ny anareo, ary tsy nisy nisaodisaody teo anoloany... izay otran'ny tsy dia nitranga teto @ ity tantara indray miseho... ka hoy ah hoe, misy espoir foana ra mbola velon'aina fa izany aza tsy tokony manatena be intsony... tsy aleo mijery olon-kafa indray?
bedabe ny afaka mitia. Aza kivy...

:) d ampy
;-)
29. Papoose ( 12/08/2009 20:13)
sao de i cazal aloha ee!!!
30. tess ( 12/08/2009 20:16)
:-D
31. booboo ( 12/08/2009 20:18)
:-D :-D
32. Papoose ( 12/08/2009 20:31)
ka izy no tsy hita elaela teto zay...été ndray mantsy zao ny andro dia mety lasa nanao TDM lery!! asa aloha e!
33. endrika01 ( 12/08/2009 21:16)
booboo:
manontany ankolaka ny nomerao n\'ny findainy ve zany ? hihihihihi
mba omeo sopapa aty,kalou zay na num diso aza,fa andrakandramana eo,raha miteny faranitsiay lay mamaly,de valina motamo be any,raha anglais arahana ambokiny eo koa :-P
34. Lejoba ( 12/08/2009 23:26)
Nareo koa miesona daholy : tratry ny forgéron mahay tany i endrika dia nodiany fanina ilay teto.
Izao izy tsisy mpively intsony dia mahatsiaro hoe nisy an'izao tany ho any.
Nefa : bobongolo ilay fitia, hoy Henri Ratsimbazafy (alaivo any @ i ni81 ny tonony raha tsisy ao @ tononkira)
:-* :-* :-*
35. ni81 ( 13/08/2009 06:02)
Nareo koa miesona daholy : tratry ny forgéron mahay tany i endrika dia nodiany fanina ilay teto.
Izao izy tsisy mpively intsony dia mahatsiaro hoe nisy an'izao tany ho any.
Nefa : bobongolo ilay fitia, hoy Henri Ratsimbazafy (alaivo any @ i ni81 ny tonony raha tsisy ao @ tononkira)
mampme koa nareo ka!

Aleo atao ny antso:

CAPRIO OOOOO: mitady anao maika fa mba valio. Mila anao ilay nametrahanao dinika indray mandeha iny e! Izay vao taitra izy e!
Iangaviana koa izay mahalala an'i CAPRIO mba hilaza aminy fa misy (l) mila mifandray @ azy ato @ serasera. Ilay olona nambabo anao iny hono hoe! Dia misaotra o! Mino aho fa tsy mbola capri c'est fini angamba e! :-*
36. nathie86 ( 13/08/2009 06:17)
fa iza ilay CAPRIO eh zay tsy à la page miintsy, mdrrrrrrrrr
37. ni81 ( 13/08/2009 06:21)
fa iza ilay CAPRIO eh zay tsy à la page miintsy, mdrrrrrrrrr
ohatranao, izaho mpisera eto ihany e! Fa mba babo tanteraka t@ endrika izy ary nametraka dinika teto mihitsy t@ zay fotoana izay (fa i endrika mbola variana angaha? dia tsy taitra tsy maika, ka asa izao na ho tara na tsia? :-P
38. endrika01 ( 13/08/2009 06:27)
Lejoba:
Nareo koa miesona daholy : tratry ny forgéron mahay tany i endrika dia nodiany fanina ilay teto. Izao izy tsisy mpively intsony dia mahatsiaro hoe nisy an\'izao tany ho any. Nefa : bobongolo ilay fitia, hoy Henri Ratsimbazafy (alaivo any @ i ni81 ny tonony raha tsisy ao @ tononkira) :-* :-* :-*
Ha ha ha ha,aleo alou asiana fiomehezana be,ny voa aza ve vao hafafy da,efa bobongolo aiza kou! =))=))=)) Mapmeh beuh
39. endrika01 ( 13/08/2009 06:37)
ni81:
Aleo atao ny antso: CAPRIO OOOOO: mitady anao maika fa mba valio. Mila anao ilay nametrahanao dinika indray mandeha iny e! Izay vao taitra izy e! Iangaviana koa izay mahalala an\'i CAPRIO mba hilaza aminy fa misy (l) mila mifandray @ azy ato @ serasera. Ilay olona nambabo anao iny hono hoe! Dia misaotra o! Mino aho fa tsy mbola capri c\'est fini angamba e! :-*
ni81 > Aza atao mafy be lay antso,ndrao mbola matory izy :-P
40. ari.malala ( 13/08/2009 06:38)
ni, mahay an! capri c fini aona mints e =)) =)) =))

papoose, t hande TDM ndra nga ndroky e :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0498