Miha ratsy izao fiainana izao...
1. ari.malala
(
15/07/2009 05:59)
Miarahaba ny rehetra indray,
Tsy haiko any ivelany, fa aty Dago rey olona dia efa tsy kely lalana intsony mintsy ny ratsy ka! Nampalahelo ilay ramatoa t@ asabotsy izay, nolazain'ilay mpisandoka hono izy hoe madama a, misy mitady hanendaka ianao fa omeo ahy ireny zavatra rehetra eny aminao ireny tazomiko, dia rehefa dify ilay mpanendaka dia averiko ny zavatrao. Ny zavatra nalain'ilay mpisandoka dia ny firavaka volamena rehetra teny @ ilay madama, ny porte-monnaie (nisy vola teo @ 100 000F mahery teo), ny permis de conduire ny. Poketra vide sisa izany no nentiny. Hitany tsara izao hoy izy ny nangoronan'ilay olona ireo zavatra rehetra ireo tao anaty écharpe. Niara-dalana tsara izao ry zareo, fa ngamba fraction de seconde hono dia tsy hitany intsony ny nanjavonan' ilay olona nilaza fa hitazona ny zavany.. Ranomaso ny azy teo @ devant librairie Saint Paul teo, (izaho moa nanatrika azy teo). Noteneninay izy hoe mandehana mitory atsy @ commissariat ny 1er arrondissement, satria tsy lavitra eo mantsy! Fa tena mbola very saina tanteraka ilay ramatoa dia hoe ny lalana mody aloa no neritreretiny sy tonga tao antsainy voalohany, nefa na dia frais hodiany any amin-janany eny Tsiadana aza hono tsy nananany intsony... Ilay ramatoa anefa efa somary lehibebe ihany! Tsy mifidy hasiana ny olon-dratsy ka mila mitandrina! Na ny tena izao efa voa t@ herintaona... Zavatra maromaro ihany no lasany tany...

novalian'i rhina ny 15/08/2009 09:55
3. ni81
(
15/07/2009 06:13)
Eran'izao tontolo izao dia feno olona ratsy toetra ankehitriny ry ari a!
Fa ny tena mandreraka koa dia rehefa tratra ilay olona aty ka ahiditra am-ponja dia mirongatra daholo ny foko nihaviany matetika ary avy eo dia lasa mandoro sy mihantsy ireo mpitandro filaminana...Manahirana be mihitsy e!
Efa nisy olona voa toa io notantarain-dry io koa t@ taona 2000 tany ho any angamba izy izay.
Ny mahagaga koa dia ahoana ary no hanomezana ny entana olona tsy fantatra na dia hoe hisy olona mitady hanendaka aza? Tena mivarotra am-pitsanganana mihitsy ireo olona mpanendaka izany aloha e! :(

4. ari.malala
(
15/07/2009 06:28)
ni81:Izaho izao koa hoa efa tratra toa an'io vao t@ herintaona, fa ohatran'ny manao fandraikirekena izany akia zareo a! Zà zao tsy mba mpiresaka @ olona tsy fantatro eny an-dalana, fa tratra e! hatr@ carnet de correspondance n-janako avy anie akia lasany tany t@ izay fotoana izay e! nefa vao avy rentrée mintsy! fa soa ihany aloha fa tsy nisy tohiny e! tsy nisy nanelingelina tany am-pianarana ny zanako, izaho koa moa vao nitranga izay dia nanatona ny tompon'andraikitry ny sekoly niteny hoe tsy mahazo mivoaka i Toky raha misy mitady. Nandeha tao @ police 4è arrodissement moa sa 5è Mahamasina fa hatramizao tsy hitako izay tohiny fa dia fomba ilay mitaraina ka natao... Sy koa nikarakarana taratasy vaovao... mandreraka!
Ny mahagaga koa dia ahoana ary no hanomezana ny entana olona tsy fantatra na dia hoe hisy olona mitady hanendaka aza?
1. Mpandefa : xxx [ Valio ] 15-07-2009 08:03:41Satria ve ra8 naniraka ilay olona hoe ndàna solokio io ramatoa lehibe io? mieritrereta hoa vao manoratra :roll:
Lohateny : Re : Miha ratsy izao fiainana izao...
le8 daholo no fototr'izany
5. hery
(
15/07/2009 07:01)
le8 hono. fa mbola le8 ve no mitondra amin'izao? :-)
1. Mahantra loatra ny olona dia mirongatra ny demony mitady hevitra. Tsy tonga ny PPN (vary, menaka, siramamy, ronono sns) nampanantenaina.
