Mila torohevitra azafady
21. tess
(
24/07/2009 17:15)
samy resy lahatra fa mifananjara.
ka inona indray kosa no isalasalàna raha izany....
TSY MISY OUL tonga lafatra izany fa samy manana ny toetra keliny eny! ny fahaizanareo mi fampi-s'adapte ihany io.... efa hainao izany fa otrzay izy dia raiso am maha izy azy izy! tiavo amin'izay toetra keliny izay raha mifananjara ihany nareo sa aon?
22. xxx
(
24/07/2009 17:34)
Ampiko kely fotsiny ny fanazavako ny rmq ndravonjison-> ny fianakaviana dia niteny mitsy fa tsy miditra raha tsy hoe tapa-kvt zahay 2 dia manotrona s manantateraka, fa noho ireo signes ireo t@ fiainany no tsy nisalasalany tout de suite nangataka ahy t@ rarko. Ny toetrany io izany sisa no pb ko hangatahako ny hvtrareo eto.
23. xxx
(
24/07/2009 18:22)
Fantatro hoe olombelona ihany tokoa izy nefa ianao hiaraka aminy koa anie mba olombelona e za zao manambady efa fantatro zao fa kizitina sy mora tezitra ny vadiko fa nidirako ihany satria noheveriko fa hoaiko ny hanova azy saingy indrisy efa zay izy ka @zao aho de tena maray fo mihitsy mieritreritra ny toetrany saingy efa niditra moa ka hiafina ka eritrereto tsara ihany aloha
24. marindra
(
24/07/2009 18:33)
11. Mpandefa : booboo [ Valio ] 24-07-2009 16:07:55
Lohateny : Re : Mila torohevitra azafady
Miarà-miaina ela² klou vao miroso @ fanambadiana. Samy hafa mantsy ny à distance sy ny mifanabe tarehy isan'andro ao an-trano ...
io zao no hitako hevitra mety hatramizao :)
25. tess
(
24/07/2009 19:49)
xxx:
Fantatro hoe olombelona ihany tokoa izy nefa ianao hiaraka aminy koa anie mba olombelona e za zao manambady efa fantatro zao fa kizitina sy mora tezitra ny vadiko fa nidirako ihany satria noheveriko fa hoaiko ny hanova azy saingy indrisy efa zay izy ka @zao aho de tena maray fo mihitsy mieritreritra ny toetrany saingy efa niditra moa ka hiafina ka eritrereto tsara ihany aloha
ka izay ilay fahaizana mi s'adapte fa refa tsy METY de aleo tsy miroso....
26. rakaroka
(
24/07/2009 19:55)
"Film" efa hitako ity 8O 8O , 'za nahavatra nanao "analyse LALINA h@ destin'ny
personne tahaka io voalazao io tokoa : voalaliko h@ hoe iza marina moa ity olona ity? :roll: :roll: :roll: :?: :?: :?: Dia ny "blem" BBbbe koa plutôt ny fianakaviany sy ny extérieur no tena inoany teny fa tsy ianao eo akaikiny sy mahafantatra azy koa ! Dia izao anefa ilay Destin-ny!
" Partagez vos expériences !
DANS VOTRE VIE ANTERIEURE... vous avez été d'un égoïsme forcené ! Vous ne pensiez qu'à vous, vous n'agissiez que pour vous sans remarquer que, à vos côtés, on vous aimait, on avait besoin de votre temps, de votre présence, de vos conseils. Impulsifs, emportés ou violents, vous avez vécu en solitaires, en célibataires, sans faire de concessions quant à votre liberté.
MAINTENANT... vous devez composer avec votre entourage, vous faire accueillants, conciliants, diplomates, respecter les besoins de ceux qui vous entourent. Autant que possible, mettez de côté votre ego, n'agissez pas pour vous mais pour votre partenaire, vos enfants, vos collaborateurs, vos amis. Partagez vos expériences. Cette existence vous demande de la prudence, de la réflexion, de la tempérance, le sens de la justice. Résistez à la colère, ne vous emportez pas. Il s'agit, dans cette vie, de construire une harmonie, des liens paisibles, dénués de tension. Et pour cela, la tolérance, l'écoute, la compréhension sont indispensables. Votre partenaire tient une place importante, sinon déterminante dans cette vie. Il, ou elle, vous donne les moyens de dépasser votre égoïsme, de vous libérer de l'isolement duquel vous sortez. Apprenez à faire des concessions, équilibrez les rapports, cherchez des terrains d'entente. Ainsi, vous vous trouverez."
:?

