olon'izao tontolo izao

21. marindra ( 20/07/2009 20:53)
kikou njy veloo 8)
Za akia zany malahelo an'i Ld a :-D :-D :-D :-D
22. niryna ( 21/07/2009 16:10)

Ratoa:
Voalaza ery ambony fa nyolombelona no nataon'Andriamanitra avo indrindra eto an-tany. Marina izany satria hoy Izy: "andeha isika hanao olombelona tahaka antsika" izany maka endrika sy fahaendrena takaha an'Andriamanitra.

misaotra anao nizara ny tenin'Atra,hafafazo foana ny voa fa Atra no hampiroborobo azy ho an'izay mandray azy
rakapy:

Marina dia marina tokoa ny voalazanao Ratoa fa izay no volaza ao anaty baiboly. Nefa araka io volazanao io dia hoe Nataon'A/tra avo indrindra eto an-tany. Tsy midika izany amiko fa fa hoe avo na ambony indrindra eto @ univers.

Raha dinihina indray ny momba an'i Noah, dia tsy voaporofo marina fa tena nisy(existe) i Noah satria raha mijery firaketana ianao dia mbola mipetraka ho personage biblique ihany izy ary tsy nahitana trace na dia kely aza ny momba azy sy ny sambofiarany.

Nefa kosa raha jerena ny extra terrestres dia azo atao hoe objets de recherche araka ny filazanao nefa dia nahitana porofo sy vavolombelona maro ny fisiany.
tsy voaporofo ny momban'ny Noah? dia aza mino izay voalaza ao anaty baiboly izany raha izany.sa misy ny hoe ity marina ity tsy marina na mino isika na tsy mino,avereno aty amiko ny teniko raha tsy mifanaraka ny eritreritrao
rakapy:
Voalaza ery ambony koa fa nisy anjely nidinatety an-tany ka niray tamin'ny zanak'olombelona ka niteraka olona ngoavana be. Voalaza ao ny Baiboly koa izany . Ary ny finoana no mampisy sy tsy mampisy izany fa mbola tsy voaporofo ara tsiansa izany

ka na ny siantista aza mbola mikaraka foana hatramin'izao koa ,midika izany fa tsy manaiky ho resy lahatra foana izy ireo.ooops aoka hazava kely fa misy fiangonana aza mino ny siance izy ireo ary mino an'Atra koa dia ahoana izany?
ny dokotera dia mivavaka alohan'ny andidiany ny marariny ,mahafantatra izy izany fa misy Atra.anjaran'ny tsirairay no mampahafantatra an'ireo izay mbola tsy mahalala an'Atra na tsy mino azy na manda azy ,vita ny anjara satria Atra no mamolavola azy ireo raha hino izy na tsia

rakapy:

Raha araka ny baiboly io voalaza io dia hita misy fifandraisana @ porofo ara-tsiansa satria dia voaporofo fa nisy karazany roa ny olombelona taloha ela tany. Nisy olona karazany kely teto an-tany taloha ela tany, Izay nitovy alehibe t@ zaza 3 taona ny alehiben'ny olon-dehibeny. Ary ireo olona karany kely ireo dia naringan'ny olona karazany lehibe nohon'ny antony tsy fantatra.
Anisan'ny faritra mbola nahitana io karazan'olona kely io teto M/car sy Indonesie t@ faraparan'ny taon-jato faha 16 sy 17.


tsotra ny teniko ry rakapy
ny tenin'Atra dia miaina ao anatiny ny olona iray ary dia azo tsampaina sy mivaingana ny porofo fa ao anatinao ilay Andriamanitra.Ny olona tsy mino an'izany dia tsy ahita, tsy ahay ary tsy ahatsampa na oviana na oviana raha tsy ilay Atra no tonga ao aminy satria tiany ho voavonjy izy( jereo daholo ireny olona nanao azy ho zavatra ireny kanjo voantson'Atra)
Tsy mitovy ny siance io mila manaporofo vao misy ilay zavatra, ary mino ny fisiany ny siantista ny kristiana dia tsy mila manamporofo fa mino ilay fisiana ary dia mahita porofo avy eo,tsy ho voatery itovy ary tsy itovy ny an'ny siance velively io rahavako.Ny tsy finoana ilay tenin'Atra koa dia efa porofo iray fa tsy afaka manamporofo fa tsy misy Atra oooppss ,omeo ary ny porofo fa tsy misy Izy? bingo !
misy ny rano ? H20 inona no itambaran'ny rano? dia io siantista fa manome porofo,milaza hianao fa misy ny rivotra? eny tompoko ,omeo porofo aza aho /tsy itako tompoko izay anaporofoko azy aminao fa izao izaho tsofitsofin'ny riivotra eto ambaravarakely izao .hi,hi

