Manam-bola ve ny HAT e ?

1. rabaradaka ( 30/06/2009 12:27)
Raha ny fihetsika asehon'ny HAT de tena be vola ireo, fa raha ny resaka ataony de mafy ady ireo. Tena mampiesona ity HAT ity dadatoa
novalian'i diloo ny 02/07/2009 02:26
2. essera ( 30/06/2009 12:42)
Tsotra kely les ny valiny rabaradaka, efa nirodana tao anatin'ilay telo volana nilokalokan'i Hery io raha tsy manam-bola mihitsy. Sarotra kosa anefa ny mandainga hoe manam-bola be. Mbola mi-récuperer izay lanin'i Dada les e.

3. yuka ( 30/06/2009 12:53)
Ny lanin'i dada sa ny nozaraina nanakaramana fozaorana sy ny Capsat tamin'ny fanongana-mpanjakana :roll: :roll: :D
4. pikatti ( 30/06/2009 12:56)
ao ary fa ho ahonganay koa ny dada sy ny maman'i essera de hifaly ny capsat é :-D :-D
5. essera ( 30/06/2009 12:56)
Fa ianao v ry Yuka d sah milaza fa nadio tanana i Dada ? Ataovy oui ou non fotsiny.
6. pikatti ( 30/06/2009 13:09)
ny mpanongam-panjakana dia helohina hatrany na inona lazainao ry essera
mazava ve sa mbola ampiana é
7. yuka ( 30/06/2009 13:18)
essera na izy dada aza efa impiry no nibaboka ny fadisoany saingy nahavita kokoa izy raha mihoatra amin'ny teo aloha!
dia averiko any aminao indray io fanontaniana io :D
Rajouel kou sahinao lazaina fa madio tanana? :D
8. pikatti ( 30/06/2009 13:25)
petsa ndray i essera kely klé =)) =))
9. yuka ( 30/06/2009 13:38)
pikatti ;-) :-$ :-*
10. essera ( 30/06/2009 13:40)
yuka:
essera na izy dada aza efa impiry no nibaboka ny fadisoany saingy nahavita kokoa izy raha mihoatra amin'ny teo aloha!

Marina ny teneninao, nahavita tokoa izy mihoatra amin'ny teo aloha :
- Lalana, fotodrafitr'asa (misy tsy lavina ary isaorana azy).
- Nahavita bebe kokoa NANGALATRA, NANAGADRA AM TSY ANTONY sy NANAGEJA ary NANIMBA MPANDRAHARAHA.


11. Noue ( 30/06/2009 13:47)
tena miseho manambola marina ny FAT(Y) ka ! tsy hitanareo ve ireny augmentation de 400 000 fmg/militaire nataony ireny satria natahotra sao sanatria ka tsy tonga eny Mahamasina ny miaramila dia oainina eo ny anareo :-D :-D :-D :-D
12. yuka ( 30/06/2009 13:56)
Nahavita nanagadra amin'ny tsy hantony hono,ary ny HAT vao telo volana nahazoana seza??
Ny zavatra nanenjeha an'i dada ihany zao no miverina hatao+fako sy tsy anasa ary basy :-D :-D :-D
Teo amin'ny fiarahamonina koa izy nahavita tamin'ny fanabeazana ny olona,efa hita taratra nahay nifanaja sy nadiodio lamba zany daholo ny olona,indrindra ny fikajiana ny haingo-tanana.
Zao lasa fiainana dangodango ndray no manjaka potika tateraka :(
13. naritsimba ( 30/06/2009 13:59)
yuka> nihaingo ambony tsikoko t@ andron'ny ra8 satria nafenina sy noraofina ireo mpatory an-tsena dia lasa nadio ivelany toa ny fasana hatrami'nny toe-tsain'ny zanaky dada(rabe osy),
14. pikatti ( 30/06/2009 14:14)
naritsimba zany le kisoa faly mandro @ ,fotaka ha ha ha
zany no fianan'i lery sady maloto saina no maloto vatana ha ha ha
15. yuka ( 30/06/2009 14:40)
naritsimba hay ve zany nareo nihaingo ambony tsikoko e! :^) :^) :^)
mafy loha kou nareo zany an!
efa nanamboatra toera-pidiovana maro i dada kay nareo mbola tsy nandro ihany :^) :^) :^)
16. Mirananirina ( 30/06/2009 15:07)
raharaha ity politika ity
17. Noue ( 30/06/2009 15:34)
mba ratsy saina koa io naritsimba io aaa ! berkk maharikoriko :^) :^) :^) :evil: :evil: :evil:
18. ndotofetsy ( 30/06/2009 22:29)
MANAMBOLA VE NY HAT???????

volambahoaka ihany no miodina ao ary ry zareo no mitondra izany satria izy no tompon ny fahefana ankehitriny na de gré io na par force.

:^) :^) :^)
19. rabaradaka ( 01/07/2009 05:27)
Zao no izy dadatoa : mpiasa ao amin'ny Finances ny akamantsika ary Directeur ao amin'ny Budget ny dadatoantsika, efa fania ny Minstra fôpla Benja fa aiza no hahitana 200 milliards FMG hanakaraman mpiasam-panjakana sy ireo mpisotro ronono ? Efa ho lany dadatoa ny vola
20. booboo ( 01/07/2009 15:11)
+ 1

Mbola mitady vola mafy angamba zareo ao fa @ volana ity hono no haloa ny pensions volana Mai n'ireo retraités bobaka tsy nahazo izany. Ny an'ny vola jona mbola hita eo hoe rahoviana indray.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3764