2. Fantany fa efa azo omena vola ny miarmila na polisy ka tsy matahotra voasambotra intsony izy. Raha valeur-na 10 millions ilay poketra dia omeny 1 million izay misambotra azy dia mbola mahazo tombony izy.
Ny vahaolana?
tsy hitako

6. xxx
(
15/07/2009 08:00)
Efa ela aho no nisy nanao ohatran'io, ramatoa izay, ka nanao kavina volamena aho, dia nolazainy hoe madama misy manaraka ianao , omeo aty ilay kavinao fa io no tadiaviny . Somary taitra aho dia hoy aho hoe misaotra anao fa aoka fa handray taxi aho, dia nanakana taxi aho dia lasa. Efa tany anaty taxi aho vao tonga saina hoe ilay ramatoa teo no saika hanendaka ahy fa tsy hafa akory
T@ andron-dRatsiraka io fa tsy Ra8 akory :-)
Ataoko fa tsy misy dikany ny hanaovana plainte ao @ polisy fa fotoana very fotsiny
T@ andron-dRatsiraka io fa tsy Ra8 akory :-)
Ataoko fa tsy misy dikany ny hanaovana plainte ao @ polisy fa fotoana very fotsiny
7. tess
(
15/07/2009 10:30)
ari. malala : otran'ilay nahazo andry ihany io ô! manao fandraikirekena angamba ny oul any...
NOHO ny fiainana efa krizy be no mahatonga ny olona hanao izany,
izany aza aky mbola maneho filaminana ny tonta kely fa na hatraty aminay io efa betsaka ny manao asan-jiolahy, ny andry zareo ndray dia ny carte bancaire nao na visa io na carte tsotra, no alainy eny aminao dia menacény ianao mba hanome ny code, tsy vitanzany fa refa azony ireo dia vonoiny ihany anefa lay oul avy eo, tsy vitan'ny hoe efa azony ny tedaviny.....

8. zandikely
(
15/07/2009 13:11)
Tsy marina kosa hoe noho ny crise mahatonga izany. Ny olona mihitsy miharatsy fisainana sy fiainana. Ny porofon'izany, tsy ny mahantra sy ny sahirana rehetra no manao an'izany fomba ratsy izany fa ny olondrantsy, tsy te-hiasa, tsy tehijaly fa tehanana zavatra eo no ho eo.
Mampalahelo fa ny olona no miharatsy.
Mampalahelo fa ny olona no miharatsy.
9. tess
(
15/07/2009 15:22)
7. Mpandefa : zandikely [ Valio ] 15-07-2009 15:11:01
Lohateny : Re : Miha ratsy izao fiainana izao...
Tsy marina kosa hoe noho ny crise mahatonga izany
naona no ilazanao hoe tsy marina,
fa ita fa noho ny tsy fananana no mahatonga ny olona hanoanao foana... ny antony tsy fanàna dia zvtr maro, ny hakamoana hiasa ohatra, ny manao revingadra hoe raha izaho izao no mahazo vola be de raikitra ny manaonao foana,
10. ari.malala
(
16/07/2009 05:45)
Tess, tena ohatran'io mintsy ny nahazo anà akia! fa efa mailo aho zao ka! raha vao olona tsy fantatro no manatona d ny mitsoaka ihany ny fanafodiny! lasa parano tsy fidiny e!
11. endrika01
(
18/07/2009 14:07)
Ny fiainana no miharatsy akia ry ari a ! Nampahatsiaro ahy ,indray taona zay,zay mou le mpanenjika basket teny @ cite 67ha,de zah rery sisa tara taty aoriana fa ny namana efa lasa doly,hatreny Tanjombato no manenjika eny 67ha.Teo Ambodin Isotry teo zah no saiky tratra,saiky tratra satry azoko iany le sac banane,nisy dossier maro2 niampy ny passport,vola sakafo 15j sy ny frais iverenana any Bira,ny vola aloa tany @notaire.Fa tena malefaka sy tsara fanahy be le sipa,hainy ny nampiresaka ahy,de niara-dalana d zah kou hoeny 67 ozizy,de mody nividy fotsimbary 5kg angamba izy iny,de ozizy we tsy zakako rery fa eo iaraha-mitondra(ka lalana iraisana kou :-P) de niara-nivimbina,eto aty entiko iny sac iny hoy izy,fa be be ratsy ety,de meko azy.Avy eo nisy sipa 2 reny nifapy kipy maso taminy d nizara lalana,de izy hotry ny itady itsoaka zay,d we ty tazony mantsy anle vary fizy ividy sigara,de le sac nobedainy tsara efa tena vonona ny hirifatra izy,fa soa fa ozizy zah we aiza aloha angalana vola ividianana voasary eto d ento iany avy eo,de(..)de mody niarahaba olona tsy fatako zah,d meko signe izy we bye,bye,de nijaridina be teo,d zah nirifatra nianavaratra tsy nisy basikety vanona fa ny lohaliko aza nalemy,raha tsy niteny aho we ividy voasary!Defa nampamangy,fa dia hoatrany hoe izy no tomponle sac,efa nandinika ela be zah vao tonga saina we,le vary azany tsy naloany vola:D ,angamba efa paikady le mody we iara-hivimbina fa mavesatra,de vo mahazo teritery de mirifatra :P
12. ari.malala
(
20/07/2009 05:37)
loza koa akia zany ry endrika! fa tena misy mahay mampiresaka mintsy hoa! fa ny aza azony iany!