[quote-rakapy]Ny zavatra tsy fantatra dia ilay voalaza ao @ baiboly hoe "Nisy anjely tonga tety an-tany ka niray t@ zanak'olombelona ka lasa goavana be ny taranak'izy ireo."
Io dia mety ho extra terrestre no nolazaina fa anjely t@ izany satria mbola tsy nazava t@ olombelona t@ izany andro izany ny tontolo nisy azy[/quote] mba afaka resahinao hoe taiza no nahitanao fa ny anjely dia niray tamin'ny olombelona? aiza ao amin'ny baibolinao no misy an'izany raha tsy mahadiso / sa boky taiza no nilaza izany taminao ?

tsara ho fantatra ny momba ny anjely: araka ny fahafantarako azy dia tsy olona izy ireo ary tsy misy sex,tsy manambady ,tsy miteraka,tsy mitombo,tsy misy vatana toa antsika fa hirak'Atra na messangers no anarany na antsoina azy ireo,.Anjelin'Atra no niandohan'ireo ary noho ny fialonan'i losifera na satana dia niala tamin'Atra ny 1/3 tamin'izy ireo satria moa toa antsika rehetra nomena safidy na hino na tsy hino dia toa izany koa ireo anjely na hiaraka amin'Atra na hiaraka amin'i losifera dia ireo no lasa tonga ety antany manao ny mission-ny koa .Misy anefa ireo anjelin'Atra ary ireo anjely ireo dia miaraka amintsika tsirairay avy,miaro antsika,miambina antsika,miady amin'ireo fahavalontsika isan'andro,mifaly sy mihira koa izy ireo any an-danitra rehefa misy olona iray mibebaka ka miverina amin'Atra.Ao anatin'ny baiboly avokoa izany ary misy aza teny mitovitovy izao manao hoe ."Aza manao tsinotsinona ireny madinika ireny hianareo fa ny anjeliny izay miaraka aminy no itaraina any amin'Atra " mitovitovy izay ilay izy raha adikako teny gasy.
Misy olona izay toa antsika kosa anefa no ampisain'Atra ho toy ny anjely,mety ireny olona tonga mangataka tampoka amintsika ireny ohatra ary dia mafy fo tsy mety manome isika ,mety ho irak'Atra ireny tsy fantatra ary izany no antony rehefa manome dia tsy arahin-datsa na miteniteny hoe izaho tsy hanome fa hividianany toaka fotsiny ny volako ,na manome amin'ny fo na tsia fa tsy arahina latsa(HS kely) satria tsy fantatra na iraka ireny na tsia






23. rakapy ( 21/07/2009 17:04)
Hoy i Niryna
tsy voaporofo ny momban'ny Noah? dia aza mino izay voalaza ao anaty baiboly izany raha izany.sa misy ny hoe ity marina ity tsy marina na mino isika na tsy mino,avereno aty amiko ny teniko raha tsy mifanaraka ny eritreritrao


Indro averiko any aminao ramatoa Niryna ny teninao fa tsy misy ilako azy.

ka na ny siantista aza mbola mikaraka foana hatramin'izao koa ,midika izany fa tsy manaiky ho resy lahatra foana izy ireo.ooops aoka hazava kely fa misy fiangonana aza mino ny siance izy ireo ary mino an'Atra koa dia ahoana izany?
ny dokotera dia mivavaka alohan'ny andidiany ny marariny ,mahafantatra izy izany fa misy Atra.anjaran'ny tsirairay no mampahafantatra an'ireo izay mbola tsy mahalala an'Atra na tsy mino azy na manda azy ,vita ny anjara satria Atra no mamolavola azy ireo raha hino izy na tsia

