BEPC: lalaovin'ny faty ny ho avin'ny zaza Malagasy

21. bozyboleta ( 28/07/2009 13:19)
Mino aho fa fara-faharatsiny 25% ny mpiadina - ary efa tena tsara fanahy aza aho @ io tarehimarika io- dia zanak'olona:
- nanjary sahirana ary niova fiainana tampoka noho izao krizy izao
- very asa noho izao krizy izao
Tsy maintsy ho efa nandre ny ray aman-dreniny nimenomenona noho ny krizy ny ankamaroan'ny mpiadina.
Mba efa mahatsiaro saina ireo ankizy ireo ka nahita tsara ny fandehan'ny tantaram-pirenena nisy teto nanomboka ny 26 janoary 2009 no mankaty.

Dia hanan-kambara @ io laza adina io ve?
Dia hahita ohatra entina manohana ny heviny?

Fanjakana ADALA. Olona adala mifoka môkety ray trano no mitantana ka tsy mahatsiaro ny lanjan'ny fanabeazana sy ny fianarana.
22. AndriambyII ( 28/07/2009 13:37)
Radomy:

Miarahaba,

Tsy ny fitsinjovana ny hoavin\'ny mpianatra no tadiavin\'ity ministra ity fa ny \"te-ahazo laza\" (na ratsy tsy maninona fa mila malaza ihany) fotsiny.
Mampalahelo ny toy izao ary tokony ho fongorina fa mamono taranaka.
http://gasikarasahy.blogvie.com

Na misy fahavoazana ilay rangahy na habadoana no mitarika an\'io.

Mankahery.

Tsy mazava ny tian\' i Radomy tenenina @ io sujet io , ireto misy sujet maro maro efa nipetraka t@ bacc taloha .
Voalohany: \" Hadalàna ve ny tsy finoana ny fisian\' Andriamanitra @ izao fotoana izao sa fahendrena ? \"
Dia ny sujet faharoa : \" Ny fitondrana @ ankapobeny ,araka ny hevitry ny tsirairay ,natao ho an\' iza ? ho an\' ireo mitondra sa ho an\' ny entina ? \"
Ny fahatelo :\"Farito ny azo hanavahana ny atao hoe andevo sy andriana ary ny mpanjaka @ izao fotoana izao.\"
Sujet 1: Est ce une folie la non-croyance en l\' existance de dieu ou une forme de sagesse ? Emmanuel Kant
Sujet 2:La gouvernance selon l\'opinion chaque individu est pour qui ? pour le gouvernement ou pour les gouvernés Bakounine
Sujet 3:definitions des mots ESCLAVE ,NOBLE ,ROI ouREINE ,comtemporainement .Confusius

Raha ny hevitr\' io olona miresaka ny mentalité de la race merina io no dinihina dia ;araka ny hevitro ,olona tsy mba nandalina ny tantaran\' ny olombelona , fa dia nandray vilana feo tokana avy @ eritreriny sy izay mba hitany teo @ fanabeazana azy .Pire , mety ho olona mpampiady ny samy malagasy @ alalan\' ny tribalisme via le net .
Ny zavatra tokony ho fantany dia izao ; Les émanations des esprits humains ne peuvent pas étre contrôlées par ses semblables jusqu\' à preuve du contraire car ce sont des éléments insondables .
Voalazanao teo radomy fa mamono taranaka ny hevitra toy izany , nefa tsarovy fa tsy misy olonkafa afaka hanao izany afatsy ny samy malagasy ihany .
Na dia fityadiavana laza sy voninahitra aza ,dia hevero fa misy atiny ihany ny petrakevitra na dia somary manta kisoka be aza .Soit cool raoul!!! lol ! 8) 8)


