@NAO HATRAIZA NY LANJAN'NY VOLA ETO AN-TANY
1. gabidemony
(
07/07/2009 13:14)
N'aizanaiza alehanao de tsy maintsy mila VOLA
Mampamono tena olona VOLA
Mampitsiry fanahy ratsy ny olona VOLA
Mampiadana olona VOLA ...
HATRAIZA NY LANJAN'NY VOLA ?
ary INONA MARINA IO VOLA IO ?
Mampamono tena olona VOLA
Mampitsiry fanahy ratsy ny olona VOLA
Mampiadana olona VOLA ...
HATRAIZA NY LANJAN'NY VOLA ?
ary INONA MARINA IO VOLA IO ?
novalian'i Ratoa ny 16/08/2009 11:14
2. gabidemony
(
07/07/2009 13:16)
Mazaka maniraka ny vola eny na de kamo aza ianao de tsy maintsy mitsangana
mitady azy io, izany hoe andevony isika.

3. xxx
(
07/07/2009 14:11)
Ary raha foanana ny vola?nefa hozatry ny fiainana izany hoe:izy no motera mampandeha ny fiainana.Ento mora ra- dem fa ny fandrika efa hita à!aleo mandeha miroso moramora toa izay mi-coince @ fandrik'i ra-Dem ka mora hanaraka azy eo! :twisted: faly anie izy e!
4. xxx
(
12/07/2009 21:21)
Andriamanitra zany ny vola ra ny tena izy satria manompo azy isika olombelona ^:^
5. Ratoa
(
12/07/2009 22:16)
Iza no tompoinao raha manompo ny vola ianao? Andriamanitra sa i satana?
Ataoka fa i satana.
Raha mitady vola sahaza iainana amin'ny fomba marina, tsy mamitaka, tsy manitsaka ny hafa, tsy manambaka ary raha tsy adinonao fa fitaovana ihany ny vola fa tsy anto-piainana, dia tsy mivavaka aminy ianao.
Taloha dia nifanakalo izay vokany sy vokan'ny taniny ny olona. Taty aoriana tonga itony fitaovana isan-karazany manolo ny olom-belona izay nitombo an'isa izay tsy izy ka voatery noforonina ny atao hoe "vola", fomba anehoana ny vokatra rehetra. Ary koa fitaovana (outil) ampitoviana sy andanjana ny vokatra (mesurer).
Tsy ny vola izany no tanjona fa ny zavatra izay ambarany ka raha ny fitaovana no tiana be noho ny zavatra na vokatra ambarany, dia mivavaka aminy. Raha tsy mahalala honona raha mitady azy dia mivavaka aminy na andevony. Fa raha tsy izay dia .................

6. xxx
(
13/07/2009 10:21)
Ratoa ah! hoy ianao hoe:
Raha mitady vola sahaza iainana amin'ny fomba marina, tsy mamitaka, tsy manitsaka ny hafa, tsy manambaka ary raha tsy adinonao fa fitaovana ihany ny vola fa tsy anto-piainana, dia tsy mivavaka aminy ianao.
noho izany anie de tonga @le hoe tsy mivavaka aminy fa manompo azy ihany eh!
Inona moa no azonao atao eto an-tany raha tsy manana vola ianao ?

7. endrika01
(
14/07/2009 04:24)
gabidemony:Inona marina io vola io? namana :-P
N\'aizanaiza alehanao de tsy maintsy mila VOLA Mampamono tena olona VOLA Mampitsiry fanahy ratsy ny olona VOLA Mampiadana olona VOLA ... HATRAIZA NY LANJAN\'NY VOLA ? ary INONA MARINA IO VOLA IO ?
9. gabidemony
(
15/07/2009 09:37)
ieny eh! misy lafin-tsarany sy lafiratsiny ny fisin'ny VOLA
fa ny fanontanina de hoe Hatraiza ny lanjany, inona marina no pilasin'ny VOLA :?: :idea:

10. Papoose
(
15/07/2009 12:10)
arakaraky ny tsirairay io. misy ny manompo vola ambonin\' ny zvt hafa rehetra donky io no manandanja ndrindra aminy dia misy koa ny tsy ohatr\'izay
11. peta83
(
15/07/2009 12:55)
Ny atao hoe "vola" dia lay mampidodo antsika mianakavy etsy sy eroa io e!
13. endrika01
(
12/08/2009 04:03)
gabidemony:
N'aizanaiza alehanao de tsy maintsy mila VOLA
Mampamono tena olona VOLA
Mampitsiry fanahy ratsy ny olona VOLA
Mampiadana olona VOLA ...
HATRAIZA NY LANJAN'NY VOLA ?
ary INONA MARINA IO VOLA IO ?
Ny vola samy manana,fa ny isany no tsy mitovy. :-P
14. LibrePenseur
(
12/08/2009 10:24)
Ny vola fitady fa ny herim-po fanary; raha hitady vola dia clic eo ambany
http://www.neobux.com/?r=ferox
http://www.neobux.com/?r=ferox
15. endrika01
(
16/08/2009 10:03)
LibrePenseur:
Ny vola fitady fa ny herim-po fanary; raha hitady vola dia clic eo ambany
http://www.neobux.com/?r=ferox
16. Ratoa
(
16/08/2009 11:14)
u]xxx[/u]: tsy tompoiko ny vola fa ampiasaiko. Ny atsembokaho no natakalo azy. Raha eny ambanivohitra dia vary iray viliha sy laoka no takalon'ny atsembohana rehefa mifarimbona mifanampy ny mpiray tanana. Fa ny tompon'ny voly indray mandray vokatra azy madiodio. Azo atakalo vola io (varotra eny an-tsena) na atakalo zavatra hafa ilainy amin'ny fiainana( troc).
Ilay vola dia fitaovana fa tsy tompo, fanehoana hitamaso hoe ity ny mitovy ami'ny asa vitanao. Dia entinao izy ampiasainao.
Raha izay dia sady tsy mivavaka aminy no sady tsy manompo azy.
Fa raha ny volana kosa no ataonao tanjona ary tsy mahalala honony ianao fa manangona foana ary dia mahazo mihaotra noho izay ilaina ka ny tombona tsy entinao anampiana ny hafa fa iondananao na ny vola no antony angalaranao sy amonoanao olona dia andevoziny ianao.
Fitaovana anaovantsoa nyvola fa tsy tanjona, indrindra tsy tanjona tsy maintsy tratra na inona hitranga na inona hanjo.[