suçon

21. ari.malala ( 22/07/2009 12:16)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D d'efa maty alou zany ko!
22. Veloo ( 22/07/2009 14:45)
Tsy nitampody ny ainy raha tsy naiditra hopitaly vonjimaika (urgence),izaho moa no anisan'ny nanampy io namako io nitsabo azy tany. Tany ampitsaboana azy no nanontaniako mangina ilay namako ny anton'ny fahatoranana ka io no notantarainy ahy.


kay le tena danje ndray zany....
23. ravonjison ( 23/07/2009 08:29)
bobone:

miarahaba anareo rehetra aloha e!
...........! nefa @ izao fotoana izao anie na misy an'ireny na tsy misy kôtiandry zalahy fôna e! hihihi! voninkazo io akh! ! izay tsy mahadiny fankam-panahy dia eo no raisina!



..ka ny tantely tsy maintsy misidisidina mitady mamy eny ihany koa !

Ankoatr' izany dia marina daholo izay voalaza etsy ambony. Fa saingy nisy olona iray izay natoritory t@ bozaka t@ été, dia nandadizan' ny bibikely ny tendany, dia nisy menamena be mitovy @ sucon...Ka sao ary zavatra hafa no mahatonga ilay sucon kanefa lazaina fa avy nanao na avy nirevy ? Mahadiso fijery ihany ny fomba fieritreretana toy izany.
Tsaratsra ihany raha tsy dia ankinina loatra @ io ny fiainana ara-pitiavan' ny olona iray na olon-droa.
24. tess ( 23/07/2009 10:33)
25. tess ( 23/07/2009 10:34)
[URL=http://img32.imageshack.us/i/appfullproxycavim55p.jpg/][IMG]http://img32.imageshack.us/img32/8742/appfullproxycavim55p.jpg[/IMG][/URL]
26. marindra ( 23/07/2009 11:03)
. Mpandefa : Djhamhal [ Valio ] 22-07-2009 13:41:39
Lohateny : Re : suçon
ary raha ohatra tokoa moa ka ozy le olona oe mahazo mitsetsitra ny tendanao ve aho ? de mamaly ny iray oe : eny ! kanefa Vampire io olona io de ahoana? ny iray mankafy de mankafy ery orohana satria toa orokorohany sy lelafiny kely aloha vao kakeriny avy eo ! ny iray nefa le hitsetsitra le ra miitsy no tadiaviny !oiiii! aza hitako anie zany!

tapaka ny tsinaiko =)) =)) =)) =)) =)) =))
27. Onjakeli ( 23/07/2009 15:12)
Tena tsy tokony atao am olotiana ny zavatra tahaka ireny. Tsy fahatokisana miko ny dikany. Ny olona ne tsy hieritreritra mihitsy hoe satria saro-piaro ny iray na ny iray de hametraka an'iny e!hitsaran'ny olona anao ihany koa iny. tsy matoky ny vadinao na ny sipanao ianao manao an'iny. ary mba eritrereto ny henatra sy ny fosa atao'olona anao.
28. soanja ( 23/07/2009 15:25)
Djhamhal:

ary raha ohatra tokoa moa ka ozy le olona oe mahazo mitsetsitra ny tendanao ve aho ? de mamaly ny iray oe : eny ! kanefa Vampire io olona io de ahoana? ny iray mankafy de mankafy ery orohana satria toa orokorohany sy lelafiny kely aloha vao kakeriny avy eo ! ny iray nefa le hitsetsitra le ra miitsy no tadiaviny !oiiii! aza hitako anie zany! :lol:


Ka tsy misy sambatra lavitra toy ny olona maty eo am-pandraisana fafinaretana aloha raha ny fahitako azy an.

Ireny Vampire ireny hono araka ny films io dia rehefa manaikitra izy dia maharary amboalohany avy eo amin'izay any amin'ny tany tsy misy fasana sy fahasambarana no tsapan'izay voakaikitra ka ho lasa vampira hafa indray. Ny fahafatesana izany tsy ho hisy hono fa miaina mandrakizay ilay biby ratsy.... raha tsy misy ny fanongorana vampira.


29. tess ( 23/07/2009 19:03)
26. Mpandefa : Onjakeli [ Valio ] 23-07-2009 17:12:15
Lohateny : Re : suçon
Tena tsy tokony atao am olotiana ny zavatra tahaka ireny. Tsy fahatokisana miko ny dikany. Ny olona ne tsy hieritreritra mihitsy hoe satria saro-piaro ny iray na ny iray de hametraka an'iny e!hitsaran'ny olona anao ihany koa iny. tsy matoky ny vadinao na ny sipanao ianao manao an'iny. ary mba eritrereto ny henatra sy ny fosa atao'olona anao.