27. ni81
(
24/07/2009 20:41)
fa maninona koa raha tsy asiana test isakizay mihetsika e! kou raha tsy hividy voiture izy ity kou hoe aleo alou ho testéko raha mi roule tsara! hihihih:-D :-D :-D :-D
28. fijo
(
24/07/2009 21:06)
iz ano hiar amiain akely amiko aza????za somary masiak aindraindray de mitsiky matetika.
30. tess
(
24/07/2009 23:04)
ni81:
fa maninona koa raha tsy asiana test isakizay mihetsika e! kou raha tsy hividy voiture izy ity kou hoe aleo alou ho testéko raha mi roule tsara! hihihih:-D :-D :-D :-D
hihihi kou mariné! test ah test
31. xxx
(
25/07/2009 10:30)
Mahaliana ahy be ny valin-tenindRakaroka . Fa tsy azoko hoe iza ny tinao lazaina @ilay hoe tsy mahatoky ny akaikiny fa ny extérieur sy ny fianakaviany ihany? Izaho ve sa izy?
32. ravonjison
(
25/07/2009 11:08)
marindra:
11. Mpandefa : booboo [ Valio ] 24-07-2009 16:07:55
Lohateny : Re : Mila torohevitra azafady
Miarà-miaina ela² klou vao miroso @ fanambadiana. Samy hafa mantsy ny à distance sy ny mifanabe tarehy isan'andro ao an-trano ...
io zao no hitako hevitra mety hatramizao :)
Tsy misy vahaolana afatsy io ry XXX a . Miaraha miaina aloha ianareo. Dia ho hiatanao akaiky dia akaiky ny fandehan-javatra. Rehefa hitanao ao io toetra ratsiny io dia ho hitanao koa ny toetra tsarany, dia anjaranao no mandanjalanja sy manapakevitra avy eo. Fa dia aza manantena fa ianao no hanova azy ( ho folahanao izy ). Tsy hiova izany izy ( raha tsy hoe cas exeptionnel angaha !!!)
Ary aza miantehitra loatra @ ilay " signes " hitanareo.
33. marindra
(
25/07/2009 13:02)
Mpandefa : ravonjison [ Valio ] 25-07-2009 13:08:40
Lohateny : Re : Mila torohevitra azafady
Hoy i marindra:
Voalaza teo :
11. Mpandefa : booboo [ Valio ] 24-07-2009 16:07:55
Lohateny : Re : Mila torohevitra azafady
Miarà-miaina ela² klou vao miroso @ fanambadiana. Samy hafa mantsy ny à distance sy ny mifanabe tarehy isan'andro ao an-trano ...
io zao no hitako hevitra mety hatramizao
Tsy misy vahaolana afatsy io ry XXX a . Miaraha miaina aloha ianareo. Dia ho hiatanao akaiky dia akaiky ny fandehan-javatra. Rehefa hitanao ao io toetra ratsiny io dia ho hitanao koa ny toetra tsarany, dia anjaranao no mandanjalanja sy manapakevitra avy eo. Fa dia aza manantena fa ianao no hanova azy ( ho folahanao izy ). Tsy hiova izany izy ( raha tsy hoe cas exeptionnel angaha !!!)
Ary aza miantehitra loatra @ ilay " signes " hitanareo.
tsy za le xxx ka mba manoro an'le xxx ery ambony fotsiny za we io no hitako metimety kokoa @ reo valin-teny bdb reo :)
34. xxx
(
25/07/2009 13:26)
Ieny ary e. Tapaka ny hvtro fa dia ireo voalazanareo ireo ny vahaolana. Mino aho fa tsy ho diso lalana aho manaraka ny teninareo. Ny fihaonana rahateo efa tsy ho ela ka dia ho hita eo ny tohiny. Fa tsy nanenenako nitondra ity hvt ity teto na dia izany aza fa merci be daholo e
35. kotobekibo
(
26/07/2009 11:58)
zà lhl no mamaly , fa raha izao sahady d efa otran'izany an! tsy manakivy za fa hijaly njy atsy ho atsy!
Ny manolo no mety , raha tsy hoe " MASO " angaha njy ka tia ampijaliana . :-P

36. tess
(
26/07/2009 12:40)
ny maso angaha tia ampijaliana ry ktobekibo hihihi ny ahy tsy tiko ampijaliana sao jamba eo kou! ny voan'ny alerjika aza no tsy fidiny hahah
37. simplex
(
26/07/2009 13:20)
Fa ny tena nahagaga ahy t@ ity, indrindra fa hoe vevavy i xxx, dia tsy mba voalaza mintsy na in-1 aza le hoe: "tiako izy" :P
tout sauf l'essentiel :-P
:arrow: sao d any no mila jerena kely aloha :)
;-)
38. xxx
(
26/07/2009 13:45)
Simplex-> hahaha tiko izy ka! :-P ny zavatra nitranga tamiko izay dia tsy azoko lavina loatra fa nataon\'Ny mpandahatra t@ lalako izy sy zaho @ny ...
ka na izy aza miteny fa rehefa indry no nomen\'ny Tompo ahy dia ampy ahy izay :-P

39. xxx
(
26/07/2009 14:00)
Simplex-> ka justement. Fitiavana angamba matoa mitady solution toy zao e raha tsy izany ve tsy efa tentée hamela azy aho? Izy alavitra no manadala ny lohako fa tsy hoe! :-P
40. simplex
(
26/07/2009 14:16)
:D:D
ny tena olana @ vevavy an, enfin tsy olana fa hoe manahirana e, dia izy tsy maintsy mahita olana foana @ zavatra tsy misy olana akory :roll:
ary dia tsy maintsy taritina sy zizoina eny foana iny mandrapaha-tongan'ny hoe: ekena mba tsy hifandirana :lol:
les femmes...
^:^