IZAHO TENA IZAHO ITY RAHERY A! MISY HAFATRA KELY TY !
1. andrywui
(
30/06/2009 19:29)
Tsy de be kozy amlah tsony aloha Rahery izao satria tena hitako elah fa be fo be ! ka izao e!
--noheverin'i hery ve zao fa ho ankalazaiko be tato ny nanesoranlah an'i general tato?? tsia bainnn a !! tsy mikozy aho satria elah ihany no ho menatra aniny ao aoriana ao oe innnn ary ty nataoko !! fa izao ! na nalanlah teto amin politika tsy nisy antony aza i general de ho avy eo ny ambony noho izy !! ha ha ha
--fa na innnn na innn anie ra-hery tena lozika be ty ataon'ny Tim eo na hihogahoga be eo isan'andro eran'ny tanana eo aza ny Tim de ho herimpo very maina foana io e!!! alefaso ze porofoporofo kely azonareo eo fa tsy tafa tsony io !!
fa izao ndray ary e !! pari ho anlah ty Rahery !! vakio tsara !!
--MANOME ANAREO TIM FOLO TAONA AHO (10ans)AHO AFA TSY TAFIDITRA ETO DAGO MIALOHAN'IO DATY IO RAVALOMANANA !! RAHA TAFIDITRA ETO MIALOHAN'IO IZY RAHERY DE HITONDRA PISTOLET AUTOMATIQUE ANY AMINAO AHO HITIFIRANAO AHY DIRECT !! TENIKO ZAY !!
Aza matahotra aloha i Hery hoe aiza no ahitako PA !! fa misy anakiroa aty amiko izao sady manana autorisation ara dalàna aho !! raha tsy sahy mitifitra ahy elah de ho any aho de za ihany no mitifitra ny tenako !! ---raha tanteraka io PARI nolazaiko an'i Hery io !!! ----
zay aloha fa mbola ho any amn province ndray ah ee!!!
mbola tsisy tsiky ihany !!

répondu par pikatti le 02/07/2009 17:33
2. xxx
(
30/06/2009 19:55)
fa inona ihany aza ity e?? tsy efa io ve ny general-nareo ka mbola inona ihany no tadiavina ?
3. xxx
(
30/06/2009 20:06)
fa inona ihany aza ity e?? tsy efa io ve ny general-nareo ka mbola inona ihany no tadiavina ?
général hafa indray io ka! :)
Sady resa-behivavy no mahatonga an-dry zareo mifanenjika sy marary fo tahak'io. Azy izany fa tsy misy hidirantsika.
4. locl
(
30/06/2009 20:15)
tena sur ve hianao fa tsy tafiditra ao 10ans Rav8, alefaso foana ny taimbava fa tsy mahasakana ny finoanay izany e!
Raha ny momba an'i General indray dia ataoko fa tsy marina ny voalzanao.
Raha ny Pari lazainao dia averiko indray fa finoana ny anay, ary mari-pototra fa tsy maintsy miverina io, raha izao fiainana anaovanareo ny Malagasy izao aloha dia sarotra ny hinoana fa hijanona ela eo ny FAT e!

5. xxx
(
30/06/2009 20:23)
xxx:ié ! sady miovaova foana ilay izy sady manao resaka tena mbola zazakely, bandy kely manko e !
général hafa indray io ka! :)
Sady resa-behivavy no mahatonga an-dry zareo mifanenjika sy marary fo tahak'io. Azy izany fa tsy misy hidirantsika.
6. hery
(
30/06/2009 20:28)
hihihi.
Raha izaho tena izaho no resahin'i andrywui dia mbola tsy azony ihany hatramin'izay ny tena politikako :-)
Izaho tsy miady mafy ny hiverenan-dRavalo amin'ny maha Ravalo azy. Ny tena hiadiako mafy dia ny haharava ny HAT. Raha miverina i Ravalo aorian'izay arahaba tsara, rehefa tsy miverina izy dia efa rava aloha ny HAT izay tsy ara-dalàna ka misy fanjakàna ara-dalàna eo.
Ny ankoatra an'izay tsy blem amiko. Na afaka 20 taona aza i Ravalo vao miverina dia tsy any ny olana fa ny HAT no tsy maintsy ravàna na eo Ravalo na tsy eo. Averiko indray, satria fanjakàna nangalarina. Azon'i Andry Rajoelina averina amin'izay tokony amerenana azy ny fitondrana dia angatahany fa tsy angalarina :-)

8. xxx
(
30/06/2009 21:28)
Ho anlah ty ra wui wui !
ary atovy andou , faso dé oé osoka ndray !ajanony ny taimbav reefa tsy miss atao !!
9. ndotofetsy
(
30/06/2009 22:17)
tsss resakin ny tsy mampandroso firenena koa ny ataon i le andrywui ty ndana lety mamono tena ho haingana fa aza ny olona no lazaina hoe tazomy aho fa sao matin io eo aaa. Tsy miady tsy miady nefa kibay ankelika foana ny an i lety. Zao no atao hoe dingindrambon alika ka ka na mandeha aza mivilana
mba politika manome hevitra hampandroso ny gasy atao fa aza manao retroactivité otran io

12. xxx
(
30/06/2009 22:51)
Afaka msafid'élah ra wuiwui ,n maimbo vava sa ny dolaka !! 10 andro dé avernay eo rabainay raha tinay !!! Fa tsss mbol anny alou zao ny resaka !!!
13. xxx
(
30/06/2009 23:27)
ho an' lah ra wuiwui , dé taddio fa tomponantoka tammn ny gidrakl'isan mtsamm !!
Vitanay ny manao anzao an'lisanny !
\fananako sy ny heriko.jpg)

:twisted:
Vitanay ny manao anzao an'lisanny !
\fananako sy ny heriko.jpg)

:twisted:
14. benkintana
(
30/06/2009 23:28)
ndàna marina mamonotena any ary aza miraty ntsony ty ndray mandé ty klé :-D :-D
15. essera
(
01/07/2009 06:05)
Hery:
Ny tena hiadiako mafy dia ny haharava ny HAT.
Tsy nisy nahavita nandrava ny Empire Ravalox Marcox koa anefa raha tsy io HAT io. Ka tsy atao valala manatody sy fandriana mafana Rahery a.