Hoy i rakapy:

Raha araka ny baiboly io voalaza io dia hita misy fifandraisana @ porofo ara-tsiansa satria dia voaporofo fa nisy karazany roa ny olombelona taloha ela tany. Nisy olona karazany kely teto an-tany taloha ela tany, Izay nitovy alehibe t@ zaza 3 taona ny alehiben'ny olon-dehibeny. Ary ireo olona karany kely ireo dia naringan'ny olona karazany lehibe nohon'ny antony tsy fantatra.
Anisan'ny faritra mbola nahitana io karazan'olona kely io teto M/car sy Indonesie t@ faraparan'ny taon-jato faha 16 sy 17.


tsotra ny teniko ry rakapy
ny tenin'Atra dia miaina ao anatiny ny olona iray ary dia azo tsampaina sy mivaingana ny porofo fa ao anatinao ilay Andriamanitra.Ny olona tsy mino an'izany dia tsy ahita, tsy ahay ary tsy ahatsampa na oviana na oviana raha tsy ilay Atra no tonga ao aminy satria tiany ho voavonjy izy( jereo daholo ireny olona nanao azy ho zavatra ireny kanjo voantson'Atra)
Tsy mitovy ny siance io mila manaporofo vao misy ilay zavatra, ary mino ny fisiany ny siantista ny kristiana dia tsy mila manamporofo fa mino ilay fisiana ary dia mahita porofo avy eo,tsy ho voatery itovy ary tsy itovy ny an'ny siance velively io rahavako.Ny tsy finoana ilay tenin'Atra koa dia efa porofo iray fa tsy afaka manamporofo fa tsy misy Atra oooppss ,omeo ary ny porofo fa tsy misy Izy? bingo !
misy ny rano ? H20 inona no itambaran'ny rano? dia io siantista fa manome porofo,milaza hianao fa misy ny rivotra? eny tompoko ,omeo porofo aza aho /tsy itako tompoko izay anaporofoko azy aminao fa izao izaho tsofitsofin'ny riivotra eto ambaravarakely izao .hi,hi

[quote-rakapy]Ny zavatra tsy fantatra dia ilay voalaza ao @ baiboly hoe "Nisy anjely tonga tety an-tany ka niray t@ zanak'olombelona ka lasa goavana be ny taranak'izy ireo."
Io dia mety ho extra terrestre no nolazaina fa anjely t@ izany satria mbola tsy nazava t@ olombelona t@ izany andro izany ny tontolo nisy azy
mba afaka resahinao hoe taiza no nahitanao fa ny anjely dia niray tamin'ny olombelona? aiza ao amin'ny baibolinao no misy an'izany raha tsy mahadiso / sa boky taiza no nilaza izany taminao ?

tsara ho fantatra ny momba ny anjely: araka ny fahafantarako azy dia tsy olona izy ireo ary tsy misy sex,tsy manambady ,tsy miteraka,tsy mitombo,tsy misy vatana toa antsika fa hirak'Atra na messangers no anarany na antsoina azy ireo,.Anjelin'Atra no niandohan'ireo ary noho ny fialonan'i losifera na satana dia niala tamin'Atra ny 1/3 tamin'izy ireo satria moa toa antsika rehetra nomena safidy na hino na tsy hino dia toa izany koa ireo anjely na hiaraka amin'Atra na hiaraka amin'i losifera dia ireo no lasa tonga ety antany manao ny mission-ny koa .Misy anefa ireo anjelin'Atra ary ireo anjely ireo dia miaraka amintsika tsirairay avy,miaro antsika,miambina antsika,miady amin'ireo fahavalontsika isan'andro,mifaly sy mihira koa izy ireo any an-danitra rehefa misy olona iray mibebaka ka miverina amin'Atra.Ao anatin'ny baiboly avokoa izany ary misy aza teny mitovitovy izao manao hoe ."Aza manao tsinotsinona ireny madinika ireny hianareo fa ny anjeliny izay miaraka aminy no itaraina any amin'Atra " mitovitovy izay ilay izy raha adikako teny gasy.
Misy olona izay toa antsika kosa anefa no ampisain'Atra ho toy ny anjely,mety ireny olona tonga mangataka tampoka amintsika ireny ohatra ary dia mafy fo tsy mety manome isika ,mety ho irak'Atra ireny tsy fantatra ary izany no antony rehefa manome dia tsy arahin-datsa na miteniteny hoe izaho tsy hanome fa hividianany toaka fotsiny ny volako ,na manome amin'ny fo na tsia fa tsy arahina latsa(HS kely) satria tsy fantatra na iraka ireny na tsia