13. endrika01
(
22/07/2009 09:38)
ari.malala:Tsy hita hifanomezan-tsiny akia,fa lasa mande mivadika ny sasany e,tsy eny aminy tanan-dehibe iany,fa hatreny Ambanivohitra.Ty tranga ty ndray tsy hay hoe ankaso sa felonana sa de aona loatra.Fa any Ambanivohitra any,misy fianakaviana mitomany andro aman alina. mamboly mangahazo hono ry zareo,de izy efa mitsiry tsara efa manomboka misy ravina iny,de misy manongotra de tsisy ita tsony,tanimboly malalaka be amna ha ,mamboly vomanga,rongotany sasany doly de aparitany eraky ny tanimboly le tahom-bomanga,ny ketsa indray tapitra tombotombohany @angady,ny tsaramaso vao mamelana tombohany sasany efa andrasana @alina fa le mpanao ratsy koa angamba tsy matory andro tsy matory alina. Inona re no vahaolana azo ataon ireo olona ireo fa dia mijaly raha avelany mba maniry ndray le vary,de izy efa hanomboka somary mavomavo iny,misy mitango daholo.Ny eny an-tanan-dehibe aza ve mora voafitaka,ka zay any @dezaka be any ndray no tsy ho vitany! fa ity sopapa nomeny namana iray anah zay,sakamalao sy fanjaitra entina miaraka aminao ,atsindrona @le sakamalao hono ny fanjaitra,fa na pangaro-paosy manana ody mahery be aza,dia tratra tsy afa-mietsika eo raha vao misakasaka,na mangarona kopetra na paosy.Hii zah aloa mbola tsy nanandrana e,
loza koa akia zany ry endrika! fa tena misy mahay mampiresaka mintsy hoa! fa ny aza azony iany!
14. niryna
(
22/07/2009 14:59)
xxx:
le8 daholo no fototr'izany
hi,hi olona tsy eo ka izy no fotony .Izany ve tsy toy ny ankizy mianjera dia manome tsiny ny ankizy eo akaikiny tsy naninona azy akory
:D
15. ikaretsaka
(
23/07/2009 05:25)
hery:
le8 hono. fa mbola le8 ve no mitondra amin'izao? :-)
1. Mahantra loatra ny olona dia mirongatra ny demony mitady hevitra. Tsy tonga ny PPN (vary, menaka, siramamy, ronono sns) nampanantenaina.
2. Fantany fa efa azo omena vola ny miarmila na polisy ka tsy matahotra voasambotra intsony izy. Raha valeur-na 10 millions ilay poketra dia omeny 1 million izay misambotra azy dia mbola mahazo tombony izy.
Ny vahaolana?
tsy hitako
Le tarazo no tian ilay olona lazaina angamba e fa tsy 7 8 9 10 e
Ohatran'ny hoe tsy radidy tsotry fa rehefa misy resaka filaharambary sy bemolanga de lery no tsaroana
Tsy ranavalona intsony fa rehefa misy enjika fivavahana de bola tratra ramamabe
16. rhina
(
15/08/2009 09:55)
mampalaelo lo le ramatoa e!!
fa zao e!!
tokony mba hanana fahatokisantena ny tsirairay e!!fa tsy tandrevaka ohatran'izany. Mety ho mariky ny tsy fahamatorana sy tsy fisainana koa mantsy no nahatonga io zavamisy io.
Iaraha mahalala anie ny fahamaron'ny ratsy eto amintsika noho ny fahantrana izay vokatry ny tsy fahalala sy ny tsy fananana asa e!!!!eny na dia any ivelany any koa aza hoy ilay mpizahantany tafaraka taminay zay d betsaka koa ireny.
sady zao koa e!!! tokony mba hanao sport doly ny ramatoa na tovovavy eto amintsika amin'izay mantsy mba manana fahatokisantena na dia kely fotsiny aza.
sa ahoana hoy nareo