hiditra @ 2round any maputo dans 10jours

1. zoam ( 09/08/2009 20:12)
tsy zakan'i tgv intsony pression mahazo azy any maputo,hiemotra maty raibe handroso maty renibe,tsy hanao na inona na inona c'est deja mort
ahoana hoy roindefo t@ tgv nanao sonia,dia ahoana hoy ny capsat dia ahoana hoy ireo Hat integriste sy mety ho very seza hizara an'izany an'ny mouvance ratsiraka sy zafy ary ravalomanana, , ny Tim mpamadika toa an'i rajemison ,jaques sylla sy ireo deputes tim mihisa 40 ve ho lasa ao @ mouvance ravalomanana .Ho mafotaka ny ady seza ao Hat ao e.Tsy hisalasalana fa nivoaka ho mpandresy ravalomanana satria ao anaty vovo daholo mpangalatra isany
novalian'i pikatti ny 09/08/2009 23:05
2. xxx ( 09/08/2009 20:23)
vizana ny foza fa tsy misy lazon'ady,hiady antrano ao ireo ary ho betsaka ny hisolelalka hiditra any @ mouvance an'i dada satria ho maro ny seza fa vitsy ny olona e :-D :-D :-D ,ny Hat indray c 'est l'inverse
http://www.topmada.com/2009/08/dix-jours-decisifs-a-venir-avant-maputo-2/#more-6728
mitohy ny tolona
ho lasa kamboty ireo tim mpamadika toa an'i Jaques sylla ,Rajemison sy ny akolitany ho lasa sans papier politika ka dia en chomage :-D :-D :-D
io le tonga le fitenenana hoe anareo ny aller fa any ny retour donc aza be vava e
3. zandikely ( 09/08/2009 21:33)
Zaho indray tsy mampiditra an'i Ravalomanana ho gagnant velively:

1- Voalohany tsy tafaverina amin'ny toerany maha président azy izy
2-Na dia nahazo ny amnistie aza dia mbola misy condition ny fiverenany

Rajoelina indray dia tsy maintsy nanao concession mba hahazahoana ny fanampiana avy ivelany.
Raha ny marina ange dia nanesotra an'i Ravalomanana fotsiny ny tena tanjony fa tsy nanana ambition ho filoha velively izy.
Izy no mbola hitarika ny tetezamita mandritra ny 15 mois, tsy hitako ny angatahiny ankoatr'izany, ary efa nametrahany clause amin'ny accord ny membre ao amin'ny tetezamita tsy afaka milatsaka ho fidina ho président hafatsy ny filohany dia izy izany.
Ireo olona membres HAT mpitady seza angamba no mety ho sahirana.

Ny tena gagnant dia i Didier Ratsiraka sy ny mpomba azy, satria io resaka amnistie no notadiavin'izy ireo hatramin'izay. Manaraka izany dia mbola afaka mandray anjara aminin'ilay rafitra tetezamita ny mouvance

Enga anie mba hitondra filaminana amin'izay ity accord ity satria efa mijaly ny vahoaka.
Ny olona fotsiny dia olona nanao ratsy namono olona ireny dia afaka madiodio. Mandreraka iany miheritreritra an'izany. Tsy hanome ohatra ratsy ve izany, maninona raha izay nongadraina tsy nisy antony iany nomena famotsorana fa tsy izy rehetra.
4. zoam ( 09/08/2009 21:50)
iza no miteny an elahy hoe tsy ho tafaverina eo ra8,nendahina i ra8 nefa raha niandry election 2011 mety tsy ho lany intsony nedala izao ka raha misy election eo tsy hisalasala aho ny hiteny hoe premiers tour dia vita
5. xxx ( 09/08/2009 21:53)
Ra8 anie efa nilaza fa tsy hiditra @ io tetezamita io é! fa ny mouvance no mandray anjara fa izy dia miandry ny fifidianana afaka 15 mois! 1er tour d vita!
6. patrick2002 ( 09/08/2009 22:13)
zoam:

iza no miteny an elahy hoe tsy ho tafaverina eo ra8,nendahina i ra8 nefa raha niandry election 2011 mety tsy ho lany intsony nedala izao ka raha misy election eo tsy hisalasala aho ny hiteny hoe premiers tour dia vita




aza entim-po ra zoam mandehana misotro rano dia diniho tsara ny lahatsoratra .
ary aza misosoka alahelo mintsony fa ohatry ny efa lasa razana izany Ravalo hiverina eo izany ,nefa zandrilahy raha mino ianao fa izy no filoha dia izy izany ,ilay nitsanga-ko velona ho filoha ka avotra isika aleyia amen ^:^ ^:^ ^:^
7. pikatti ( 09/08/2009 22:20)
Tenmaa rina mintsy ny kôzin'i zoam sy xxx4 io?diso paika be le handevina an-DR8 satria miverina @ le fotoam-pifidianana normal ihany ny fandehany ,ary vitamavy i R8 teo saingy zao ndray lery lasa hotran'ny maritiora de mitombo be ny kil ;-)
8. hery ( 09/08/2009 22:24)
:-)

Aleo ho avy ny ampitso. Tiako tehirizina daholo ireto resaka ireto dia hovakiantsika afaka 15 volana... rehefa mandresy izay mandresy :-)
9. zoam ( 09/08/2009 22:25)
izahay eto mamaky gazety fa ra8 efa aministié ny affaire 2009 y compris black monday an'i tgv sy ny fangalarana ny entan'i ra8,ry optique 2000 no mahita zavatra hafa mba hovay lesy le lunette politique :-D :-D :-D
10. pikatti ( 09/08/2009 22:43)
RY maso vakipitaratra Ratsiraka anie efa zay nataony é, iny mba valimbabena tsy maintsy nataon'i Andry iny,fa le fatahorana an-R8 sy ny tsindry avy ato @ capsat miaramilana mpanao politika ty no enjana koa,
Kôzy Rahery fa hitantsika eo ndray reo afaka 15 jrs :lol:
11. vitamatavy ( 09/08/2009 22:48)
dia hanisa andro indray izany ,tsy ho faly be ouiondry maheno an'izany fa nahazo asa eto @ serasera =)) =)) =))
12. pikatti ( 09/08/2009 23:05)
Tsy ratsy ndray iny Rahery fa aleo ho avy eo hanalana kely aloha hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0378