ARNAK ARNAK, Tsaroanareo ve iny resaka iny????

1. tsikiowa ( 10/07/2009 18:55)
Raha nijery fandaharana manokana tamin'ny reporters aho teo mikasika ilay arnaque be avy any AFRIQUE, dia tena mihaiky ny fahakingà-tsainan-jareo aho....Tena tonta kely amin'ny internet mihitsy.

Betsaka ny nitaraina sy nanao resa-be teto tamin'ny herin-taona angamba izay hoe nahazo mail avy any afrique, milaza fa hoenahazo loterie grand lots sy heritage goavana sns.....

Hay ny ao ambadik'izy ireny dia tena mbola tovolahy tanora daholo mihintsy,
nisy iray natao interview any amin'ny misy azy any Afrik any izy, fa tena
fièr, tamin'ny zavatra nataony, tsy manafina tava, ary manazava ny fandehany rehetra, tsy misy nenina fa vao maika mandàtsa ny olona tratrany, milaza izy fa ireo olona fotsy ireo manambola daholo, tsy misy izany tsy manambola izany, fa izahay afrikanina hoy izy mahantra ka tsy maintsy ataonay izay hi aranaqué-na an'ireo olona fotsy ireo?
Raha nolazainy ny vola azony isambolana dia mahtratra eo amin'ny 2.000 euro
isambola, midehaka be izy fa miaina tsara amin'izany any Afrique, manao fety be , mahazo vehivavy be dia be, izy amin'io avy gadra 12 mois fotsiny noho izany asa ratsiny izany, ao ny misy gadra 3ans dia tafavoaka, ny tena nanirikiry ahy dia izao: anarana sandoka sy adresse sandoka daholo no alefany amin'ny victime-ny, raha mandefa vola ilay olona voajono, dia any amin'ny western-union, anarana sandoka donc tsy misy carte d'identité, dia miray tsikombakomba amin'ilay olona miasa eo amin'ny guichet ny bureau western-union izy, afera kely hoan'ilay mpiasa koa satria mahazo 10°/° amin'ny totalité n'ilay vola ilay mpiasa ao amin'ny fangalàna vola io.
Miray tsikombakomba ihany koa amin'ny tompon'ny cyber....Mahazo anjara kely ihany koa ry zareo.
Raha voajono ilay victime ka hitany hoe interessé dia asainy mandefa vola eo amin'ny manodidina ny 300euro mahery eo hanokafana compte bancaire sy frais n'ny dossier hono handefasana ilay loterie govana na heritage....
Azony io vola io dia mahita hirika hafa ndray izy hangatahana vola, dia tsy misy fiafaràna , fa ny tena nampalahelo sy nahatezitra ahy dia , couple efa somary antitra no tratra , isaky izay avy mandefa vola amin'ny wetstern union izy mivady dia notehirizina ny reçus nandefasana ny vola ka nahatratra
teo amin'ny 400.000 Eureo teo ny total ny vola nalefany tany mba hahazoana ilay heritage na loterie.... goavana.

Nanjary nanao findram-bola tamin'ny olona mihintsy aza izy ireo satria tsy manam-bola firy, fa nampanantena ireo olona hoe raha voaray ny vola avy any afrique dia omena ny vola, ny nampalahelo nanao fitoriana ny nampindram-bola ka nanjary gadra tsy fidiny ilay rangahy fa efa izy nivoaka moa no naseho telé teo.... ny tena loza dia naka avocat izy ka na ilay avocat aza voafitaka tamin'ny anton-taratasy alefan'ilay aranakeur, ka resy lahatra mihintsy ny avocat hoe tsy aranaque io fa tena zavatra marina, tellement bien fait ny certficat de deces nalefa , momba ilay resaka heritage io....
Karaha mbola misy mahazo mail ohatrahoatra izay foana ianareo dia aza mamaly mihintsy fa tena loza be..... efa tsy dia henoheno firy moa io resaka io zao tao ho ao .

