iza no mbola tsy mihaiky fa efa hidiva hifarana ny lalao e

1. vitamatavy ( 28/07/2009 18:52)
mihetsika any toliara,mihetsika any tamatave,hihetsika any antsirabe dia aiza koa ny manaraka,jereo raha nisy hitovizany an'i nataon'ny foza t@ androny teny @ 13mai hihihihi vitamatavy avy hatrany ry HAT bientot ,
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:32
2. bazylou ( 28/07/2009 18:54)
mbola resaka hetotra daholoireny e, ianareo izao ,o vita firy volana izay, :-D
3. xxx ( 28/07/2009 18:56)
ho tonga indray ny fivorian'ny le 4mouvance bientot any mozambique
la balle est dans le camps de tgv mais non efa nipanika be i bazylou
la bombe est dans le camps de tgv
:-D :-D :-D :-D :-D
4. zoam ( 28/07/2009 19:05)
hoavy indray ve izany izao ny baomba tsy mipoaka atao etsy sy ero ,atao ohatran'ireny oeufs de paque fa hoavy ny fivoriana ataon'ireo 4mouvences
ary dia hidongy indray ry tgv fa hoe misy legaliste manakorontana,na hoe mety ho samborina mihitsy ny delegasion an'i ra8 fa voarohirohy @ resaka baomba,aza hitako lesy bazylou ,ny mpaminany tsy masina antaniny
5. dofinois ( 28/07/2009 19:13)
Meeting légaliste «réussi» hier



Mercredi, les leaders légalistes de la région Atsinanana se sont ravisés et ont préféré annuler le sit-in prévu se tenir au Magro de Toamasina.

Hier, la manifestation a pu avoir lieu, mais cette fois du côté de Morarano. De l’avis des organisateurs, elle s’est avérée une réussite puisque «près de 5 000 personnes ont répondu à l’appel». Selon eux, la présence d’éléments des forces de l’ordre et de l’armée, ainsi que de «Tangalamena» a également été notée et les intervenants, dont des parlementaires légalistes, ont saisi l’occasion pour transmettre un message de Marc Ravalomanana : le pardon pour les militaires qui ont fauté durant cette crise politique. Toujours d’après les meneurs du mouvement, la déclaration a été très bien accueillie.


Nasolo R.

