faafody sida hitan ny lagasy

1. ndotofetsy ( 16/07/2009 07:55)
http://www.youtube.com/watch?v=zQ4HPB0DxyU
novalian'i niryna ny 24/08/2009 03:37
2. xxx ( 04/08/2009 19:53)
c'et une bonne nouvel mais hanaiky an'io ve ireo grand pharmacie mondial ,ny industrie lehibe manamboatra kapoty,izay ravi kazo kely ery hoy ireo tsy mety fa ajanony hoy ry zareo
3. Ratoa ( 08/08/2009 22:42)
Ka maninoa moa na tsy manaika aza ny any ivelany? rehefa hita fa mahasoa antsika, tsy mamono fa mamelona , andao ampiasaina. Sahala amin'ny vahoana sy ny mandravasarotra sy ny sisa. izao izy rehetra dia samy mampiasa ny vahoana. Ary isika dia malaza eran'izao tontolo izao raha momba ny fitsaboana amin'ny ravikazo sy ny tapakazo (phytothérapie).
4. xxx ( 09/08/2009 23:59)
ka any an'ny vazaha le medicament mivoaka @ grande pharmacie ihany no ekeny ,ici 5ans peu etre
5. niryna ( 24/08/2009 03:37)
Toa tsaroako fa nisy manampahaizana taty amintsika nahavoaka fanafody manasitrana an'izy io saingy nisy namono ilay prof ,mitombona ve izany ? efa ela ilay izy aloha e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6853