Nofy tena izy : Efa nanofy toa izao koa ve hianao?
21. niryna (
02/09/2009 04:20)
endrika01:
Niresaka olona eritreretina i niryna.Fa ny ahy,olona tsy eritreretina.Nierina t@zay ny taona nahafatesany rahavaviko,(tsy nieritreritra azy tsony zah,tao an-tsaina io,fa tsy tao am-po akory) de zah kalou katahotra raha vao resaka we faty na razana,na olona efa nodimandry no averina atao resaka foana. Fa t@io nofiko io,zah miresaka face a face @le rahavaviko efa nodimandry,ampandrosoany @zany efitrano zara raha misy 6m2,toa tsy misy varavaram-be na varavaran-kely,tsy misy afatsy fandriana lavakely mianavara-doha,toa matroka loko,tsisy meuble,mipetraka eo @sisinle fandriana we izy,dia mitazona sapile mangamanga mivavaka,izaho we mijoro teo anoloany.Refa hakaiky ho fatako tao @nofy fa efa nodimandry ny rahavaviko de taitra be zah,sady nifoha.Ny ampitsonio zah niatso tany @tanana.Ny resaka azoko de we,ilay sapile-nao mangamanga iny ,nampiarahana taminy any am-pasana,miana-vara-doha ny toerana nasiana azyde ozizy ry zareo we mba mivavaka toy ny taty ve ianao any lavitra any?Angamba ianao tsy mivavaka matoa tongavany rahavavinao! (io alou zah iany no manapa-kevitra ny @zany) dia ilay mahita azy miara-dalana sy miresaka be ao @nofy dia toa ilaozany izany,toa ianao ndray no miatso we andraso,ndraindray mizara lalana...Tantaraiko an i niryna ny nofiko tiko be tao anaty ny alina 2 izay.Aleo mou refa avy eo e,alefa mitokana mintsy :P
hi,hi mbola tsy tapitra akory ny soratra novakiako dia hoy aho hoe aleo angamba alefa mitokana,inona tokoa fa izy no teny notenenindry farany eto,hi,hi .Betsaka koa ny ahy fa isika roa irery sisa no miresaka eto ka aleo alefa ary amin'ny hafatra ilay izy ok :D
niryna