Tsy lasa ity be resaka ity,hi,hi
21. ni81
(
11/08/2009 11:29)
Ao @ politikan'ny kibo ao eh!:roll: Iza no miaro azy? :D sao dia mpihavana kosa izy e! na mpifankatia? :^)
Efabe ny nataony an'io fa mody fanina fotsiny dia ny hatao ihany no hatao!
Manao ps zato izy dia mody hoe tsy miditra ato fa sady voaharo no be konentaka.
23. ni81
(
11/08/2009 12:21)
Toran'ny hehy ery i ari marina! Ka misy miaro hono koa :roll: tsy ho mpihavana ve na mpifankatia??? (hoy lé ohabolana hoe: raha miady izaho sy ny zanany tsy aleony noho ny azy naterany)Miaro foana na dia efa ratsy aza ilay iray hihi! Aza hitako :-P
24. ari.malala
(
11/08/2009 12:26)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D azoazoko antsaina io resaka io d zay no mampime anà akia a! ts haiko na le oul eritreretiko ian io na hafa fa ra iz d tena =)) =)) =))
25. ni81
(
11/08/2009 12:38)
azoazoko antsaina io resaka io d zay no mampime anà akia a! ts haiko na le oul eritreretiko ian io na hafa fa ra iz d tenaka nareo efa ela teto mety mahafantatra knou :-P zahay vao haingana dia tsy mahalala izay BI sy BA loatra :D , tsy fantatra intsony mantsy ny hoe ditsoka sa nidonam-pahoriana indraindray, ary ao koa ny voan'ny setroka sa main'ny sakay :^) :^) :lol:
26. bobone
(
11/08/2009 13:55)
Niryna: tena mahatsiaro io laoka may io mihitsy zaho akia ! tsaroanjy moa zaho nanao sary dia variana be atao ! olona sendra ho any aminay no naheno fofona dia niteny hoe misy zavatra may ange zany e! zay aho vao taitra ! ny sary natao tsy vita ny laoka may hihihihi. dia lasa tsisy laoka e! ! mahagaga tokoa fa rehefa variana @ zavatra izay na ny fofona efa mikaraikona aza tsy heno intsony ! lasa tsy nahazo ny anjara asany intsony ny orona fa baikon'n,y saina à zavatra hatao! danza iny kah! dia nalahelo ery nahita ity laoka mainty ngizina! votson-droa tahaka inona moa?? ihihihi
27. ari.malala
(
12/08/2009 05:43)
ni81, tena resabe mints ka! tena maha be resaka mints tokoa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
28. ni81
(
13/08/2009 05:52)
ni81, tena resabe mints ka! tena maha be resaka mints tokovariana tanteraka e!
Ie, eto izy io ary teto nandritra ny 100 taona.ary mety tsy handalo eto @ ty resaka ity mihitsy izy (hamaly) na dia novakiany aza ny hafatrareo raha azoko tsara ny resaka an! :-P izay izany ilay olona passe partout ve? :D
Ny serasera 10 taona fa izy efa teto nandritra ny 90 taona teo aloha!
29. ari.malala
(
13/08/2009 05:57)
:-D :-D :-D :-D :-D asa moa na handalo iany na tsia :-D :-D :-D :-D :-D :-D fa siora ah fa mamaky iz k :-D :-D :-D :-D :-D sa ahoana akia ry xxx? :-D :-D :-D :-D :-D
30. xxx
(
15/08/2009 10:57)
Mamaky izy ka!!
Inona nefa no tsy vakiany eto? Io no mba fanalana androny hatr@ zato taona!
Mody tsy mamaly izy fa manao politikan'ny autruche! Hasitrika ny loha dia ...
:-D :-D :-D :D :D :D
Inona nefa no tsy vakiany eto? Io no mba fanalana androny hatr@ zato taona!
Mody tsy mamaly izy fa manao politikan'ny autruche! Hasitrika ny loha dia ...
:-D :-D :-D :D :D :D
32. xxx
(
15/08/2009 14:24)
xxx:
Mamaky izy ka!!
Inona nefa no tsy vakiany eto? Io no mba fanalana androny hatr@ zato taona!
Mody tsy mamaly izy fa manao politikan'ny autruche! Hasitrika ny loha dia ...
