nafindra any afrika atsimo ny lapampanjakana

1. ouiandry ( 09/08/2009 17:41)
rah ny fomba firesakin'ny GTT sy TIM eto @ serasera zany d afindra any afrika ny lapampanjakana satria amindry zareo d Ravalomanana no filoha mitondra an'i Madagasikara, i Ravalomanana anefa d nilaza fa tsy andray andraikitra @ ny fitondrana tetezamita zay hitondra an'i Madagasikara mandritra ny 15 mois, Ratsiraka araka ny vaovao d hody an-tanindrazana ato anatin'ny telo andro, i Pr Zafy sy Andry Rajoelina d tsy resahana satria miandry azy ireo ny FIRENENA fa ilay Filoha Ravalomanana kosa d tsy mbola mody alou na d izy aza no FILOU :-D :-D :-D :-D ntsssssss Minoa fotsiny ihany fa tsy maintsy manody ny natao, maty ny mpiraytampo t@ i Ratsiraka d mba nangataka ny andevina ny havany ny fianakaviana Ratsiraka fa tsy nanaiky Ravalomanana izany toetra izany anefa d tsy mifanaraka @ toetsaina Malagasy satria misy teny manao oe "AOKA TSY HIADY AMAMPATY" ary na any andafy any aza d fantatra fa ny gadra d mahazo permission de sortie rah toa ka handevina ny havany akaiky d ozy zay fiankam's manao oe NY KIANJA NO TSY ASIANDRATSY NY KILALAO MBOLA HOELA, mbola vao manomboka ny an'i Ravalomanana fa tsy DONDRONA OTRAN'ny MPANOMPON-dravalomanana akory ilay Andriamanitra ka hoazony ampesonina, fa d hiarahantsika mahita eo ny tohiny..... Andriamanitra tonon'i Ravalomanana isakin'ny hambabo ny fon'ny vahoaka io d mahita ny hatrany anatintsinainy any ka tsy hoazony fitahana fa aza maika é!
novalian'i pikatti ny 12/08/2009 10:57
2. ifiona ( 09/08/2009 17:53)
mbola Ra8 no filoha voafidim-bahoaka ka, tsy afaka hi-prétendre amin'izany mihitsy i andriamatoa Andry Rajoelina. Zao koa anie no nifanarahan-ndry zareo tao hoe zay mandray anjara personnellement amin'ny transition dia tsy mahazo mirotsaka ho candidat @ présidentielles, koa iza no fetsy amin'izany, tsy i Ra8 ve?

dia mbola misy sahy hilaza ve fa fitadiavan-tseza very foana ny an'i Ra8 nefa zao izy mandefitra be vonona tsy handray anjara amin'ny tenany manokana amin'ny tetezamita?

Fantany tsara fa raha vao hisy ny fifidianana dia mbola izy foana no ho lany eo e!
3. ouiandry ( 09/08/2009 18:02)
tsy resan-jaza io fa resak'oul dehibe fa izao tsy acte politique tsony no hamelezan'ny adva-ny an'i Ravalomanana fa resaka procédure civile intenter-n'ireo victimes directes d tadidio fa tsy afaka mi-influencer ny fitsarana tsony Ravalomanana noho izany d hihinana i lery d ny oul any Antanimora tompoko tsy afaka mirotsaka hofidiana, ataoko fa mazava an :-D :-D :-D d rah ohatra ka mba tehahalala oe otrany ahoana ny fitorian'oulntsotra ao @ tribunal miandry an'i Ravalomanana d mandehana ao Anosy na anontanio i Ra-riry fa ny azoko omena alou d ny resaka Rélais de Volcan sy ny Trois frères d tadidio fa efa lasa PDS i Edgar anisan'ny victimen'i Ravalomanana d alefaso lavitra ny fieritreretana re-tompoko fa hiakamidina no hiverenany eto fa tsy hanao propagandy :-D :-D :-D
4. patrick2002 ( 09/08/2009 18:28)
dia efa ny sadeky no tafika malagasy ,izany anie no hataoko anao hoe ,mba mila manana minimum de connaissance @ administration ,na droit izany filoha izany fa tsy olona con ohatry ny Ravalomanana ,
Ahoana ianao filoha pirenena mangataka mba ny miaramila ny SADC no hiantoka ny securité -nao
Izany hoe tsy misy hatokisanao intson izany ny miaramila gasy ,nefa mbola mahasahy milaza ihany ny mpiondana fa betsaka ny miaramila manohana an`i Ravalo fa vitsy anisa ny manohana an`i Andry :roll: :roll: :roll:
5. zoam ( 09/08/2009 19:16)
any @ ravalo ny lakile e ,i tgv tsy mahaita an'io izany efa nanao consession goavana izy ,ary niara nahita fa tsy ny ady seza no nibahana tao aminy,tsy hisalasala aho hoe premiers tours dia ho vitan'io
6. xxx ( 09/08/2009 19:17)
patrick2002:

dia efa ny sadeky no tafika malagasy ,izany anie no hataoko anao hoe ,mba mila manana minimum de connaissance @ administration ,na droit izany filoha izany fa tsy olona con ohatry ny TGVENDRANA ,
tena mitovy marina ianareo !!


7. zandikely ( 09/08/2009 21:14)
Ifiona: Tsy mahazo resaka

Selon l'entente, le gouvernement de transition sera composé d'un président, d'un vice-président, d'un premier ministre, de trois vice-premiers ministres et de 28 ministres. Ceux qui y participeront ne pourront pas se présenter aux élections de 2010, à l'exception du président.

Tsy mahazo milatsaka ny membres amin'ny tetezamita ankoatra ny filohany, azo antoka tanteraka fa i Andry no folohan'io tetezamita io.
8. zoam ( 09/08/2009 21:27)
Dia i ra8 no president manendry commendement militaire
9. zandikely ( 09/08/2009 21:37)
Ny postes clés dia an'i Andry Rajolelina: ministrin'ny vola, fiarovana, ministrin'ny atitany.
Ny sisa dia afaka mifidy izay tiany Ravalomanana.
Mbola tsy misy resaka an'izany fa mbola ady be ny fizarana seza io.
10. patrick2002 ( 09/08/2009 22:02)
zoam:

Dia i ra8 no president manendry commendement militaire



dia hatao general sud africain no commandent ny tafika malagasy :-D :-D :-D
11. pikatti ( 09/08/2009 22:06)
Hoy le mpanompo an'i andry ouiouiandry

NY KIANJA NO TSY ASIANDRATSY NY KILALAO MBOLA HOELA, mbola vao manomboka ny an'i Ravalomanana fa tsy DONDRONA OTRAN'ny MPANOMPON-drajoelina akory

Nandra lesy ty elah ty sanà :-D :-D
12. xxx ( 09/08/2009 22:07)
efa ho hita eo lesy izany optique2000
pub , il est fous affelou :-D :-D :-D
13. pikatti ( 09/08/2009 22:23)
Il fou andryulou :-D :-D :-D
14. xxx ( 09/08/2009 22:27)
il est fous bazilou :-D :-D :-D
15. pikatti ( 09/08/2009 22:36)
i rapaty dit patou koa il est très fous =)) =)) =))
16. zoam ( 09/08/2009 22:39)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/samoela/video/xijdy_samoela-fitia-taralila
ity misy hira hoan le trois mousketaire eto forum serasera dia
Andrywui,bazylou,optique2000(patrick2002)
17. pikatti ( 09/08/2009 22:52)
zoam milay le izy é, fa mino aho mba ho salama tsara ry zalahy zay fa iny de nilevim-belona any nony naheno fa ho avy R8 =D> =D>
18. zoam ( 09/08/2009 23:00)
vao teo ry zalahy no nihadihaody teo
19. pikatti ( 09/08/2009 23:04)
Aleo radem hanamboarana azy ndray ,mitsoaka mantsy ry lerony refa tratra eto fa refa tsy ny akama vao manao miwawawa ry foza isany ;-)
20. ouiandry ( 10/08/2009 04:45)
pikatti:

Aleo radem hanamboarana azy ndray ,mitsoaka mantsy ry lerony refa tratra eto fa refa tsy ny akama vao manao miwawawa ry foza isany ;-)

elah less ry pokatti d mampimé, efa nanokafako sujet manokana mintsy elah @ mahapokatti ny lohan'elah fa tsy saha namaly akory elah, ka oe hanamboatra anah elah, lehery aza lity tompon'ity site ity tonga d hitsiko sy pehako tsy hitanlery ze atao amiko ka maika fa elah, vao treromina d miantso vonjy any @ mpiandyvavady hipeka ny PS-ko rah matanty elah d aza be taraina d zao koziko anlah ry lehery, elah no mila mialaokaloka any Italie vo mahavelontena, elah no mila misolelaka @ Ravalomanana fa ny fianakam's less eto Dago no tanindrazany, marina fa i zokibe mandrato fianarana any andafy any fa tsy midika akory izany fa any dago daolo zahay, fanina elah ry lehery satria mpiandryvavady no sahaza an'elah!

Raha toa ka hiresaka politika ndray d tsotra ny resaka tadidio ilay kozin'i Joaquim Chissano nanao oe:"Tsy ny fiverenan'i Ravalomanana no tanjona fa ny hilaminan'i Madagasikara" tanteraka izy izao noho izany d hiverina ny famatsiambola isan-karazany, i Andry Rajoelina no lohan'izany fitondrana izany d tadidio ny convention de DAKAR II, rehefa avy nanao sonia i Ravalomanana d nandà an'ilay izy, manomboka izao d tadidio fa ny mouvance Ratsiraka sy Pr Zafy d hiaraka aminay TGV hampandeha an'ity tetezamita ity ka na hiala aza ny mouvance Ravalomanana d efa vita ny paik'ady satria efa tsy ny TGV irery sisa no mampandeha an'ilay HAT vakio ity :
D’emblée, malgré les velléités de Marc Ravalomanana pour un retour aux affaires, au côté d’Andry Rajoelina, son « cas » n’a pas été pris en considération. Surtout à propos des conditions qu’il a proposées. Quelles ont été ses conditions ? Un retour au pays d’ici deux mois encadré de militaires de la SADC. Réponse de Didier Ratsiraka à cela : « Mais jamais, au grand jamais, le peuple n’acceptera la venue de forces armées étrangères ! ». Rectification de Ravalomanana : « Mais il ne s’agira pas d’une armée mais de gardes du corps (« body guards ! ». Ratsiraka : « Qu’il s’agit de gardes du corps ce seront toujours des hommes armés ». Et là, les diplômes de docteur professeur honoris causa ne lui auront servi à rien tout.

elahisany any andafy any d mino aho fa azonlisany tsara izao resaka izao!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0998