Nofy tena izy : Efa nanofy toa izao koa ve hianao?

1. niryna ( 25/07/2009 17:28)
Resaka nofy ity tantaraiko ity ka asa hianao raha mahamtsapa fa afaka misidina izany isika ao anatin'ny nofy , fa izao koa no mba zavatra tsampako rehefa manofy aho fa tena mahavita zavatra betsaka izany kanefa raha ao anatin'ny fiainana tena tsy vita mihitsy. ohatra : mandingana tatatra lavabe,miampita toerana iray,ohatra nahita ny toerana izay misy azy amin'izao fotoana izao ,sns
Anao ohatra iray aho
Ohatra hoe nanofy tery ambonin'ny toerana avobe hono aho ary ireo misy olona marobe ary toa tarehina olona fantatro ny ankabeazany,toa gasy avokoa ilay izy, betsaka marobe no tazako dia io aho itako fa nitoriteny

Efa elabe izany an.Ny mahagaga amin'ireny nofy ireny tokoa anie dia ny tena no manofy kanefa ny tena koa mahita ny tena ao anatin'ilay nofy fa ery ambony avo be ery e,tena tsy azoko mihitsy ilay izy indraindray:D

Inona tokoa fa tonga tato amin'ny sera aho enimbolana tao aorian'izay nofiko izay ary dia nivavaka foana tokoa aho aloha talohan'izay satria tena tsy fantatro izay tian'Andriamanitra ampiasaina ahy na izay zavatra tiany ataoko .Dia hoy aho niteny ilay namako izay rehefa nitantara azy ilay nofiko hoe aiza aho no ahita malagasy itoriko teny izany ? :D

Indray andro izay aho sendra niditra tato,tsy tadidiko akory ilay antony na fomba nahazoako ilay web,dia nisy forium betsaka tato ary dia nanomboka namaky ireo tantara maro koa aho ,dia niditra aho ,dia navadiko indray ilay izy dia nisy fivavahana dia teo aho ka teo ary dia faly ery aho niaraka nitafa tamin'ireo olona marobe izay tsy nisy fantatro ary hatramin'izao mbola ato foana nizara izay mba kely nomen'Atra ahy.

Ny ahy ny nofiko dia saika misy dikany avokoa ary misy koa mba fantatro kely ihany ilay izy ary matetika aho dia mivavaka vao mahazo nofy ary mangataka amin'Andrimantra mba ho azavainy amiko: misy tiako ary misy mila tsy ho zaka ilay nofy satria na ny fahafatesana izay mety itranga na mitranga amin'iny fotoana nanofisako iny aza dia manampy aho tokoa mba ahay ionona mialoha. Mba misy zavatra mitovy izany koa ve nahazo anareo?

Inona ny nofy nitranga taminao ary dia tena nipoitra tokoa ilay izy avy eo na efa nipoitra tamin'ny fiainana taloha?

Hianao koa ve mba manofy zavatra tsy vita ao anatin'ny fiainana kanefa tena vitanao ao anatin'ny nofy ?
(l)niryna
novalian'i dolo1 ny 18/12/2009 11:12
2. marindra ( 25/07/2009 21:12)
bdb tsy azo tantaraina :-D
3. ratonga ( 25/07/2009 21:27)
:-D :-D :-D
4. marindra ( 25/07/2009 21:28)
io ndray ratonga a :-D
5. xxx ( 28/07/2009 08:03)
Ny ahy indray nofy ratsy be izay no efa niseho tamiko ar tsaroako foana ilay izy. Tsy in-dray mandeha fa efa indroa be izao no niseho tamiko. Ny voalohany dia herinandro taoriany dia hitako ny valiny fa ilay faharoa no mba herintaona taty aoriana, toy izao ilay izy :
1° Tamin'ny fotoan'ny eclipse teto Madagasikara t@ juin 2002 iny, dia nisy namako izay fony tany @ skoto, ary tena mpinamana be tsy nifankafoy izahay roalahy, azoko nofy niara-niandry faty tamiko. Ilay toerana niandrasampaty amin'io nofy io tena anaty fasana. Ny nahagaga ahy dia izy irery no endrika tsaroako tao anaty nofy no haiko. Afaka herinandro dia maty accidenté t@ moto izy tao andrefan'i Miarinarivo izy. Niaraka t@ anaaviny izy t@'izay fa ilay anabaviny ny tanany no tapaka fa ilay namako tsy tra-drano.
2° Nofiko koa t@ sept 2004 fa namonjy lanonampamadihana izahay. Ny fianakaviako rehetra tao antrano tazako tao avokoa, a ilay cousine-nay izay irery no avy any ivelany tsikarotro sy tadidiko ho tao koa. Lanonana be mihitsy ilay famadihana natrahana tao @ilay nofy. Ny déc 2005 no naharay filazana izahay fa maty io cousine-nay io.
Hatramin'izao dia tsaroako foana ireo nofiko ireo.
Mbola nisy iray koa aza fa mahakasika ahy ilay izy. Tsy nofy ratsy fiafara kosa aloha fa mba tena fahasoavana fa aleo aloha mba ny namana hafa indray no hilaza izay tsaroany.
6. niryna ( 29/07/2009 15:29)
marindra:

bdb tsy azo tantaraina :-D

ao moa mba tantarao e,dia tena niantra tamin'ny fiainanao ihany ve ilay nofy

7. niryna ( 29/07/2009 15:33)
xxx:

Ny ahy indray nofy ratsy be izay no efa niseho tamiko ar tsaroako foana ilay izy. Tsy in-dray mandeha fa efa indroa be izao no niseho tamiko. Ny voalohany dia herinandro taoriany dia hitako ny valiny fa ilay faharoa no mba herintaona taty aoriana, toy izao ilay izy :
1° Tamin'ny fotoan'ny eclipse teto Madagasikara t@ juin 2002 iny, dia nisy namako izay fony tany @ skoto, ary tena mpinamana be tsy nifankafoy izahay roalahy, azoko nofy niara-niandry faty tamiko. Ilay toerana niandrasampaty amin'io nofy io tena anaty fasana. Ny nahagaga ahy dia izy irery no endrika tsaroako tao anaty nofy no haiko. Afaka herinandro dia maty accidenté t@ moto izy tao andrefan'i Miarinarivo izy. Niaraka t@ anaaviny izy t@'izay fa ilay anabaviny ny tanany no tapaka fa ilay namako tsy tra-drano.
2° Nofiko koa t@ sept 2004 fa namonjy lanonampamadihana izahay. Ny fianakaviako rehetra tao antrano tazako tao avokoa, a ilay cousine-nay izay irery no avy any ivelany tsikarotro sy tadidiko ho tao koa. Lanonana be mihitsy ilay famadihana natrahana tao @ilay nofy. Ny déc 2005 no naharay filazana izahay fa maty io cousine-nay io.
Hatramin'izao dia tsaroako foana ireo nofiko ireo.
Mbola nisy iray koa aza fa mahakasika ahy ilay izy. Tsy nofy ratsy fiafara kosa aloha fa mba tena fahasoavana fa aleo aloha mba ny namana hafa indray no hilaza izay tsaroany.

misaotra xxx . Raha mahatady ny nofinao rehetra hianao dia mety afaka hamatatra ny nofin'ny hafa ihany koa.
Misy nofy araka ny teniko eto foana fa nofinofy ,misy ny voky be dia manofy ary matetika toa nofy ratsy ireny saingy tsy tadidy ary misy kosa na nofy tsara na ratsy dia aseho aminao mialoha ilay izy
miandry ny nofinao farany aza izaho e

8. niryna ( 29/07/2009 15:35)
Ny ahy indray tao anatin'ny nofy dia nahita olona ngezabe aho ary niampita tetezana,izay tetezana itako aty aminay ilay izy amin'izao fotoana izao .Lavabe ilay nofy fa ny ambangovangony fotsiny io ary dia inona tokoa no teo fa olona ngezabe daholo ny olona aty aminay ary ilay tetezana tao anatin'ny nofiko dia efa niampitako imbetsaka taty aoriana
9. xxx ( 03/08/2009 11:57)
Ny nofy koa hono rehefa matetika miverimberina de misy dikany??
iza kay no mahay ny dikan'ity?
Matetika zah manofy foana, ny fitrangany angah no samy hafa fa manofy mahita onjan-dranomasina AVO be le mampatahotra be ireny foana zah,
raha tsy izay de manofy Tsunami, tsy haiko ny dikany fa hataoko angamba isam-bolana zah manofy in-droa na in-telo an'ireo foana.
Inona no dikan'izany??
10. niryna ( 06/08/2009 03:53)

tandremo ary fa io ranomasina io ka manonja, tsy mba manafosafo fa mitondra.
Tantarao tsara hoe ilay izy ? tsy azo adika hoe rehefla manofy izao dia izao no dikany,ny toerana,ny fotoana,ny zavatra itanao,ilay izy iray manontolo fa tsy izy tadidy ihany Matina tokoa izany rehefa manofy zavatra miverimberina dia misy dikany saingy tsy misy nofy na iray aza ka hoe mitovy,asa aloha :D
11. niryna ( 08/08/2009 17:11)
xxx:

Mbola nisy iray koa aza fa mahakasika ahy ilay izy. Tsy nofy ratsy fiafara kosa aloha fa mba tena fahasoavana fa aleo aloha mba ny namana hafa indray no hilaza izay tsaroany.

tantarao hoe xxx
merci

12. endrika01 ( 10/08/2009 18:04)
Niryna> niandry foana zah,we nakaiza fa toa tsy hita indray,(lay resantsika ary ambadika ary e ;-) ) Ary mety misy mahalala ny dikany manonofy mahita lamba fotsy be mitandavana be ve nareo?
13. endrika01 ( 10/08/2009 18:06)
Niryna> niandry foana zah,we nakaiza fa toa tsy hita indray,(lay resantsika ary ambadika ary e ;-) ) Ary mety misy mahalala ny dikany manonofy mahita lamba fotsy be mitandavana be ve nareo?
14. niryna ( 22/08/2009 03:55)
endrika01:

Niryna> niandry foana zah,we nakaiza fa toa tsy hita indray,(lay resantsika ary ambadika ary e ;-) ) Ary mety misy mahalala ny dikany manonofy mahita lamba fotsy be mitandavana be ve nareo?

efa novaliko ka,sa taorian'ity fotoana nanoratandry ity aho no nanoratra tany ka
:-*
15. niryna ( 22/08/2009 03:57)
endrika01:

Niryna> niandry foana zah,we nakaiza fa toa tsy hita indray,(lay resantsika ary ambadika ary e ;-) ) Ary mety misy mahalala ny dikany manonofy mahita lamba fotsy be mitandavana be ve nareo?

endrika a,ny nofy hoy aho dia mila fantatra ny antsipirihiny vao mety mahalala ilay dikany ny olona.
:D
misy ankizivavy izay ao aminay ,isaky ny manofy izy dia mihazakazaka aty amiko dia miteny hoe inona no dikany nahita ity na izao hi,hi sady tsy mba miteny mora izy fa tonga dia miantsoantso :D
16. endrika01 ( 24/08/2009 11:18)
niryna> bonjour kely njay ary kalou e! Zao ary io nofy mahita lamba fotsy be io. zaho sy ny mamako no tao anaty nofy,miditra @efitra malalaka be sady toa mangina tsy misy olon-kafa,nefa toa hoatriny we ividy lamba ,mipetraka ambony latabatra lavabe,be velarana we zany lamba fotsy zany,toa misy karazany 2 ny iray voaly fotsy hotry ny misy sary raozy,ny iray somary tery andrefandrefana misy loko maningana volo-parasy.Mamako we no niteny we 8 metatra. natahotra iany aho aloha t@io nofy io e,satry marary ny dadako.
17. niryna ( 25/08/2009 05:46)

indry koa aky mampatahotra ahy eo an.
Ahatsiarovako ny nofoko izany,nahita ny mamako namahana olona betsaka ao ary tsy itako ny dadako ,dia nahita ny fiangonan'i dadako aho ary feno ipoka ka ireo zafikeliny avy amin'ny mpiray tampo aminy no mitondra voninkazo ao am-piangonany.
Dia iny hono izy fa tonga namihana anay mianakavy kely ary avy be ny orana dia nanjavona tsy itako teo intsony izy
Santionany ireo saingy tonga dia ny raiko no tao an-tsaiko ary tonga aho dia nigogo nitomany ,nanala ny foko teo aho rehefa nofaha aho ny maraina

fa hoe ho faty izy,inona tokoa no teo fa afaka iray volana niantsoko ny fianakaviana no maty izy
Mivavaha fa toa misy fambara ao amindry izany fa na izany aza hoy aho tsy ho voatery mitovy ka anao toy ilay zaza hoe voninkazo =izao no dikany ,hi,hi
Dia nisy iray koa ity vao aingana kely

Araka ny noteneniko dia samy manana ny dikany ny nofy fa ny ahy indray vao avy nanofy feno olona teo an-tokontaninay aho ary mihaingo be daholo ilay olona kanefa manao akanjo mainty,inona tokoa ny teo fa nisy fianakaviana maty tao aminay tamin'ny andro nanofisako iny.

