tsy nisy ovulation nefa tonga ihany lay red red

1. roxanaha ( 11/07/2009 09:12)
possible ve zany ry zareo???
novalian'i rhina ny 24/09/2009 14:36
2. ni81 ( 11/07/2009 11:21)
mety hoe tsy tsapanao fotsiny fa nisy tao ka!
3. booboo ( 11/07/2009 18:30)
eka possible zany ouz. Rehefa manao courbe-na t° dia hita be ao hoe t@ cycle faha-firy no nisy ovulation, t@ quelle date, dia oviana no tsisy sns.
4. xxx ( 15/07/2009 10:01)
Tsy io ve ny système n'ny pillules na tsindrona e, foanana ny ovulation , sa diso izany lazaiko izany ?
5. kelly13 ( 15/07/2009 10:17)
tsy azoko... "tsy nisy ovulation nefa tonga iany lay red red", inn no tian'ny mpandefa hevitra lazaina (azafady fa tsy tadidiko le ps-nao)? otran'ny contradictoire le izy sa za ndray no tsy mahazo resaka? ra nisy ovulation ka nanao firaisana d mety ho bevohoka nefa kou mety tsy ho bevohoka! eto nefa oe tsisy ovulation d tonga ny red red :roll: tsy azoko! mba omeo :idea: azafady
6. kelly13 ( 15/07/2009 10:18)
roxanaha... sarotra tadidy ilay ps :)
7. roxanaha ( 20/07/2009 08:03)
Voavaly ny fanontaniko Kelly a! Tany @ gygy izaho ary nampisehoko azy ny courbe-ko dia nisy ovulation tsara. Ny nahatonga ayhy hanoratra hevitra mantsy dia satria tsy dia misy fiakarana firy ny température après ovulation. Dia io no nampanahy ahy hoe nisy ovulation ve tao?
8. rhina ( 24/09/2009 14:36)
saody mba manaonao foana azany nareo dia makatody eto lo
hiiii!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5969