Manam-bola ve ny HAT e ?

21. fijo ( 01/07/2009 21:12)
aleo aloa ahita tsar awa ny gasy fa ,aza maika,safidiny anie izao e,de avelao aloh aahita maminy tsara.
22. diloo ( 02/07/2009 02:26)
Mety manana ihany ny HAT fa miankina @'i ra-Sarikaozy. Mety ho stricte nécessaire angamba no fanampiana no azo pour le fonctionnement minimum de base de l'administration.
Mbola mitazana sy miheritreritra i ra-Kosonera sy i ra-Sarikaosy sao mba tokony i Pierrot no tohana atsy ho atsy.
Tena sarotra @'ny la frantsa ihany koa anie, na dia tsy tia an-dravalo aza i ra-Sarykaosy manoloana ny principe de la démocratie, mangataka an'i Iran hanaja ny fiasian'ny démocratie en contradiction à la reconnaissance éventuelle d'un pays non-démocratique issus d'un coup d'état.
Ty tokoa moa ka tsy maharaka ny flouz ny HAT, fa mia-manify, tsy ampy ny kararaman'ny ny FIS na Capsat, mety tsy hanoana ny miramila voakarama de ahoana?
Hijanona ve i Andry sy ny HAT? Ry zalahy tsinona somary lâche-lâche izay ihany.
Izany hoe, tsy masaky mijoro ho tena lehilahy manana ny maha izy azy fa miafina ao ambadika ny capsat foana vao hamindra tongotra iray.
Setran'izany, dia tsy maintsy porotra mi-requisitionner foana ny Air MMad sao mba mety mahazo flouz an'ivelany.
Mety possible mahazo flouz ihany anefa ny HAT, à condition hoe mankany Sicile.
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1622