mampatahotra ny nofy indrindra,tsara koa ilay izy satria mampiseho zavatra amintsika mialoha izy ka raha nomen'Atra fahasoavana isika ka omeny mialoha dia misaora azy satria nampiomaniny mialoha ny foko fa na dia izany aza mbola misy fotoana aho mitomany rehefa malahelo ny dadako

:cry:
18. endrika01 ( 25/08/2009 17:26)
niryna>misy milaza fa ny fotsy deception,tsy haiko we iza t@reto tranga telo ireto no voaray tao.Fa ny faniriako aloha dia ho lasanizay zay ratsy any fa hitombo fahasalamana ny Raiko. nisy namana tsy nifanara-kvt tamiko,dia diso fanantenana kely aho,niantso aho dia we marary indray ny raiko,dia taminio andro niatsoako io nilaza ny mamako,fa maty t@herinandro lasa i ranona ,efa nalevina...de ny alinio andro io aho no nanonofy,raha tsy diso ny fitadidiako.Ny nahalasa ny saiko lalina de lay feony Mamako,niteny we 8 metatra,de itako mitsy ny tanako,nikasika ilay lambafotsy beMazana aho,raha mahita olona fantatro miakanjo fotsy ao aminy nofy,dia harary iny olona iny izay,na efa marary.Na ny tenako aza ndraindray hitako ao aminy nofiko,dia tena marary tokou zay ny apitsonio. Marina ny voalazany i niryna we FAMBARA iany kou ny nofy.Matetika misy zvt tsy ampoiziko na tsy takatry ny saiko,itako @nofiko.Ohatra anakiray ity,nasaina namana tsy mbola fantatro aho,vhv ,nisy sakafo itako t@nofiko,narosony ho ahy.Misy olitra fotsikely anikoroa we t@le sakafo,tao anaty nofy zay an,teo am-pisakafoanana tsara zah,handeha hampiakatra sotro,no nahita volo fohifohy henjakenjana anakiroa nifanakaiky.Taitra be aho,ary tsaroako tampoka ny nofiko.Mody niteny t@io vhv io zah we,aiza no misy toilette fa te...mafy zah,de nitady fika be d be teo mba tsy hihinanana anle kaly,de mody we narary tampoka be teo.Zah alou tsy nampiseho taminy we fa inn kay ireo???Fa nodiako fanina,de nasaiko teny @ Buffet njay izy,fa sorry tamle fanasana nataony nisy sapona iny.Mafinaritra lay nofy njainjay,fa mampangitangitaka kou njainjay iza re no matory tsy mba manonofy,na tsy mahatadidy nofy!Reny zao no milamin-tsaina. :P
19. niryna ( 25/08/2009 21:28)
endrika01:

niryna>misy milaza fa ny fotsy deception,tsy haiko we iza t@reto tranga telo ireto no voaray tao.Fa ny faniriako aloha dia ho lasanizay zay ratsy any fa hitombo fahasalamana ny Raiko. nisy namana tsy nifanara-kvt tamiko,dia diso fanantenana kely aho,niantso aho dia we marary indray ny raiko,dia taminio andro niatsoako io nilaza ny mamako,fa maty t@herinandro lasa i ranona ,efa nalevina...de ny alinio andro io aho no nanonofy,raha tsy diso ny fitadidiako.Ny nahalasa ny saiko lalina de lay feony Mamako,niteny we 8 metatra,de itako mitsy ny tanako,nikasika ilay lambafotsy beMazana aho,raha mahita olona fantatro miakanjo fotsy ao aminy nofy,dia harary iny olona iny izay,na efa marary.Na ny tenako aza ndraindray hitako ao aminy nofiko,dia tena marary tokou zay ny apitsonio. Marina ny voalazany i niryna we FAMBARA iany kou ny nofy.Matetika misy zvt tsy ampoiziko na tsy takatry ny saiko,itako @nofiko.Ohatra anakiray ity,nasaina namana tsy mbola fantatro aho,vhv ,nisy sakafo itako t@nofiko,narosony ho ahy.Misy olitra
fotsikely anikoroa we t@le sakafo,tao anaty nofy zay an,teo am-pisakafoanana tsara zah,handeha hampiakatra sotro,no nahita volo fohifohy henjakenjana anakiroa nifanakaiky.Taitra be aho,ary tsaroako tampoka ny nofiko.Mody niteny t@io vhv io zah we,aiza no misy toilette fa te...mafy zah,de nitady fika be d be teo mba tsy hihinanana anle kaly,de mody we narary tampoka be teo.Zah alou tsy nampiseho taminy we fa inn kay ireo???Fa nodiako fanina,de nasaiko teny @ Buffet njay izy,fa sorry tamle fanasana nataony nisy sapona iny.Mafinaritra lay nofy njainjay,fa mampangitangitaka kou njainjay
iza re no matory tsy mba manonofy,na tsy mahatadidy nofy!Reny zao no milamin-tsaina. :P

