Mila torohevitra azafady

41. xxx ( 26/07/2009 14:28)
=)) ka ianao kosa ve tratran\'ny zavatra toy io matetika tsy mba ho gaga ihany ee:-P ilay fanitsiana azy tsikelikely izao no masaka an-dohako fa izaho kosa tsy hanaiky hatao @ hoe tsy hisy fifampiresahana mihitsy fa miteny ny heviny fotsiny izy dia ianao miexecute! :-D
42. simplex ( 26/07/2009 15:02)

incompatibe @ le hoe tsotra,simple,mahafinaritra sy mivavaka izy raha hoe tena mpanao didy dajona izany... ka asa, mety hoe mi-test tokoa anga izy...

fa le izy koa anie le hoe milefitra tsy voatery midika hoe fanaka malemy foana ee. Raha hitanao fa tsy raisonable ny heviny dia izay enao no tokony miteny hoe tsy izao ve no mety kokoa. Ka raha manaiky an'zay izy, zany hoe rehefa nazavaina aminy ny olana, dia ataoko fa tsy mpanao didy jadona izy zay.
Fa raha ohatra enao ve tsy mahita ho lazaina foana @ izay teneniny, zany hoe raisonable le izy, tsy hitako izay hitadiavana raharaha @ zany eo... sao dia vao mia koa hiteraka olana hafa eo. Mais bon, aleo marina aloha fantatra dieny mialoha raha ohatra ka mety hisy probleme d'incompatibilite be eo aminareo ee.

Manin ra mba tester-nao koa izy?
anaovy proposition absurde be ohatra, dia jerena izay heviny. Na hoe tonga dia ahitsio izay heviny @ zavatra iray... raha ohatra izy ka miezaka ny mampahazo anao ny heviny dia izay no tena izy. Fa ra toa ka tonga dia tsy mirara ny hevitrao izy fa tonga dia hoe izao no atao na izao no izy, dia izay no misy olana ary mila travailler-na kely...

:)
43. xxx ( 26/07/2009 15:26)
Ka indrindra:-) im-piry aho miteny hoe tsy possible izany fa mbola izao anie zava-misy! Dia ny ataovy izay mety ihany ny asetriny dia miraccroche avy teo!tonga ny antso manaraka nanakory ilay vahaolana? Dia mirendre cpt aho izay dia tapaka,tsy afa-manazava akory ny pt de vue ako. Fa na izany aza afak\'omaly aloha mba oatran\'ny nihaino izy sady niteny hoe hatreo ary aloha ny any ee sady mba feno tambitamby. Any aho vao misouffle :-)
`absurde`:lol:
44. simplex ( 26/07/2009 15:37)

ra izany dia anoraty email izy...
asiana takta fotsiny an, sao dia mitratrevatreva be manko ka vao mia olana hafa koa

;-)
45. xxx ( 26/07/2009 16:14)
Textos sy mirappele ara tsy valiany ka mainka fa mail!
:lol:
46. simplex ( 26/07/2009 17:18)

dain
fa nareo ve aloha tena mifankatia sy miaraka sa hoe ny RAD fotsiny no nanao kozy arrangE tany e? :)

mpinamana aza mamaly texto sy mi-rappelle ka olona hivady indray ve?
sa efa otr'zay mintsy le feeling aminareo... tsy haiko aloha ee.
Rehefa mifanaraka fotsiny nareo, tsy efa izay ve no zava-dehibe.

Sinon, aleo miandry rehefa mifankahita mifanazava hoy ah.

bonne chance ee,
47. xxx ( 26/07/2009 17:36)
Sanatria izany hoe rar no mifidy ny hoanjaran\'ny tena! Zavatra tsy anaty fijeriko hatrizay izany! Fa io efa nolazaiko io: tsy haiko hanazava azy fa azo lazaina hoe fahasoavana miditra angamba dia nifanojo .. Rehefa nandinika aho dia sarotra ny distance fa @fifankahitana no hitsarako azy.. Na hangina aza aloha izao tsy maninona. Misaotra betsaka e :-)
48. tess ( 26/07/2009 19:16)
mpinamana aza mamaly texto sy mi-rappelle ka olona hivady indray ve?

ka refa tratran'ny kriziiny zay kou nge lay vadinao na ny sipanao dia tsy mamaly texto izy e! kanefa refa namana de mamaly,efa diso minkazàtra loatra ngambz de ;-)
49. bibidia ( 26/07/2009 19:32)
tess:

mpinamana aza mamaly texto sy mi-rappelle ka olona hivady indray ve?

