Ny fampianaran-diso
1. Mandefitra
(
15/07/2009 05:07)
Matio 15: 12 Dia nankeo aminy ny mpianatra ka nanao taminy hoe: Fantatrao va fa tafintohina ny Fariseo, raha nandre izany teny izany?
13 Ary Izy namaly ka nanao hoe: Ny zavatra rehetra izay tsy nambolen'ny Raiko Izay any an-danitra dia hongotana.
14 Avelao izy; mpitarika jamba izy; ary raha ny jamba no mitarika ny jamba, dia samy ho latsaka any an-kady izy roa.
Angtaho ny Fanahy Masina hahalalanao zay fampianarana izy sy tsy izy, mba tsy hahavery anao any ankady miaraka @ ilay mpampianatra diso.

répondu par bor2lais le 27/07/2009 14:21
4. ni81
(
15/07/2009 07:15)
tsy azoko ny tena fototr'ilay dinika
Angtaho ny Fanahy Masina hahalalanao zay fampianarana izy sy tsy izy, mba tsy hahavery anao any ankady miaraka @ ilay mpampianatra diso.io ny valiny hono e :)
5. Mandefitra
(
15/07/2009 07:41)
Indraindray ange tsy dia ilaina loatra ny adi hevitra lava ry ari.malala.
Fa isika zao ato anatin ny dinika "fivavahana, finoana", betsaka no manome fampianarana mety manodoka tokoa saingy tsy ilay nambolen'Andriamanitra, ka mety hitarika anao any @ lalan-tsy izy.
Tenin'i Jesosy Kristy io, mety tsy miasa aminao, fa miasa @ sasany ka.

6. Veloo
(
15/07/2009 12:57)
Mandefitra, marina izany - mila vakina sy enarina mihitsy ny tenin'Andriamanitra
7. rijadolly
(
16/07/2009 16:31)
veloo:Fanampiny,anisany tena tsara ilay Mpampianatra nirahan'Jesoa Kristy ra andeha ho any amin'Ilay naniraka Azy Izy.
Mandefitra, marina izany - mila vakina sy enarina mihitsy ny tenin'Andriamanitra
Angatao,angatao,angatao ny fanahiNy fa omena ianao o^o Hoy Rija Rasolondraibe izay.
Fa isika zao ato anatin ny dinika "fivavahana, finoana", betsaka no manome fampianarana mety manodoka tokoa saingy tsy ilay nambolen'Andriamanitra, ka mety hitarika anao any @ lalan-tsy izy.
Ahoana ny ahafantarana Azy hoy ianao?
Testeo fa afaka mi-test ny Fanahy rehetra isika fa aza matahotra.
Angtaho ny Fanahy Masina hahalalanao zay fampianarana izy sy tsy izy, mba tsy hahavery anao any ankady miaraka @ ilay mpampianatra diso
8. ikaretsaka
(
17/07/2009 19:42)
Ny ahy mba indro kely fotsiny momba ilay fariseo sns ..
Aoka ho tadidy fa ireo dia avy @ boky tokana no nangalany izay metimety taminy nahodikodiny teo sy notanisnaisainy araka izay tiany hi manipulena olona t@ izany fotoana izany.
Betsaka koa no manao izany ankehitriny ka mba jereo ihany : mandiniha tena

9. rijadolly
(
18/07/2009 14:38)
Ika>>> Marina mihitsy izany tenin'se zany fa tokony handini-tena ny ts11,satria misy mihitsy na ny Fiangonana aza tsy mampirisika ny Mpinony hamaky Baiboly indrindr any an-trano,ny milaza am-bava ny ts ataony,hany ka izay lazain'ilay mpitarika eo de marina avokoa nefa efa naolany ilay teny satria fantany fa kamo handray Baiboly ireo Mpinony.
11. Mandefitra
(
20/07/2009 05:09)
Fijo> ny resaka aloha ho an'ny ireo milaza tena ho Kristianina.
De mampitandrina arak zany Kristy fa zay tsy nambolen'ny RaiNy de hongotana.
Dia anjaran 'ny Kristianina arak zany no manadihady sy mandalina hatrany ny finoana, mba tsy handray ambolony, ka ho voafitaky ny fampianaran diso maro zay miseho lany etsy sy eroa ...

