izay ny anao ry naritsimba fa kay nareo izany manana be ka tsy mahatsapa le kirizy.
marina le voalazan'i rapa fa lafo kokoa ny menaka tao mada rah anihoatra ny taty europa tamin'ny andron'ny tiko,saingy izao ve niha mora ilay izy????eo no resaka izao.
Raha ny resaka menaka, enga anie ireo menaka d'importation tsy azon-tsapona ho freulaté.
Tsara ihany ny expert-ny fahasalamana manao étude du taux de mortalité de la population, sao ny cause-n'ny olona maty maro, dia avy amin'io menaka HAT io. :!: :?: :?: