tacleny Ravalomanana hono i Ratsirahonana

1. patrick2002 ( 22/07/2009 15:20)
rehefa hita fa tsy nahomby ny fanapoahana baomba etsy sy aroa ,fa tratra aby ny mpibaiko rehetra ,rehefa tsy voavidy vola intsony Ratsirahonana ,dia hampiadiana @ Andry Rajoelina @ alalany famoahana lahatsoratra an-gazety .
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/
mandehana hamasino kely ny ody gasinao Ravalo ah! aza manofy antoandro fa tsy hiverina eo intsony ianao Ravalomanana marc
2. benkintana ( 22/07/2009 16:28)

La Convention propose M.Atom Sileny, un inconnu de la Place du 13 Mai, à la place du président national du Monima, actuellement soupçonné de préparer déjà le terrain en vue de la prochaine présidentielle.

Tena hono ny resak'elah ,miady an-trano zao ry bado a

Celui qui était le cerveau de la validation par la HCC de l'ordonnance instituant la HAT est accusé d'isoler Andry Rajoelina des politiques qui l'ont soutenu durant son dur combat contre Marc Ravalomanana.

Minana ndray ty ny savony vava ratsirahonana,miboroso soavaly belohalika :-D :-D :-D
3. xxx ( 22/07/2009 18:08)
hohitantsika izany hoe tsy hiady antrano ireo ,izao aloha ny fahavalo iraisana dia ravalomanana fa rehefa avy eo hisoleleka an'ireo lazaina fa legaliste rehefa misy election eo satria mbola misy2 ihany hoy le tsy mahay manisa izay no mbola pro legaliste no tsy tia an'io hat io @ fotoanany election.Mitohy ny tanatara e
4. bazylou ( 22/07/2009 18:52)
dia inona koa hono kle, loooll reto gasy reto tena olona tsy miasy fotony daholo kle, de avy eo koa lazao hoe nasian'i tgv maosi i kala lalao, :-D :-D :-D
5. xxx ( 22/07/2009 20:00)
ry Andry rajoelina sy ny tarina ve mihevitra fa raha tonga ny fifidianana d ho lany tsy hisy aloha zany na hivadika aza ny lanitra ny eto Tana fotsiny d efa tsy misy mifidy azy, ary ny any @ province rahateo moa tsy mila azy, ka tsy hitako zay hijanona eo fa tokony hiala eo!
6. xxx ( 22/07/2009 20:14)
ka hoavy ny fotoana hisolelehana ny vahoakan'ny tim satria raha tsy an'ireo angaha misy ho president lany eo e,jereo tsara fa hoavy daholo hanohitra ny hat sy tgv mba hirecuperena an'ireo eny @ magro izany no tetika ny sasany eo ry arema sy ratsirahonana ary hasina andriamanjato,ry zafy albert ,politika maivana be
7. vitamatavy ( 22/07/2009 20:25)
Gazety taratra: 5/5/2009
Tonga eto amintsika ny Vondron'ny mpandraharaha saodianina, notarihin'ny filohany Sheikh Abdullah Bin Zayed Al Nahyan, izay manam-pikasana hampiasa vola eto amintsika. Noraisin'ny Filohan'ny Hat, Andry Rajoelina izy ireo omaly.

Gazety taratra: 22/07/09
"Mampanahy mafy ny mety fisian’ny fifandraisan’ny baomba ampiasain’ny mpampihorohoro eto Madagasikara sy ireo any amin’ny firenena hafa. Voamarina taorian’ny fizahana ny baomba tratra, nataon’ny manampahaizana avy ao amin’ny masoivoho amerikanina teny Fiadanana, omaly, fa tsy baomba vita gasy izy ireo. Baomba avo lenta antsoina hoe «Improvised Explosive Device» na IED izay fampiasa any amin’ny toerana fampiofanana mpampihorohoro any ivelany izany"

