mangataka an'i safo hery e

1. andrywui ( 02/07/2009 19:13)
tsy inona akoary fa malaza izao ny assises dia amba tokony asiana assise koa ny serasera politika
novalian'i pikatti ny 04/07/2009 12:56
2. fijo ( 02/07/2009 20:58)
mipetraha letsy de vita an :-D :-D
3. ndotofetsy ( 02/07/2009 21:20)
tsy mahay mipetraka reny afatsy seza rivotra hahahaha

=)) =)) =)) =)) =)) =))
4. fijo ( 02/07/2009 21:41)
ke resaka mipetraka no ataony ko tsy mipetraka dia milamina le
5. xxx ( 02/07/2009 22:06)
hahahahaahahahhh
6. diloo ( 03/07/2009 16:02)
grave be nareo leroa. Tena mampi :-D mihintsy.
:-D :-D
7. dadabe ( 03/07/2009 16:07)
hahaha :-D
8. pikatti ( 04/07/2009 12:56)



t
sy mahay mipetraka reny afatsy seza rivotra hahahaha

petsa ndray i zandrikely ato klé,efa hoe akobony ny ....
ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1342