KA RAHA TSY RAISINA HO FAHASAROTAMPIARO NDRAY LAY IZY FA RESAKA REVY sy fitiavana no nanaovana azy..... :-P ARAKARAKA ILAY OLONA ANGAMBA IO......izany hoe tsy raisina ho sens ratsy foana ilay izy de mande jolie
30. tess ( 23/07/2009 19:05)
Mpandefa : Djhamhal [ Valio ] 22-07-2009 13:41:39
Lohateny : Re : suçon
ary raha ohatra tokoa moa ka ozy le olona oe mahazo mitsetsitra ny tendanao ve aho ? de mamaly ny iray oe : eny ! kanefa Vampire io olona io de ahoana? ny iray mankafy de mankafy ery orohana satria toa orokorohany sy lelafiny kely aloha vao kakeriny avy eo ! ny iray nefa le hitsetsitra le ra miitsy no tadiaviny !oiiii! aza hitako anie zany!

toa milay be reny kekerin'ny vampire ireny kou! ny fahitako azy alou
31. ni81 ( 23/07/2009 19:12)
Tena tsy tokony atao am olotiana ny zavatra tahaka ireny. Tsy fahatokisana miko ny dikany. Ny olona ne tsy hieritreritra mihitsy hoe satria saro-piaro ny iray na ny iray de hametraka an'iny e!hitsaran'ny olona anao ihany koa iny. tsy matoky ny vadinao na ny sipanao ianao manao an'iny. ary mba eritrereto ny henatra sy ny fosa atao'olona anao.
ka samy manana ny eritreriny foana ny olona na inona ataonao na inona ataonao aloha e! Mety atao mitsara ny olona, tsy mety moa dia vao maika loza beuuuuu
32. marindra ( 23/07/2009 20:39)
Mpandefa : tess [ Valio ] 23-07-2009 21:05:29
Lohateny : Re : suçon
Voalaza teo :
Mpandefa : Djhamhal [ Valio ] 22-07-2009 13:41:39
Lohateny : Re : suçon
ary raha ohatra tokoa moa ka ozy le olona oe mahazo mitsetsitra ny tendanao ve aho ? de mamaly ny iray oe : eny ! kanefa Vampire io olona io de ahoana? ny iray mankafy de mankafy ery orohana satria toa orokorohany sy lelafiny kely aloha vao kakeriny avy eo ! ny iray nefa le hitsetsitra le ra miitsy no tadiaviny !oiiii! aza hitako anie zany!

toa milay be reny kekerin'ny vampire ireny kou! ny fahitako azy alou
=)) =)) =)) =)) =))
33. ari.malala ( 24/07/2009 05:43)
Tess, itako ndry no.... :^) ;)
34. tess ( 24/07/2009 14:03)
ari. maninona indray zà :-P :^) :-D
35. xxx ( 24/07/2009 14:33)
tess:

KA RAHA TSY RAISINA HO FAHASAROTAMPIARO NDRAY LAY IZY FA RESAKA REVY sy fitiavana no nanaovana azy..... :-P ARAKARAKA ILAY OLONA ANGAMBA IO......izany hoe tsy raisina ho sens ratsy foana ilay izy de mande jolie


Izaho koa aloha tsy dia mahita blem be @ ilay izy ... tsy fahatokisana e, hasarotam-piaro e ... sns


36. tess ( 24/07/2009 14:55)
Izaho koa aloha tsy dia mahita blem be @ ilay izy ... tsy fahatokisana e, hasarotam-piaro e ... sns

ka ny ohatra akaiky raisiko fotsiny de zà mitsy no tia mametaka anreny suçon ireny fa tsy fasarotampiaro mahitsiny no anaovako azy fa revy mianga :-D :-D :-D :-D
37. fijo ( 24/07/2009 21:10)
misy karazany roa le izy e,*misy le mangotraka be dia lasa tsy ampoizina le tsentsitra,
misy kosa le te ampiseho ny hafa hoe ,efa misy vala io ka milamina.
za aloha tsy tia an'izy io mihintsy e.hoatry ny hadalana izany
38. tess ( 24/07/2009 23:05)
marina ve zany lainga be zany ry fijo!
ny ahy njay ataoko mahamaivaivy mitsy , tsy ny tenda ihany fa ny kibo ny tratra, refa mety hivoaka rà hihihihih
39. kotobekibo ( 26/07/2009 12:09)
za koa aloha tsy tia an'ireny e! ( asiana na manisy )
t@ mbola zeun no tia an'ireny fa @ izao fotoana efa nivadika ny pejy . :-P
40. tess ( 26/07/2009 12:38)
asiko eo ny saindrin'i kotobekibo fa :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0586