FIS = Front Islamique du Salut [Le COLLECTIF GTT (Gasy Tia Tanindrazana)]

Ho avy amin'ny angady sy ny harona amin'izay ny bekintana satria hatramin'ny nampidiran'ny FATy teto Madagasikara ireo Saodiana dia niseho ity resaka baomba ity. Samy mahalala ny rehetra fa zavatra tsy mbola nisy mihintsy izany teto Madagasikara tany aloha.
Aoka hitolona ambavaka tsara isika rehetra ary tsy hiraviravy tanana fa misy asa maloto kendren'i Andry Rajo'hell atao eto

Masina ny tanindrazana
8. fijo ( 22/07/2009 21:46)
efa manomboka tsy miafina i monja aminn'y tetika tiany hoatao,ka tsy matin'i ratsirahonana ilay fika,dia alefany haingana ny azy hanakanana an'i monja.de hoavy koa ny an'i pierrot sy roland de vita matavy eoi amin'izay le HAT
9. patrick2002 ( 22/07/2009 21:53)
xxx:

ry Andry rajoelina sy ny tarina ve mihevitra fa raha tonga ny fifidianana d ho lany tsy hisy aloha zany na hivadika aza ny lanitra ny eto Tana fotsiny d efa tsy misy mifidy azy, ary ny any @ province rahateo moa tsy mila azy, ka tsy hitako zay hijanona eo fa tokony hiala eo!



dia tena mirediredy mihintsy , :-D :-D :-D
Ambohijatovo aza tsy azon`ialahy koa fifidianana ah! fifidianana .
10. patrick2002 ( 22/07/2009 21:57)
xxx:

hohitantsika izany hoe tsy hiady antrano ireo ,izao aloha ny fahavalo iraisana dia ravalomanana fa rehefa avy eo hisoleleka an'ireo lazaina fa legaliste rehefa misy election eo satria mbola misy2 ihany hoy le tsy mahay manisa izay no mbola pro legaliste no tsy tia an'io hat io @ fotoanany election.Mitohy ny tanatara e



fa aminao izany rehefa TGV ny presida ,dia tsy maintsy TGV 95% ny deputé ,TGV 100% ny senateur ,TGV 100% ny minisitra . :roll: :roll: :roll:
ny ben`ny tanana TGV aby .
Izany no testament nosoratany DADA , :-D :-D :-D ecole sciences politique taiza no nampianatra an`izany
11. fijo ( 22/07/2009 21:57)
ka raha ireo olona eo izao ireo aloha ,tsy hisy holanimbahoak aizany ireo.tsy i andry irery,fa izay eo rehetra dia olona manimba tena arapolitika daholo.
12. pink ( 22/07/2009 21:58)
Be film koa anie ity taona ity e..Mifamadibadika toy ny film "feux de l'amour...." ny FAT
Soa fa tokana ihany ny safidy dia légalistes ihany.
13. milamm ( 22/07/2009 23:14)
misavombona fotsiny zany filazan-drapaty ato izany,aza adino fa tsy mpitondra voafidy anie akory i andry e,ary ratsy rahonana no atidoha mibaiko azy izay nandray anjara koa t@ 1996 nanakana an'i ZAfy A ary ny dissolution assemble iny ilay op."Ramses" nitazomany ny transition mandrapiveriny deba efa vita kajy daholo),tsy misy fifidianana azo ekena na fifanarahana inona atao na inona raha tsy miverina ny fototra dia ny fanajana ny lalampanorenana sy fiverenany fiandrianam-pirenena/lois fondamentale,la legalite de la Constitution ,souveraignete de l'etat.Ireo no anaovany HAT amboletra nefa hiala tsy ho ela ny Capsat
raha heloka fara-tampony toy izao halatra fitondram-panjakana no mahazo famotsoran-keloka dia tena very ny hasiny tanindrazana na rapat aza mahalala tsara anzany,ka izao no izy ny vahoaka no tompony teny farany nefa mila ajanona @ izay ny asan-jiolahy sy averina ny maha firenena ara-dalana antsika izay zo-ny maro an'isa
14. eprom ( 23/07/2009 09:30)
patrick2002>
Fantatry patrick ve oe ny maire Tim any ambanivolo amzao ( region atsinanana aloha no lazaiko satria izay no fantatro) dia efa nasaina nivadika tgv daholo raha te hitazona ny toerany. Manana interet izany ry zareo hampandany an'i Andry satria raha i rolland ohatra no lany dia ho lasan'i tts daholo ny toeran'ny maire aty. Tsy ilana mianatra sciences politiques izany fa realité du terrain.
15. patrick2002 ( 23/07/2009 12:17)
eprom:

