I Ratsirahonana no mpandrava fitondrana eto

21. patrick2002 ( 14/08/2009 01:55)
fijo:

orapa an,i ratsirahonana letsy no nanoro an dravalo nanao ilay fiosorantena teny mahamasina voalohany iny an,aza hadino izany,iza no firenena nanaikyan'iny?????olona adala no nanaiky izy fanosorantena nataony iny.ary io mbola naveriny tamin'i andry io koa.izany tsy fanodinana lalana,sa inoa no filaza izany.



fantatro tsara izany fa tsy zava-dehibe ve ireny toro hevitry Ratsirahonana ireny ,inona ny vokany ,heverinao fa haharesy an`i Ratsiraka teo moa i Ravalo raha nanao 2 eme tour .na dia 1 % sisa no tadiaviny Ravalo .
Fantatrao tsara fa resaka lalana no nianteherany Ratsiraka t@ ireny ,dia nisy ilay hoe ianareo ara-dalana fa izahay ara-drariny ,2002 io ah!
Mitovy @ izao ihany i Ravalo indray milaza ho ara-dalana ,
Ka amiko ny lalana tokony hifanaraka ny zava-misy ,ireny Ratsirahonana ireny no maha-tsapa fa efa tsy izy intsony ry Ravalo dia miala izy ,torak`izany no nihodinany an`i Zafy ary nanomezany an`i Ratsiraka ,
ohatra iray manambady vita soratra ianao ,ianao anefa tsy matory any @ vady nisoratanao fa efa manana sipa kely izay miara mipetraka sy miara miaina aminao ,iza no vadinao amiko ilay sipa kely dia izaho izany no mi-jouer role an`i Ratsirahonana eto dia legalisé ko ny fiarahanareo sy ilay sipakely ,ary hataoko ny divorce @ ilay taloha :-D :-D :-D
Ka inona ny hadisoany Ratsirahonana amin`izany
22. fijo ( 14/08/2009 21:25)
ka za ohatra dia isan'ny tsy nankasitraka iny adalan anataon'i ravalo iny.
raha ny fankahalann'y vahoaka andratsiraka tamin'ireny fotoan aireny,tsy sahy nanao halabato ratsiraka,fa niandry fialana amboninahitra.teo no nahadiso ny torohevitr'i ratsirahonana
23. dadabe ( 16/08/2009 08:08)
hanky vare nisy an'izany zavatra rehetra izany e...kii taraiky be zah izany kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0924