azafady hoe letsy ra-hery misy fanotaniana kely ho anialah

1. swann ( 07/07/2009 16:11)
hono hoa letsy ra-hery ity site ity ve lety momba an'i Ravalomanana sa pro Tim fotsiny sa tsy tia Tgv (=hat ,=fat )fotsiny ? sa ialah ra-hery manokana mihitsy no tsy mirevy anireo, fa ny site natsanganlahy mirevy an'izay antoko rehetra miditra eto ? mba omeo valiny kely hoe letsy mba hisy hisafidianana izay lalana haleha ato sao any anaty rano na midona eto ,ok letsy a mankalaza e
novalian'i swann ny 08/07/2009 13:27
2. swann ( 07/07/2009 16:14)
hitanialahy manko zay bandy na sipa mikozy ny momba anialahy ato dia otran'ny manao kamikaze be aminlay Tim ialahy , zay no mampanotany ahy oe aiza ho aiza amizao ary ity kofy ity fa toa mihitsana be le kozy amizao ,
3. ouiandry ( 07/07/2009 16:41)
swann:

hitanialahy manko zay bandy na sipa mikozy ny momba anialahy ato dia otran'ny manao kamikaze be aminlay Tim ialahy , zay no mampanotany ahy oe aiza ho aiza amizao ary ity kofy ity fa toa mihitsana be le kozy amizao ,

bandy mpanao hatsikana less io ra-swann ah, tsy zakan'edala mintsy i Andry Rajoelina satria bandy bogosy nandravarava ny sipa d tezitra be fona nedala kanefa tsy afaka mihintsy nedala @ iny matière iny d zay nisandohanedala an'ilay clipn'i Rija Ramanantoanina MILA TSy iny mba amizay mba misy mpijery nedala, d io nedala petsain'ny TGV eto io, d mémézan'ny bandy nedala satria tsy hitanlery zay atao fa lasa any @ province i andrywui d tonga ndray ouiandry petsa elah ra-hery ah.fa zao koziko @ lah rahery ela ry lé..nty tsy atahorako ah.

4. Onjakeli ( 07/07/2009 17:12)
Tsis an'izany e!koa raha tsy oe marina be le tenin'le bandy akama de oe petsa koh, nareo foza itony oa
5. ouiandry ( 07/07/2009 17:21)
Onjakeli:

Tsis an'izany e!koa raha tsy oe marina be le tenin'le bandy akama de oe petsa koh, nareo foza itony oa

ary onjakely ve efa lonaka be d efa manonjanonja tsara é, tsis miaino an'i onjakely tranondainga eto, aiza ka lazaina fa tonga lé8 @ 25/06 kanefa hatramizao mbola tsita fa variana milalao makorela sy mifoka SB ao soazy, i onjakely mou tsy lany matsa satria fohy kely sady kelikely entana!

6. swann ( 08/07/2009 13:27)

efa kobonilahy angah i onjakely lety ? kelikely entana ?? hi hi hi ahoana zan ry onja ?? :-D :-D :-D 8O 8O 8O 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0522