ho vita tsy ho ela ny hat

1. vitamatavy ( 09/07/2009 05:13)
Un affrontement entre les éléments de la force d’intervention spéciale (Fis) et ceux du service central des affaires criminelles (Scac) a failli dégénérer aujourd’hui. Pour commandant Charles Andrianasoavina, premier responsable du FIS "il s’agit d’une affaire qui ne regarde que la police
novalian'i milamm ny 09/07/2009 09:58
2. zoam ( 09/07/2009 05:21)
Ho avy eto Mscr anio ny mediateur SDAC filohan'ny Mozambika teo aloha sy ingahy Wade Filoha sénégalais
- Voaasan'ny Fitondrana Frantsay hanatrika ny fetim_pirenena frantsay @ 14 jolay ny PM ara-dalàna Manandafy Rakotonirina
- Nanao hetsika goavana ny légaliste Itaosy omaly hariva vory lanona ny vahoaka nanao izany, feno hipoka ny kianja fanaovam-baolina....
- Hanao hetsika goavana ny legaliste Antsirabe @ Asabotsy izao
3. milamm ( 09/07/2009 09:58)
tsy azo antoka ny SADC,na ny UA satria be ireo afera tsy voalaminy tao afrika
i Manandafy dia mbola voatazony CAPSAT eny Mantasoa na dia voaasa aza voatazona ankeriny voaaramaso toa an'i Itpkl Monja Jaona t@ androny ratsy iraka
tsy ho voaravona amimpahendrena ty raharaha ity satria jiolahy toa an'i Andry no ifampiraharahana fa tsy olompirenena,ny tafika Malagasy dia efa ela no tokony nofoanana satria 1947 no tena nisy izany andiatafika manerana ny nosy niaro ny tanindrazana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0828