[/quote]
Misaotra
24. Ratoa ( 21/07/2009 20:51)
Izao ary. jereo ao amin'ny boky Apokalipsy na révélation 12; indrindra 12:9 izay milaza ny nidinan'ireo anjely ireo tety antay. Tsy nidina an-tsitra-po ireo fa voaraoka, mpanaraka an'i Satana ireo. Jereoao amn'i Genesisy 3 ny tantaran'i Satana sy ny fiandihan'nyadiny amin'ny zanak'olombelona. nandrafy an'Andramanitra i Satana, nitady handrodana ny Fahefany eo anatrehan'ny olombelona ka noroahina. Talohan'izany dia tena zanak'Andriamanitra ara -panahy izy ireo (Genesisy 6:2) Nony tonga teto an-tany ireo anjely nomba azy dia naka endrik'olombelona. Ary hitany fa tsara tarehy ny zanakavavin'ny olombelona ka no vadiany dia niteraka Nefilima izy ireo (Genesisy 6:4). Ireo ilay olona sampona ngoavana be.
Ny boky Genesisy (Genèse) ihany no manambara nymomba an'i Noah na Noa na Noé (Genesisy 6:9 sns).
My maha marina sy ny sty maha marina ny voalzan'ny Baiboly dia miankina amin'ny finoan'ny tsiraray. Raha mpino ianao (mpanaiky sy mpanaraka) dia ekenao tsy misy ambahamba izay. Fa raha tsy mino kosa ianao dia hitady porofo atsy sy aroa. Ny valy teny anea dia ao anaty Baiboly ihany.
25. rakaroka ( 21/07/2009 20:54)
Manamafy ny tenin-dRakapy aho fa nahita boky aho nilaza fa tsy mandeha irery n'iza n'iza eto an-tany fa misy étre supréme mi-encadre azy foana !
26. Ratoa ( 21/07/2009 21:10)
Ny anjely tsara kosa, ireo mankatoa an'i Jehovah dia miambina sy miaro ny mpino. Misy ohatra betsaka ao amin'ny Baiboly (Genesisy 19: 15,16; Daniel 6:22; Asan'ny Apostoly 12:6- 11; Marika 1: 13) . Ary momba ny fanirahan'i Jehovah ireo anjely masina ireo: (Hebreo1:7, 14; Salamo 34: 7).
27. rakapy ( 22/07/2009 06:12)
Ratoa> Ekeko ny voalazanao fa hita ao anaty baiboly avokoa ireo andininy notanisainao ireo. Ny anjely, i Losifera, i Noah, Mosesy ,testameta taloha sns... maro.
Nefa raha zohina ny ara-tantara ( histoire) dia tsy mba misy voatonina ao izy ireo na iray aza. Aza mampifangaro ny tantara(histoire) sy siansa (Science) toa an'i Niryna fa manjary manahirana.
Raha raisintsika ohatra izao ny tantaran'i Mosesy dia tsy mba voasoratra tao anaty ny boky tantara voarakitry ny Farao avy ao Egypt ny momba an'i Mosesy nefa dia zava dehibe toy izany.
Ary raha mamaky ny baiboly koa ianao dia tsy mba voalaza hoe ny anaran' ilay Farao izay nanjaka t@ izany andro izany.
Maro amin'ireo anarana voatanisa ao anaty baiboly ireo no tsy hita ara-tantara fa mijanona ho "perssonage biblique" ihany fotsiny indrindra fa ny testameta taloha.