ka refa tratran'ny kriziiny zay kou nge lay vadinao na ny sipanao dia tsy mamaly texto izy e! kanefa refa namana de mamaly,efa diso minkazàtra loatra ngambz de ;-)



indry indray ry tess mahita morse olona efa mapalahelo dia krizin'ny fitiavana tsy misy fa mandalo rahona fotsiny tsy afa-po loatra @ fihetsika,@fanehoana fitiavana io fitivana io anie mvesatra mila lanjalanjaina isan'andro dia izy no tena tompony .. :D
50. tess ( 26/07/2009 20:27)
bibidia ka marina izany kou hihihi
51. soanja ( 27/07/2009 05:54)
xxx:

Miarahaba ary de mìsotra sahady ho an\'izay mamaly. Ho an\'ny vhvy no tena ipetrahan\'ny fanontaniako. Asa na mitsapa(test) dieny voalohany ilay tiako na ahoana, fa froid be indraindray (oatrany macho sy égocentrique izany),indraindray kosa calin be mahate-ho tia. Marihako fa mbola distance aloha izao saingy ti-hanambady ahy tokoa izy. Ka ahoana kay ry zavavy isany ny fomba hamolahanareo olona toy izany dieny zao? Amiko koa izy no toa io fa ny fianakaviko milaza fa tsotra,simple,mahafinaritra izy s mivavaka.


Dieny vao manomboka ny fiarahana ka misy zavatra tsapanao fa mitondra faHATSAPANA MIIBA na tsy mifandraika aminao ao anatin'ilay fiarahana dia izay no antsoina hoe " feo lalina ao anaty". Io feo io no dia tsy handiso anao matetika raha mifandray aminy matetika ianao sy manome lanja ny tsapa eo ampanatanterahana azy. Raha ianao manana olana nefa tsy afaka resahinao aminy akory dieny izao dia ho olanao foana koa izany.

Ny miala dieny matanjaka amin'izany fifandraisana/ fiarahana izany no mety.
Mety hiova izy. mety hiezaka fa raha ny zavatra tsapanao dia zavanisy izany ary hisy foana indray andro any na vetivety dia hiseho na elaela ka amin'izay fotoana izay dia mety ho resy ianao ary haharary tokoa.

Hevitra ny ahy fa tsy voatery arahina. Mahereza hatrany fa bobaka ny mety ho tiavina tsy misy fijaliana loatra. Henoy ny feon'ny fieritreretana.


52. nathie86 ( 27/07/2009 06:31)
Ny tian\'i Soanja resahina v oe, aleo misaraka dieny zao :?: :idea:
53. ari.malala ( 27/07/2009 06:31)
tess, itandry amizany fa tsy mety ilay mamolaka :-D :-D :-D mitovy @lay mamolaka iany mantsy ilay mi test raha ny fahitako anazy :-P
54. tess ( 27/07/2009 12:16)
ari. tsy mitovy ka! lay mamolaka manarina ilay ankilany hiala am lay fahazarandratsiny
fa lay mi test: mitsapatsapa toetra hoe raha ataoko anzao ity de inona no mety fihetsiny.....
55. kotobekibo ( 27/07/2009 23:04)
Tess:
ny maso angaha tia ampijaliana ry ktobekibo hihihi ny ahy tsy tiko ampijaliana sao jamba eo kou! ny voan'ny alerjika aza no tsy fidiny hahah


njy an! :-D :-D :-D

xxx > mety tianao angamba lé ampijaliana e? izany v no antsoina hoe fitiavana ? aleoko tsy misy kah! misaotra tompoko :-P
56. tess ( 28/07/2009 05:30)
xxx > mety tianao angamba lé ampijaliana e? izany v no antsoina hoe fitiavana ? aleoko tsy misy kah! misaotra tompoko

misy tena olona tia ampijaliana ka! plaisir ho azy mitsy ny étre soumis(e)
57. xxx ( 28/07/2009 08:55)
Kotobekibo-> handinika ny tiny hatao aho aloha, tsy midika izany fa efa nanapa-kevitra aho akory. Tsy miditra @ fiarahana mampahory izany fa matoa miaraka dia misy antony foana nifankazahoana, tsy mitia na tiavina mitanila izany,en tt cas tsy izaho izany..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2882