23. fijo ( 28/07/2009 22:59)
io efa lazain'i naritsimba io ny vahaolana,rah ambol aampidirana politika ny asampanjakana dia tsy misy zavatra hovanona ao mada.ka izao ve ampidirana politika ary ny ao aminn'yny fanjakana sa tsia??
24. ravatorano ( 29/07/2009 05:31)
ka aovina no tsy nisy fidiran'ny politika teo amin'ny sehatry ny asampanjakana
eo njinja tsika izao :wink:
miandry an'izay e ! izao aza efa miverina indray ilay resaka akama-akama e raha tsy pro d tsy tafa dikan'izany dia ny omaly tsy miova ihany !
ny fomba fisehony fotsiny no miovaova eny arakaraky ny fotoana hisehoany
mampalaelo é !
25. ari.malala ( 29/07/2009 06:32)
Voalohany: " Hadalàna ve ny tsy finoana ny fisian' Andriamanitra @ izao fotoana izao sa fahendrena ? "
Dia ny sujet faharoa : " Ny fitondrana @ ankapobeny ,araka ny hevitry ny tsirairay ,natao ho an' iza ? ho an' ireo mitondra sa ho an' ny entina ? "
Ny fahatelo :"Farito ny azo hanavahana ny atao hoe andevo sy andriana ary ny mpanjaka @ izao fotoana izao."
Sujet 1: Est ce une folie la non-croyance en l' existance de dieu ou une forme de sagesse ? Emmanuel Kant
Sujet 2:La gouvernance selon l'opinion chaque individu est pour qui ? pour le gouvernement ou pour les gouvernés Bakounine
Sujet 3:definitions des mots ESCLAVE ,NOBLE ,ROI ouREINE ,comtemporainement .Confusius
Ireo laza adina voalaza ireo anie azo lazaina hoe large mintsy e! impartial, fa ity an'ny foza ity d tena manasohaso tanteraka ny tenany hoe mampandroso ny firenena... Tsy lavina fa mampandroso ny firenena tokoa ry zareo, saingy mampandroso ny firenena any anaty lavaka!!! araka io voalazan'i bozyboleta io hoe misy ary tsy vitsy ny very asa noho izao krizy izao... Ka izany v azo lazaina hoe fandrosoana???
26. fijo ( 29/07/2009 20:15)
io ravato tsy hiova rah atsy ny mpiasampanjakana mihintsy no tena vonona hiala amin'izany.hadinn'y mpiasampanjakana,fa izy anie no herin'ny minisitera e.rehefa izy no mikatso tavela eo ny minisitra.rehefa tsapany izay ,dia hiova io
27. tsikitantely ( 30/07/2009 12:34)
Tena mampalahelo be rey olona a!
Ahoana izao no mahazo ny zaza mipetraka any ambanivohitra sy any ambany ravinkazo any izay tsy mahalala na inona na inona amin'izay HAT izany fa ny fandaharam-pianarana nataony dia ny MAP? Tsy hoe manome hevitra pour na contre fa tena tsy mahalala ny sujet mihitsy. Tokony mba hatao programme any am-pianarana aloha vao hadinina. Ankoatr'izay tokony any @ taranje tantara no hisy izany.
Manginy fotsiny ny hoe fampidirana politika be @ fampianarana. Hafa indray mantsy raha hoe " Nisy zava-bita ve ny HAT?", fa ilay izy dia tonga dia affirmation hoe "Nisy zava-bita betsaka vitan'ny Hat".
Mbola tsy nahita mpampianatra vendrana sy mpamosavy mpianatra ohatra izany aho.
28. xxx ( 30/07/2009 12:45)
Toa livreur tany Frantsa taloha ange hono ilay ministra e,
ceci explique cela ?
29. bozyboleta ( 30/07/2009 14:46)
Zay no maha-foza ny foza. Any @ lohany no misy ny ta.ny.

Maharikoriko!!!
30. fijo ( 30/07/2009 19:24)
ie,mpitatitra entana taty lery,fa toa mba nianatra ihany aloha ka,tsy hitsarako azy izany,fa ny ataony eto no hitsarana azy hoe tena olona mpisolelaka fa tsy misainany hoavy.ka asann'y gasy rah aireo no hofidiana hitondra ny firenena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1368