Mitongava aty Mahajanga
1. handoha
(
01/08/2009 08:29)
Mitongava at Mahajanga ry zareo @ ity vacance ty fa milay be aty :lol:
novalian'i rhina ny 24/09/2009 15:52
2. RATOVOARY
(
01/08/2009 08:33)
handoha! Misaotra nao nanokatra dinika fa zah vao eo ampieritreretana hoe ahoana no fomba ahafahantsika eto MajungĂ mba manao fihaonana sy hanaganana cellule oh! fa toa maro ihany isika nefa tsy mifankafantatra akory.
Tsara raha mba misy fotoana ihaonana dia mba mifankafantatra kely aloha. Afaka atao izany fa tsy voatery hoe hamonjy ny fihaonana NSD na dia efa hita f tsy ho tratra aza.
Misaotra sy makasitraka!
Tsara raha mba misy fotoana ihaonana dia mba mifankafantatra kely aloha. Afaka atao izany fa tsy voatery hoe hamonjy ny fihaonana NSD na dia efa hita f tsy ho tratra aza.
Misaotra sy makasitraka!
3. endrika01
(
05/08/2009 06:16)
Tsy misy fadifady ve ny ranomasina any!Eny tokoa wa,iza daholo ny namana serasera mipetraka Mahajanga!Mbo misy ho vataniny na itafana refa tonga any e! :P
4. RATOVOARY
(
06/08/2009 12:42)
Zah koa ry endrika mba mitady :
io aloha i handoha iray, dia misy jajaf401 izay koa, izaho koa aloha mipetraka aty e! dia mitongava amin'ny ankitiny ra'olo a!
io aloha i handoha iray, dia misy jajaf401 izay koa, izaho koa aloha mipetraka aty e! dia mitongava amin'ny ankitiny ra'olo a!
7. fahamarinana
(
08/08/2009 17:11)
:arrow: ouhh ! ary kay tsy Zandry irery zany no ho hitako any mahajanga fa bobaka be :D (l)