28. Ratoa ( 22/07/2009 21:02)
misy personnages sy période historiques ao anaty Baiboly ka. Saingy efa ela no namakiako sy nianarako azy ka raha hitanisa aho mbola hitady ela. Fa misy tokoa. Fifanindrifian-javatra ve? Asa fa ny Coran dia milaza zavatrabetsaka azo porofoina
Manaraka izany, ny votoatin-dreska dia hoe olonba hafa noho isiky olombelona. Dia miankina amin'ny finoana ny fisiana na tsy fisian'ireny olona ireny. Ny silamo hoy aho dia mino fa misy olona tsy hita maso: djinné na djinn no iantsoiny azy: mitovitovitovy volonkoditra amin'ny gasy ary lava volo sy tso-bolo be. Mino koa izy ohatra fa rehefa maty ka voalevona ny olona dia ifandrombahan'ny anjely roa. Ny iray misintona azy hiakatra, anjely irak'Andriamintra hono izay. Ny faharoa kosa misintona azy hidina, iraky i Satana na i Satana mihitsy indray hono io. Ny anatra dia hoe: na dia efa anaty fasana aza ny olona dia mbola iadivan'i Satana amin'Andriamanitra izy.
Ny finoana hoy aho no mampisy ny anjely sy ny sisa. Donc c'est quelquechose de subjectif.
29. niryna ( 23/07/2009 13:27)
Ratoa:


My maha marina sy ny sty maha marina ny voalzan'ny Baiboly dia miankina amin'ny finoan'ny tsiraray. Raha mpino ianao (mpanaiky sy mpanaraka) dia ekenao tsy misy ambahamba izay. Fa raha tsy mino kosa ianao dia hitady porofo atsy sy aroa. Ny valy teny anefa dia ao anaty Baiboly ihany.



^:^ ^:^
dia hoy ny valinteny ao anatin'ny bailoly hoe
HO AN'IREO IZAY MANDRAY AN'ILAY KRISTY VELONA SY ANDRIAMANITRA MPAMONJY


15 Raha tia Ahy hianareo, dia hitandrina ny didiko.

16 Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,

17 dia ny Fanahin'ny fahamarinana,.........


16 Et moi, je prierai le Père, et il vous donnera un autre consolateur, afin qu`il demeure éternellement avec vous,

17 l`Esprit de vérité.......

15 If you love me, keep my commandments.

16 I will pray to the Father, and he will give you another Counselor, that he may be with you forever,17 -- the Spirit of truth.....

NY ZANAK'IZAO TONTOLO IZAO KOSA ARAKA NY VOASORATRA AO ANATY BAIBOLY [COLOR=GREEN]
Ary ho an'izay tsy mino dia efa mazava ho azy fa tsy ho azony,tsy ho takany ary tsy ho hekeny na oviana na oviana raha tsy ny fanahin'Atra no amonjy azy hino ilay kristy velona,mbola tsy tara fa anjaranao no misafidy,efa nafafy ny teny ka mandray izay tianao raisina hianao ,mazotoa daholo

17 dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa hianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo

17 l`Esprit de vérité, que le monde ne peut recevoir, parce qu`il ne le voit point et ne le connaît point; mais vous, vous le connaissez, car il demeure avec vous, et il sera en vous.

17 -- the Spirit of truth, whom the world can`t receive; for it doesn`t see him, neither knows him. You know him, for he lives with you, and will be in you.[/COLOR]

30. ravonjison ( 29/07/2009 15:13)
Somary tara kely aho t@ ilay dinika, kanefa na dia izany aza dia homeko ihany ny hevitro.Manantena aho fa mbola hisy ny occasion hanazavako izany hevitro izany.
1- ny extra terrestres aloha dia tsy mbola nisy ny porofo mazava azo hilazana ny fisiany e. Miisy ihany ny lahatsoratra ao anaty baiboly zay azo hilazana fa misy ny extraterrestres ( ohatra : mikasika ny mpaminany Elia sy Elisa, ...), kanefa izany dia matetika fanoharana fa tsy tena izy. Ny tena olana mantsy dia itý : raha nisy izy t@ izany fotoana izany , nahoana no tsy misy @ izao fotoana hananantsika appareil photo sy camera izao ?

