Hafatry ny Filoha Ravalomanana

21. vitamatavy ( 09/08/2009 20:26)
aleo re ry noue hilatsaka ny FAT(y),vato alatsaka ireo tsy mety lany mihitsy raha vao misy election ,izay no nahatonga an'ireo hanao loha mboto ohatran'io,ny olona misaina sy mandinika no mandefitra,ary ratsy atao misy farany daholo
22. pikatti ( 09/08/2009 22:34)
Vao maika miwawawa ny tgv ato zany klé, tsy zkan-dry zalahy mantsy io hiverina io,teo aza de efa nitomany ry oui oui zao vao tena hamono tena ha ha ha , aza maika lesy fa mbola te hilalao aloha ny mpisera :wink: :-D :-D :-D
23. pimaso ( 10/08/2009 05:42)
VIVE RA8
TO LIVE FOREVER
PIMASO
;-)
;-)
;-)
24. ravatorano ( 10/08/2009 06:33)
milatsaha ho fidiana izay sahy fa izay izao no andrasanay mafy e !
dia ho hita eo izay favo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0066