Betsaka Arnaques hataon-jareo ankoatra ireo volaza ireo fa aza mba tratrany ihany...
novalian'i tess ny 23/07/2009 10:38
2. tsikiowa ( 10/07/2009 19:04)
http://www.paperblog.fr/2109778/ce-soir-sur-rtl-tvi-arnaques-sur-internet/
3. tsikiowa ( 10/07/2009 19:12)
Todika ohatra kely
http://www.easy-concept.com/blog/?2009/01/06/696-fraude-informatique-la-fraude-nigerienne

http://www.easy-concept.com/blog/?2009/01/07/697-fraude-informatique-loteries-et-jeux-de-hasard
4. ari.malala ( 15/07/2009 05:48)
Zà hatramizao mbola mahazo fa tsy mamaky mintsy ah! sady tonga d any @ spam rahateo ny genre na mail ohatr'ireny ary zà tsy dia manana fahazarana mijery izay any @ spam fa tonga d vider avy hatrany ny dossier spam raha vao mahita mail non lus ao za... Fa dadanay no efa naika tratra, d ny compte bancaire ko no naika halefany tany fa hoe tsy misy dikany izay informations lasa any fa tsy nety mintsy ah! nila herinandro nandresy lahatra an'i dadanay vao nanaiky izy! naika loza tamin'izay! jejo ery izy niteny tamiko hoe nahazo lotterie tsika, ho avotra ny fiainantsika sns, lotterie tiré au hasard é, blablabala... soa ihany fa tsy nandefa izay information momba anà tany aloha e! fa raha sanatria marina moa izany ka hoe viarain'ilay olona ny coordonnées bancaires d inona no mety mitranga raha tsy ananany izay mot de passe?
5. xxx ( 15/07/2009 08:29)
Ny ahy indray ny mahavariana ahy dia ilay olona mamaly mihintsy , sa ve azon'ody ? Amiko tsy misy vola milatsaka avy any an-danitra toy izany fa mila misasatra ny olona vao mahazo .

Nisy malagasy fantatro nanao t@ ireny , volan'ny société no nalefan'ilery tany dia zao migadra, ny vola tsy azo

6. tess ( 15/07/2009 10:26)
xxx: tsy azon'ody fa resaka naivité lay izy! oul mora mino mino io voalaza eo ambony io hoe ny avocat aza nino :lol:


ari. malala: teneno mafy mitsy idada aky tsy hanaonao foana an! izany hoe ny fahitako azy! na lasa any ary ny coordonneés n'ilay oul tsy afaka hanao inona ry zareo, satria ny action ihany no mi interessé andry zareo dia ny mandefa vola direkta any kou! itako io fandaharana io fa raha vao mamaly azy indray mande ianao dia reseny lahatra foana ho hino tanteraka ny fisian'ilay vola be azonao hono.....
zà efa nahazo mail nisesy fa ny hatazerako no nampiariko satria mameno boite fotsiny de nataoko hoe ajanony ny aranak aranak nao dia tsy sahy nandefa hafatra toy reny intsony :-P
7. ari.malala ( 16/07/2009 05:49)
Zany hoe raha azoko tsara ny fanazavan'i tess, tsy misy dikany ny N° de compte sy ny IBAN sns raha lasa any fa ny mot de passe no fadiana? nefa raha sanatria mahay mandresy lahatra ilay mpiasan'ny banque izy d azony iany ny infos confidentiels rehetra d aona ndray?
8. tess ( 16/07/2009 09:55)
ari.malala: tsy misy atahorana aky izany an! ny carte no mila code na mots de passe, fa raha nymero fotsiny no lasa any tsy misy risk, ny resaka hoe mandresy lahatra indray dia lazaina melou ny banky hoe ny tompon'ny compte dia mipetraka am adresse voalaza fa tsy mipetraka any ivelany,
tsy misy olana io.....NY MPIASAN'ny bandy tsy mahazo mandray fanapahankevitra amzao izany fa tsy maintsy mi prevenir ny titulaire ny compte foana./... RAHA MISY Action hafahafa
9. tess ( 16/07/2009 09:56)
mpiasan'ny banky io fa tsy bandy hihihi
10. lila ( 21/07/2009 07:23)
mino aho fa raha tambatambazany pourcentage ny mpiasan banky sasantsasany dia mety ho roboka hanome azy accès. mahalala mpiasana banky tena malhonnete mitsy aho mantsy ka raha maromaro no toa azy dia mino aho fa tsy hahamenatra azy mitsy ny hibizina ny num compte sy ny carte nao
11. tess ( 23/07/2009 10:38)
na ho ela na ho aingana dia tratra foana....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4182