isika ve ??

21. Lyra ( 13/08/2009 20:39)
xxx:

Isika Malagasy ve tena Afrikanina e raha jerena ny ankabiazany hoditra de toa tsy de mitovy @ireo afrikanina hafa isika ka tena afrikanina marina ve isika malagasy sa inona e,mila valiny aho fa tena vaka rhf misy manontany ahy aty andafy ty :?:

http://www.mnhn.fr/museum/foffice/science/science/DocScientifique/editions/somarticle/fiche_edition.xsp?ARTICLE_ARTICLE_ID=395&ID=393&idx=1&nav=liste

22. hanjaris ( 28/09/2009 11:09)
xxx:

F'angaha tsy afaka mametraka an'io ny olona avy any anindran-tany?
Ka tsy fisainana avy any anindrana mihitsy izao. Ilay fanontaniana avy dia te hilaza hoe tsy afrikana ny gasy fa mila excuse fotsiny izy hi-expliqué-na ilay izy.

Dia avy eo inona koa no tohiny ry xxx-mpanokatra loha-hevitra, dia lazaina fa tsy gasy koa ny cotier avy eo, fa nareo ao afovoan-tany ao ihany no gasy an! pfff

Mampalahelo.

Teneno izany namanao izany hoe gasy pur hoe izahay fa tsy afrikana dia samy vita e! insistéo ilay hoe pur sao afangarony amin'ny cotier MAINTY indray.



Susceptible be enao an!!! Voalohany, tsisy allusion oe tanindrana sy merina teo fa resaka misokatra fotsiny. mety tanindrana ary ngeh no nanoratra an'io eh! Fa aza classenao oe toetsaina merina sy tanindrana fa enao ndray no lasa mpanavakavaka amin'izao!!! Tohizo ary ny resaka.
23. hanjaris ( 28/09/2009 11:16)
[/quote]


Ny toerana misy an'ny Madagasikara:

nosy lehibe antsinanan'ny Afrika antsimo, ao andrefan'ny nosy LaReunion.(kontinanta : Afrika)
Io angamba no mora ahafantaran'olona moramora kokoa hoe aiza ho aiza eto amin'ity globy ity ilay toerana.

Ny fiaviana indray :

Mpivahiny maromaro no nitontona tany(hono) dia tamana be:
Ny avy any antsinanana: ny aziatika, andoneziana, maleziana indrindramoa ny snou (betsaka be)

dia avy eo indray, ny europeana: vaza( mazava ho azy)

dia teo koa ny arabo

tsy hadino indrindra indrindra ny afrikana

Ny avy any amin'ny pole sud no tsy haiko raha nisy tonga tao(possible)

Raha ny hevitro manokana dia firenena tena maro no nitambatra nahatonga antsika Malagasy!

:-* Aza hadino ny milaza fa miteny gasy ny MALAGASY ;-)

izay vao frantsay , anglisy ,espanola ... ;-)


[/quote]


BRAVO, io no valiny marina!!! Zay no maha malagasy ny malagasy: multi raciale. tsy afrikanina, tsy anglisy, tsy sinou fa GASY ka manja ry anona an!!!^:^ ^:^ ^:^ ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1528