[www.les-nouvelles.com]
6. ajhha ( 28/07/2009 19:47)
Izaho aloha tena resy lahatra mihitsy hoe efa kely sisa dia vita ireo TGV ireo e, satria rehefa mihetsika ny 6 provinces dia hitatra ho azy any amin\'ny faritra 22 io tolona io. Ary aoka dien\'izao hiomana amin\'ny fifidianana izay ho tanterahan\'i Dada isika satria tsy maintsy hisy io rehefa tafaverina eo izy. Izaho aloha hatramin\'izany dia tsy mbola nanao propagande mihitsy fa amin\'ity dia hiova filamantra mihitsy aho hanohana an\'i Ra8 amin\'ny fomba rehetra mba ho hitan\'ireo TGV ireo fa tena mbola maro an\'isa ny tian\'i Dada. Mahereza daholo e
7. xxx ( 28/07/2009 22:06)
ekena ekena Marc RAVALOMANANA ekena ekena!!!
http://www.youtube.com/watch?v=OKQHoxflkDw&eurl=http%3A%2F%2Fgasytiatanindrazana%2Efree%2Efr%2F&feature=player_embedded
8. xxx ( 28/07/2009 22:14)
aiza ny mpanohana ny foza ny manompa sisa no mba hainy eto,izahay gtt aty france @ ity hanao propagandy an'i ra8,marihiko eto fa tsy tim aho taloha na hoe efa nifidy an'i ra8 t@ fifidianana saingy @ ity indray mitoraka ity dia i dada ihany ,tsy misy mahavita ny vitan'i ra8
:* :* :*
9. xxx ( 28/07/2009 22:29)
jereo neny FOZA biby mitorona:
http://www.youtube.com/watch?v=rSmsBs19W9w
10. fijo ( 28/07/2009 22:37)
ny hirariana dia ny hisian'ny fifidiaana malalaka haingana,fa tena efa miha ratsy loatra le fiainana misy ao
11. xxx ( 28/07/2009 22:52)
tsy maintsy azera io hat io dia izay ihany aloha
12. zoam ( 29/07/2009 05:18)
be vava ry zalahy nefa tsy misy lazon'ady akory,ny akolahy fataka ve hiady @ akolahy pur sans
ny plan b hatramin'izao mbola tsy nampiasaina akory dia efa mitady ho k.o sahady ny adverse
mbola hitambatra ireo mouvance 3 ireo hicontre an'i mouvement an'i ra8 fa dia tsy maintsy ho k.o ihany avy eo
13. xxx ( 29/07/2009 07:55)
ho avy eto izao essera dia hamely ilay hoe TAPITRA rehefa tsy manan-kolazaina intsony :-D :-D :-D
14. lolabe ( 29/07/2009 10:10)
Fa iza no ho K.O? sao de nareo no ho K.O, tsy hisy HAT ho K.O zany eo, RA-8 sy ny forongony zao no efa K.O fa milaza fa 8 andro ihany de vita ny eo @ Magro fa tsy mitovy aminareo 2 volana, fa aiza le 8 andro? sao de 8 taona? tsy de nahita fianarana ohatr'le olona tohananareo ihany nareo, na ny miteny aza tsy hainy. Resaka ampitomboina ny anareo lazaina fa 5000 ny olona novorian'ny Tim tany Tamatave nefa ny mpanatrika milaza fa ra be indrindra teo @ 200 teo, zany foana no mahavoa anareo, ra ny lainga sy ny famahanandalitra vahoaka de hainareo tsara. Lazaina fa za tsy hiala fa hiaraka ho faty aminareo eto, kanefa avy eo nandositra, zany ve le lazaina fa DADA mitsinjo ny zanany? Mba misaina amin'izay de mba olon-kafa indray tohanana fa tsy olona efa tsy ho tafaverina eo tsony, asaivo mihetsika daholo ny eran-ny faritany izay mpomba anareo TIM de ho hita eo, za tsy hiteny mintsy oe legaliste zany nareo fa voalohany @ tsy mpanara-dalana, nagorona ny volam-bahoaka, zany no tena fanaonareo mianakavy matoa mbola tohanareo io ra-8 io, ka mba tongasaina amin'izay, ny anay tsy ny TGV na i Andry no tohananay fa ny fanalana an'i ra-8 teo, avy eo ndray mifampitady @ fifidianana, aiza zao le lazaina fa lany 1 er tour t@ fifidianana farany teo? ra maro an'isa nareo tsy voahongana teo iny Dadanareo iny fa nangalabato matoa lany 1er tour ka mba tonga saina amin'izay. Ianareo GTT, mipetraha tsara any andafy any fa tsy misy fantatrareo ny aty, ianareo no mihinankanina tsara any, manana fiara, mihinana izay azonareo hohanina, ary mba hitanareo ve le gasy aty? inona no nohaniny t@ fotoana nahateo an'i ra-8? izay naka ranondranony taminy ihany no nihinana sy nisotro ny yaourt-ny sy ireo gasy milaza fa manankarena izay vitsy anisa fa ny gasy rehetra mba nihinana an'izany ve? Mba fantatrareo any andafy any ve zany? ka mba tonga saina amin'izay fa tsy zay olona mpangoron-karena no mbola mitady haverina eto ihany; mba jereo le malagasy efa ho 20 million zara ra mihinankanina
15. ari.malala ( 29/07/2009 10:20)
Fa amizao fotoana efa niala izao i ra8 ve ry lolabe afaka minankanina tsara daolo amizay lay malagasy efa ho 20 million?
16. xxx ( 29/07/2009 10:51)
ari.malala:

Fa amizao fotoana efa niala izao i ra8 ve ry lolabe afaka minankanina tsara daolo amizay lay malagasy efa ho 20 million?