12. Veloo
(
20/07/2009 13:27)
Amiko izay tsy mifanaraka ny tenin'Andriamanitra dia fampianaran-diso daholo
Dia anjaran 'ny Kristianina arak zany no manadihady sy mandalina hatrany ny finoana, mba tsy handray ambolony, ka ho voafitaky ny fampianaran diso maro zay miseho lany etsy sy eroa ...
13. ari.malala
(
20/07/2009 14:04)
Ahoana aza no anavahana azy @ ireo mitory bdb eto am serasera ohatra?
14. ni81
(
20/07/2009 14:09)
Ahoana aza no anavahana azy @ ireo mitory bdb eto am serasera ohatra?ny baiboly ange iray ihany ka katô na protes sns e! dia jereo raha mitovy tsara ny fanambaràny azy
15. fahamarinana
(
20/07/2009 14:59)
rijadolly:
Ahoana ny ahafantarana Azy hoy ianao?
Testeo fa afaka mi-test ny Fanahy rehetra isika fa aza matahotra
:arrow: akory ise aloha fa ela be tsy tazako teto ! :)
Ahoana izany mi-teste fanahy izany Fa tsy dia azoko loatra ? Izany hoe ho ataoko sy ianarako daholo izay fampianarana reko eto dia avy eo za mangataka hoe iza no mety na tsy mety ? Mba asio jiro kely bitika kely fa very Faha an !...
Mandefitra:
Angtaho ny Fanahy Masina hahalalanao zay fampianarana izy sy tsy izy, mba tsy hahavery anao any ankady miaraka @ ilay mpampianatra diso.
:arrow: Raisintsika ohatra hoe olona 10 mangataka ny Fanahy Masina dia samy miziriziry fa ny azy no marina sy araka an'Andriamanitra ,araka ny hitanstika amin'izao andro izao fa misy karazany bobaka be tokoa ary samy mitompo teny fatratra daholo fa ny azy no tena marina tanteraka !
Ny marina amiko ,ohatra mety tsy marina amin'ny rabe na rakoto na raketaka !Dia iza no ho raisiko raha za ,ohatra,ilay mbola marivo salosana ,na ny mivavaka aza tsy dia haiko ,ny fianarana koa tsy niditra lalina loatra na na niditra aza dia nanao fandikana araka ny fahalalako manokana koa !
Izay no manahirana ny iadivan-kevitra amin'ny Finoana sy Fivavahana ! Amiko aloha na dia tiako dia tiako aza ny hanao azy ! (l)
16. rijadolly
(
20/07/2009 19:57)
Salama Fahamarinana a! tato ihany fa ts dia nadray anjara fotsiny e!
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IJAONA&toko=4&andininy=1-1&dika=
oh tsara izany ny toroheviny nefa ra mandinika sy mandalina tsara ilay hevitra se dia fandrika b,izay mitarika an\'se hanao tsy araka ny sitrapon\'Andriamanitra any amin\'farany.Ka ilay mi-test izany dia fihezahan\'se ahalala fa tokony tsy hitarika an\'se any amin\'lalana tsy izy na dia kely aza ny Fanahy tsara.

17. fahamarinana
(
21/07/2009 07:59)
:arrow: rijadolly : itovizantsika ihany zany r'ise a ! Misaotra ny Tompo fa tafaverina indray zany ! :wink:
Mazava fa misaotra ,ilay hoe mi-test mihintsy no nipetraka olana ho ahy sy tsy azoko satria sanatria lasa manana ahiahy ka hitady finoana hafa sy hirenireny ara-pinoana vao ahita sy ahatsapa izay tena izy ! Io famaritana ilay "tena izy" "arakAzy " io no tena fanontaniana ngoavana ho ahy !Ho ahy anefa zay ! (l)

18. Mandefitra
(
21/07/2009 08:36)
faha>Ny tsy niova hatrizay ka hatrizao dia ny Tenin'Andriamanitra ihany.
"Zao tontolo zao ho levona, fa ny Teniko tsy mba ho levona".
Dia miala mianatra ny Teniny, mangataka ny Fanahy hanazava ny Teniny.

19. Mandefitra
(
21/07/2009 08:55)
Matio 16:18 Ary Izaho (Jesosy) milaza aminao koa: Hianao no Petera, ary ambonin'ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako; ary ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita tsy haharesy azy.
19 Homeko anao ny fanalahidin'ny fanjakan'ny lanitra; ka na inona na inona fehezinao ety ambonin'ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanao ety ambonin'ny tany dia hovahana any an-danitra.
Ahoana ny fahazoan i faha an io?

20. fahamarinana
(
21/07/2009 10:22)
:arrow: Mandefitra : ka izay koa ny eritreritro hoe "ny tenin'Andriamanitra" tsy miova ka ilay hoe tester-na zany tokony tsy hitombina fa lasa ,sanatria,misy tsy fahamarinany !Izay no nametrahako ilay fanontaniana teo :) .Raha diso fandray aho dia mba ampianaro e :(
:arrow: he he ! Mandefitra ,io Teny iray io hany ka isan'ilay manahirana ahy sy tsy azoko an !Ohatrany lasa fampitahorana ilay amin'ny hoe izay voafehy ety an-tany dia fehezina any an-danitra ! Mino aho fa za eto manao interpretation tsy manjary mihintsy o ?
Fa kosa ilay hoe Homeko anao ny fanalahidin'ny Fanjakan'ny lanitra dia maha-velom-panantenana ahy ,zany hoe za sisa no hiakinan'ny mety aha-very ahy na tsia ,raha hanantona aho na tsia !
euh..tsy mba mety ve hoe ampiany tosika kely ilay fanantenako tsy ampy finiavana sy asa sy fianarana ? ..mba hevitra sendra nandalo teo iray minitra !
Dia hovalianareo aho hoe angataho ny Fanahy Masina indray ,sa ahoana ? :) (l)