2- ilay resaka anjely indray dia toa resaka finoana fotsiny ihany.
31. rakapy ( 30/07/2009 06:50)
Hoy i Ravonjison
1- ny extra terrestres aloha dia tsy mbola nisy ny porofo mazava azo hilazana ny fisiany e. Miisy ihany ny lahatsoratra ao anaty baiboly zay azo hilazana fa misy ny extraterrestres ( ohatra : mikasika ny mpaminany Elia sy Elisa, ...), kanefa izany dia matetika fanoharana fa tsy tena izy. Ny tena olana mantsy dia itý : raha nisy izy t@ izany fotoana izany , nahoana no tsy misy @ izao fotoana hananantsika appareil photo sy camera izao

Ny extraterrestre dia tsy finoana akory. Ny porofo dia maro nefa mbola tsy ampy hilazana fa tena izy marina. Vitsy tokoa no nahazo sary ireny zavatra manidina tsy fanta-piaviana ireny indrindra fa hoe sary akaiky. Araka ny filazan'ny olona izay nilaza fa efa nahita azy ireny akaiky mantsy dia toa hoe mijanona tsy afaka miasa avokoa ny karazan-pitaovanan'ny olombelona (famataran'andro, fakan-tsary sns...)
Ary matetika (araka ny filazan'ireo izay efa nahita) dia fotoana vetivety ary malaky no ahitana azy ireny ka matetika tsy nivonona ny haka sary ireo izay nahita. Asa aloha fa dia ho hita ny tohiny.

Raha averintsika ao fivavahana sy finoana ny resaka dia hoy ianao hoe:
Ny tena olana mantsy dia itý : raha nisy izy t@ izany fotoana izany , nahoana no tsy misy @ izao fotoana hananantsika appareil photo sy camera izao ?

Io dia mitovy @ ilay resaka hoe:
Taloha dia niresaka sy niteny ary niseho mivantana t@ olombelona hono A/tra. Fa nahoana izy no tsy miresaka na miteny na miseho mivantana intsony nefa isika @ izao mba efa vonona @ camera sy micro ary ny fitaovana maro isan-karazany satria maro be no te hahita azy???
32. Ratoa ( 01/08/2009 21:57)
Fa nahoana izy no tsy miresaka na miteny na miseho mivantana intsony
any amin'i Adama sy Eva ny lakile rakapy ah.
nefa isika @ izao mba efa vonona @ camera sy micro ary ny fitaovana maro isan-karazany satria maro be no te hahita azy???
Izy anie mahay miseho indray mipi-maso amin'ny tany rehetra é! Izy koa mahay sy manana fahalahana hifidy izay isehoaNy sy itenenaNy é!
raha tiaN y ho tonga pretra tsy mila vadyamanjanaka intsony ohatra ianao rakapy, dia hainy ny mibitsika aminao hoe: ilaozy ny vady amanjanakao ka avia manao maompera tsy mivady aminin'iza na iza . Dia raha tena sitrany ny ahatonga anao ho pretra tsy mivady dia ho tanteraka izany.

(Mifona aminao aho Jehovah ô, fa maniratsira!)
33. rakapy ( 02/08/2009 08:05)
Voalaza teo :
Fa nahoana izy no tsy miresaka na miteny na miseho mivantana intsony
any amin'i Adama sy Eva ny lakile rakapy ah.
Voalaza teo :
nefa isika @ izao mba efa vonona @ camera sy micro ary ny fitaovana maro isan-karazany satria maro be no te hahita azy???
Izy anie mahay miseho indray mipi-maso amin'ny tany rehetra é! Izy koa mahay sy manana fahalahana hifidy izay isehoaNy sy itenenaNy é!
raha tiaN y ho tonga pretra tsy mila vadyamanjanaka intsony ohatra ianao rakapy, dia hainy ny mibitsika aminao hoe: ilaozy ny vady amanjanakao ka avia manao maompera tsy mivady aminin'iza na iza . Dia raha tena sitrany ny ahatonga anao ho pretra tsy mivady dia ho tanteraka izany.

(Mifona aminao aho Jehovah ô, fa maniratsira!
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4148