les tia tanindrazana partout dans le monde ,unissez vous

1. patrick2002 ( 25/07/2009 23:03)
Les Tia Tanindrazana partout dans le monde unissez vous ,io indray izao no baiko pitolomany tia tanindrazana manera-tany ka ao ny ,libanais tia tanindrazana (Hezbollah) ,palestinien Tia Tanindrazana (Hamas), ny Afghan Tia Tanindrazana (Taliban), ny Iralandais Tia Tanindrazana (IRA), ny espagnol Tia Tanindrazana ( Basque ) , ny Italien Tia Tanindrazana (Fasciste ) .
Hitantsika fa betsaka ireo Tia Tanindrazana manera-tany no manakina ny tolona @ herisetra ,mampalahelo fa dia tonga amin`izany ireo Gasy Tia Tanindrazana ankehitriny ,mampalahelo . :cry: :cry: :cry: , snif ,snif.
2. zoam ( 26/07/2009 02:06)
tsy hita intsony izay ohatra atao ,fa tany @ ireo pays voalazan elehy ireo nisy coup d'etat,mba jereo ny realité vao milaza e,ny tena marina vexé ,satria tsy misy intsony ny kil manohana an'i tgv ,ary tsy ho ela intsony dia ho tonga ny fandresen'ny ara dalana,
NY TENA MARINA TSY MILA ARODANA IZANY IO HAT IO FA MIANJERA HO AZY
3. xxx ( 26/07/2009 10:21)
zoam:

:arrow: efa ela zay izy ianjera izay fa eo iany ny eo e :-*
4. xxx ( 26/07/2009 11:07)
MBA misy saina ve le patrick 2002 enao tokony efa ela no nesorindrahery ato fa mapalahelo ,ba lazao hoe inona ny herisetra nataon'ny gasy tia tanidrazana ,dia inona ny tombotsoanao amin'ilay lainga marivotototra ,mba mapiseho hoe vidéo na iray aza nahitana herisetra nataon'ny gasy tia tanindrazana ,tsisy capsat mpamono ny mpiray tanindrazana ao ary tsy misy mampiasa lainga fa gasy nianatra sy misy classe daolo,enao no manao vavan'ny maty an-drano lava ,enao le saika hamosavin'ny gasin'antananarivo hanapoizina ny ranonan'anosy,hovalian'ANDRIMANITRA aminao sy ny taranakao ny ratsy rehetra hataonao na ny teny lainga rehetra hafafinao eto,dia inona izao ny mahazo ny gasy a@zao fitondrana nagalarina izao hitanao fa nihananakarena izao ny gasy ? MBA MATAHORA IZAY HATAHORAN'OLONA ,vao maika ny mahantra mihamahantra sy fahadiranovana,ny fandriampahalemana tsy misy ,rajoelina efa malaza hividy trano any france ,enao no hasainy mivovo tsy a@ny antony eo,aza lany andro mandrovi-tsihy eo ,mba mijoroa @iza maha enao anao fa tsy hasaina mivovo dia manao
5. halloween ( 27/07/2009 07:30)
xxx:

zao firesaka zao d atsiarovako an'ilay oul maina be nitady lubrifiant zay

:-D :-D :-D :-D :-D fa zao alou d i lé8 zao no mizaka ny valin'ny nataony ramatoa ah, :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. zoam ( 27/07/2009 08:18)
xxx:

zoam:

tsy hita intsony izay ohatra atao ,fa tany @ ireo pays voalazan elehy ireo nisy coup d'etat,mba jereo ny realité vao milaza e,ny tena marina vexé ,satria tsy misy intsony ny kil manohana an'i tgv ,ary tsy ho ela intsony dia ho tonga ny fandresen'ny ara dalana,
NY TENA MARINA TSY MILA ARODANA IZANY IO HAT IO FA MIANJERA HO AZY

:arrow: efa ela zay izy ianjera izay fa eo iany ny eo e :-*

dem1 ou dans 1ans tsy maintsy miala io fa tsy mahavita election eo izany ,izay no but mba ho lecon an'izay te hanongam panjakana indray @ manaraka,maha vexé ary tena mahavexé be no maheno hoe 3000 personnes dia efa mahongana fitondrana

7. patrick2002 ( 27/07/2009 15:57)
dem1 ou dans 1ans tsy maintsy miala io fa tsy mahavita election eo izany ,izay no but mba ho lecon an'izay te hanongam panjakana indray @ manaraka,maha vexé ary tena mahavexé be no maheno hoe 3000 personnes dia efa mahongana fitondrana

Ka efa izany no tanjonareo Gasy Tia Tanindrazana ,kou tsy mahavita io na dia hapoakanay aza madagasikara .
Mba misaina kely fa raha 3000 no mahavaita fanonganana ,inona no tsy hanaovany GTT eo @ Magro Fanonganana , :cry: :cry: fa hanapoahana an' i Madagasikara ,
Olona 3 000 mahavita raha matahora (Terroriste ) fa tsy mahavita fanonganana mihintsy ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0354