:-D :-D :-D :D :D :D
Io lazainao io tokoa!
34. niryna
(
22/08/2009 03:40)
xxx:hi,hi
Ny anao aza mankafia boky , na misy miantso dia eo no tavela , ny ahy ilay namana no miantso na manery ankolaka ( na mitomany eo izy! na manondrana fa nanao an'ity na iroa izy mandritra ny 1 taona), nefa anie izy io dia vehivavy lehibe no sady efa antitra (ao an-tsaina, no dady marary raha ny fahalalako azy e!) , dia eo ianao fa tsy mahavita zavatra hafa fa na dia @ 3 maraina aza dia mikonentaka eo ramatoa io dia very eo ianao!
Tsy ny laoka fotsiny no may fa ny fiainanao avy eo!
Rehefa misy mahavoa azy dia antsoiny ianao, fa rehefa ianao no misy mahavoa dia tsy fantany akory. Nefa izy no tena voa raha ny fijeriko azy!
Ie, eto izy io ary teto nandritra ny 100 taona.
ny ahy indray dia ramatoa izay nifampiarahaba ahy teo akaikin'ny tranonay dia niresaka teo ,tena lany teo ny adin'ny roa ,ny andro efa alina ,sendra nanatitra ny namako andeha hody aho.Natoroko azy ny tranoko ary dia tonga nandom-baravana izy ary noteneniny ahy ny tranony.Nandeha namangy azy aho fa dodona be hono izy hoy ny tato an-trano,saika tsy navelany nody re izaho ity fa dia resaka izao e,nampalahelo ahy aloha ilay izy fa ela vao fantatro hoe ni-depressed ilay ramatoa.
hay ve nisy an'izany e,mampalahelo hianao raha izany ,soa ihany fa tsy eto intsony izy e,sa mbola eto foana ?
Ny serasera 10 taona fa izy efa teto nandritra ny 90 taona teo aloha!
Dia hotantarainy lainga sy tsaho be ianao, dia handefasany fanomezana tsy ilainao, dia lazaina izao rehetra izao, ary avy eo dia manolo telefaonina isa'andro izy. ANGATRA HOA! Saika hadinoko! Mpandainga ts'isy hoatra azy fa mody mitomany izay izy na mitaraina, na manampy "hono".
Resabe ve? haretina ny fijeriko azy ! Soa ihany fa tsy vendrana ny tena !! :-D :-D :-D
35. niryna
(
22/08/2009 03:41)
xxx:
Mamaky izy ka!!
Inona nefa no tsy vakiany eto? Io no mba fanalana androny hatr@ zato taona!
Mody tsy mamaly izy fa manao politikan'ny autruche! Hasitrika ny loha dia ...
:-D :-D :-D :D :D :D
hay ve nisy izany tantara izany teto e
:roll:
36. niryna
(
22/08/2009 03:45)
tess:
dia raha vao fantatra oe feony dia akatony ny fone kou!
hi,hi tsy mahatanty kosa aho e,ny ahy misy izany hoe antsoy aho raha vao tonga hianao,raha toa ka tsy ao an-trano ka mametraka hafatra izy ,dia vao miposaka indray ny andro dia miantso izy ary tonga dia mivazavaza hoe fa maninona no tsy miantso.Fantatro fotsiny kosa aloha fa marobe ny olona mila vonjy ka na dia mihaino ny olana misy azy fotsiny aza dia manala izany sorisorim-piainany izany
37. niryna
(
22/08/2009 03:48)
ni81:
:D mandalo miserana izy zany raha azoko tsara an!
:roll: =)) =)) nataoko ny tsy himehy ry ni ,izaho koa aloha tsy mba mahafantatra izany olona izany e, fa ilay fanontanianao no mampihomehy ahy
38. niryna
(
22/08/2009 03:51)
ari.malala:
:-D :-D :-D :-D :-D asa moa na handalo iany na tsia :-D :-D :-D :-D :-D :-D fa siora ah fa mamaky iz k :-D :-D :-D :-D :-D sa ahoana akia ry xxx? :-D :-D :-D :-D :-D
dia ahoana aky ry ari no ahalalana azy fa mamaky eto izy ? sa ireo karazana ps maro no ahafantaranareo azy ? dia tsy mety miova mihitsy ve ilay olona ?