misaotra nizara e,araka ny no teneniko woa dia araka ny toerana koa io ,ny ahy indray dia rehefa mahita ny toerana nisy ahy taloha aho ka araka ny olona mipoitra eo sy ny akanjony ary ny fihetsika miseho dia misy raha izay any,ny aretina indray dia mahita karazana hena izany aho ,ary ny fahavalo na misy olona mila ady aminao tsy amin a pas izao dia ny karazana biby no mipoitra,ny biby maty indray dia fahavalo efa resy,samy manana ny azy io.Fa izay no matetika mipoitra amiko dia izay no andraisako azy na an'olona izany na ahy.Nisy namako izay efa niandriandry izy hoe misaotra nao aho Atra fa tsy nisy sampona na nisy nanome fanafintoinana ahy hoy izy kanjo niantso izy tamin'ny 10 ora alina fa misy olana be tao aminy .

Tantaraiko zavatra indry? nanofy aho ary vao tapitra ny nofiko dia niantso ny tany an-tanana,nisy maty ary itako tao anatin'ny nofy ilay olona maty sy ilay zanany nanao akanjo fotsy ,dia io olona io no niantso ahy ary ilay itako lasa ngezabe no maty,izaho anefa efa nifoha dia nivavaka mafy a .Dia niteny aho tao anaty vavaka avy eo hoe tsy tiako intsony ny hanofinofy fa esory amiko io nofy io ,tena tsy nanofy aho efa ho taona maro ,na nanofy aza tsy nisy tadidiko no tsy noraharahiko koa ,dia iny aho nanontany tena ary nifona tamin'Atra .hi.hi toa ny zazakely no fiheverako ny tenako dia niverina indray ny nofy saingy rehefa tena misy zavatra mafy dia mivoaka indray.
Tsy tiako tokoa ilay izy aloha e,fa aleoko indray anefa nasehony ahy mialoha ilay izy,raha toa izany daholo angamba dia mety hitony mialoha ny fon'ny olona amin'ny loza ary hibitabitaka amin'ny zavatra soa.

Ary ilay mieritreritra olona iny indry dia miantso izy na mifanena aminy ? :D

20. endrika01 ( 26/08/2009 17:51)
Niresaka olona eritreretina i niryna.Fa ny ahy,olona tsy eritreretina.Nierina t@zay ny taona nahafatesany rahavaviko,(tsy nieritreritra azy tsony zah,tao an-tsaina io,fa tsy tao am-po akory) de zah kalou katahotra raha vao resaka we faty na razana,na olona efa nodimandry no averina atao resaka foana. Fa t@io nofiko io,zah miresaka face a face @le rahavaviko efa nodimandry,ampandrosoany @zany efitrano zara raha misy 6m2,toa tsy misy varavaram-be na varavaran-kely,tsy misy afatsy fandriana lavakely mianavara-doha,toa matroka loko,tsisy meuble,mipetraka eo @sisinle fandriana we izy,dia mitazona sapile mangamanga mivavaka,izaho we mijoro teo anoloany.Refa hakaiky ho fatako tao @nofy fa efa nodimandry ny rahavaviko de taitra be zah,sady nifoha.Ny ampitsonio zah niatso tany @tanana.Ny resaka azoko de we,ilay sapile-nao mangamanga iny ,nampiarahana taminy any am-pasana,miana-vara-doha ny toerana nasiana azyde ozizy ry zareo we mba mivavaka toy ny taty ve ianao any lavitra any?Angamba ianao tsy mivavaka matoa tongavany rahavavinao! (io alou zah iany no manapa-kevitra ny @zany) dia ilay mahita azy miara-dalana sy miresaka be ao @nofy dia toa ilaozany izany,toa ianao ndray no miatso we andraso,ndraindray mizara lalana...Tantaraiko an i niryna ny nofiko tiko be tao anaty ny alina 2 izay.Aleo mou refa avy eo e,alefa mitokana mintsy :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2962