patrick2002>
Fantatry patrick ve oe ny maire Tim any ambanivolo amzao ( region atsinanana aloha no lazaiko satria izay no fantatro) dia efa nasaina nivadika tgv daholo raha te hitazona ny toerany. Manana interet izany ry zareo hampandany an'i Andry satria raha i rolland ohatra no lany dia ho lasan'i tts daholo ny toeran'ny maire aty. Tsy ilana mianatra sciences politiques izany fa realité du terrain.



noterena sa nivadika , hamarino ny valiteninao .
Efa fombany mpanao politika any dago no mamadika palitao indrindra fa any ambanivohitra , ka raha nanaiky hiara hiasa @ TGV ny maire ny TIM antsitra-po ,fa tsy noterena ,diso ve ny TGV ,fantatrao ve fa i Andry Rajoelina sy Ravalomanana anie ka mpiombona antoka ara-barotra eh! tsy mandeha ny produits TIKO raha tsy misy ny dokam-barotry Andry ,Tsy mandeha ny entreprise ny Andry raha tsy manao dokam-barotry ny produit TIKO ,teo no nampisy ny olana teo amin`izy mianaka ( Andry sy Ravalomanana )
16. fijo ( 23/07/2009 20:09)
antsitrapo,,hhihihi aoka letsy rapa
17. patrick2002 ( 24/07/2009 14:25)
ie antsintrapo,izaho izao antsintrapo no hanohanako TGV ,ary nialako t@ TIM
hehehehehe!
18. fijo ( 24/07/2009 20:50)
hay nareo le mpamadik apalitao kle,ao fa mazava.
19. pink ( 24/07/2009 21:20)
patrick2002:

ie antsintrapo,izaho izao antsintrapo no hanohanako TGV ,ary nialako t@ TIM
hehehehehe!



tsy Tim ianao fa mena maso fahizay raha ny vavanao no jerena.

Efa ratsy passeport oa ny Fozanareo fa aza manantena miracle ho dokafany ireo CI ireo... vita hatreo izany hoe fahatokisana fa fahamailona no sarany noho ny fampijaliana ny malagasy.
Toy izao ve no ataonareo ny malagsy mitolona sy maneho ny heviny dia ianareo no hanantena fa henoiny CI....Vitaketsa fa mahery setra ny iray rà aminy.
20. patrick2002 ( 25/07/2009 23:19)
izahay dia anisany ireo olona nifidy an-dRavalo ,ka nahatonga ny vatony ho 82% tao iarivo ny taona 2001, tonga ny taona 2007 dia 64% no hazony Andry TGV tao Iarivo ,Andry TGV izay fantatra @ fanoherany an-DRavalo t@ fifidianana ben`ny tanana , alefaso tsotsotsment fotsiny ny analyse nao hoe iza daholo ireo olona 64% nifidy an`i Andry TGV ireo ,
valiny ry mpiray tanindrazana amiko dia ireo ilay olona nifidy an-dRavalo ny taona 2001 ,nefa leo ny fitondrany Ravalo ,ka nivadika aminy rahavako .
Izany hoe izzahay izany ilay tsy miala @ be sy ny maro,fa ianareo ilay secte . ^:^ ^:^ ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0814