hum izany hono , milay be ny fiainana izao fa sady milamina no voky ny gasy

17. ari.malala ( 29/07/2009 11:23)
hono hoy iza? manomeza porofo hoe azafady!
18. reeves ( 29/07/2009 11:26)
Ny zavatra tena hitako mahavoa antsika malagasy dia isika somary matahotra sy mifampiandriandry izay rehefa misy zavatra tokony hatao . Efa tokony efa elabe no NILA NIARA-NIROHOTRA ISIKA MIANAKAVY , izany hoe ny faritra rehetra eto Madagasikara handrodana ity HAT ity fa tsy miandry ho efa POTIKA BE TOY IZAO NY TOE-KARENTSIKA VAO HO TONGA SAINA . Io anie efa hatrany am-piandohana no efa fantatra fa tsy maintsy hiteraka FAHAVEREZANA ASA MAROBE , FIAKARAN`NY VIDIM-PIAINANA , FIALAN`NY MPAMATSY VOLA , FAHAPOTEHAN`NY TANANA , FIRONGATRY NY ASAN-JIOLAHY ..sns kanefa dia mbola mitazam-potsiny ihany isika rehetra . Mila firaisan-kina ny fandrodanana FITONDRANA TOHANAN`NY TAFIKA MPIOKO toy izao fa tsy tokony havela hanimba zavatra be dia be satria isika ihany no mizaka ny vokany avy eo . Izy anie efa assuré n`ny Frantsay ny Avenir-ny sy ny fianakaviany e ! Mpikarama manatanteraka Coup d`Etat fotsiny ihany no asany eo dia manao izay hisian`ny ADY AN-TRANO fa any AMBADIKA ANY efa mandry ny Milliard any amin`ny Banky Vahiny any fa ny antsika izay mba KELY NANANANA TEO INDRAY NO POTEHINA . Avy amintsika ihany ny safidy hampitraka na hampilentika ny firenena !
19. ari.malala ( 29/07/2009 11:55)
Reeves, ekeko ny teninao, saingy atody ve hiady amam-bato? tanam-polo hiady @ basy? zareo nge ny basy no miresaka e!
20. xxx ( 29/07/2009 19:12)
lolabe:

Fa iza no ho K.O? sao de nareo no ho K.O, tsy hisy HAT ho K.O zany eo, RA-8 sy ny forongony zao no efa K.O fa milaza fa 8 andro ihany de vita ny eo @ Magro fa tsy mitovy aminareo 2 volana, fa aiza le 8 andro? sao de 8 taona? tsy de nahita fianarana ohatr'le olona tohananareo ihany nareo, na ny miteny aza tsy hainy. Resaka ampitomboina ny anareo lazaina fa 5000 ny olona novorian'ny Tim tany Tamatave nefa ny mpanatrika milaza fa ra be indrindra teo @ 200 teo, zany foana no mahavoa anareo, ra ny lainga sy ny famahanandalitra vahoaka de hainareo tsara. Lazaina fa za tsy hiala fa hiaraka ho faty aminareo eto, kanefa avy eo nandositra, zany ve le lazaina fa DADA mitsinjo ny zanany? Mba misaina amin'izay de mba olon-kafa indray tohanana fa tsy olona efa tsy ho tafaverina eo tsony, asaivo mihetsika daholo ny eran-ny faritany izay mpomba anareo TIM de ho hita eo, za tsy hiteny mintsy oe legaliste zany nareo fa voalohany @ tsy mpanara-dalana, nagorona ny volam-bahoaka, zany no tena fanaonareo mianakavy matoa mbola tohanareo io ra-8 io, ka mba tongasaina amin'izay, ny anay tsy ny TGV na i Andry no tohananay fa ny fanalana an'i ra-8 teo, avy eo ndray mifampitady @ fifidianana, aiza zao le lazaina fa lany 1 er tour t@ fifidianana farany teo? ra maro an'isa nareo tsy voahongana teo iny Dadanareo iny fa nangalabato matoa lany 1er tour ka mba tonga saina amin'izay. Ianareo GTT, mipetraha tsara any andafy any fa tsy misy fantatrareo ny aty, ianareo no mihinankanina tsara any, manana fiara, mihinana izay azonareo hohanina, ary mba hitanareo ve le gasy aty? inona no nohaniny t@ fotoana nahateo an'i ra-8? izay naka ranondranony taminy ihany no nihinana sy nisotro ny yaourt-ny sy ireo gasy milaza fa manankarena izay vitsy anisa fa ny gasy rehetra mba nihinana an'izany ve? Mba fantatrareo any andafy any ve zany? ka mba tonga saina amin'izay fa tsy zay olona mpangoron-karena no mbola mitady haverina eto ihany; mba jereo le malagasy efa ho 20 million zara ra mihinankanina

dia ahoana koa lesy wiwi ,ntsoo tsy maintsy miongana io jereo tsara eo ary aza marary fo amin'izany


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443