iza no mbola tsy mihaiky fa efa hidiva hifarana ny lalao e

21. fijo ( 29/07/2009 20:05)
hay ve mbola i wiwiw ihany ity e,??tsy hafa miafina mihintsy letsy ialahy an
22. ari.malala ( 30/07/2009 07:32)
:-D :-D :-D :-D :-D
23. xxx ( 30/07/2009 07:58)
ari.malala:

hono hoy iza? manomeza porofo hoe azafady!


hono e :-) ny menaka hono nidina, ny vary hono nidina , ny vidim-piainana hono nidina e, milay be hono ny fiainana nony tonga ny TGV ... Asa aloha fa izahay tsy mahita an'izany rehetra izany fa dia nahoana loatra angaha
24. ari.malala ( 30/07/2009 10:41)
Zà de gaga ry xxx! :)
25. fijo ( 30/07/2009 19:13)
ka ao madagasikara wa ny tana roa,misy tana misy ny rehetra sady mora,io le tanandr'i naritsimba sy ny tgv,ary misy kosa le tana mahatsiaro kirizy,io le tana hiainan'y be sy ny bobaka
26. ari.malala ( 31/07/2009 06:46)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
27. fijo ( 31/07/2009 20:32)
kozy izany ko.misy tsy mahita hoe mijaly le olona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007