fisaorana maka telina no atolotro an 'i HAT
1. andrywui
(
29/06/2009 00:03)
MISAOTRA AN DADA NIVIDY MIALOHA IRENY FEU D'ARTIFICE TOKONY AMPIASAINA TAMIN'NY SOMMET DE L'UNION AFRICAINE IRENY FA NANANA HOVANTANINA TOKOA NY FAT
MISAOTRA AN DADA KOA NAHAZO INY MERCEDES BLINDE INY HOENTIN TGV AMZAO
MISAOTRA AN TGV AMIN LE VARY 2500 SY MENAKA 12500 FENO ERAN TANANA ARY INDRINDRA NY JIRAMA TENA NIDINA BE
MISAOTRA BETSAKA NY FILOHA HAJAINA TGV NANOME FAMPIAKARANA KARAMA TENA TSARA HOAN FONCTIONNAIRE GASY EEEEEEEEEEEEE
MISAOTRA NY TAMPOMPAHAIZANA AUGUSTIN A. FA AFAKA MITENY ANKALALAHAN DAHOLO NY GASY ZAO KA REHEFA TIANA HOSMBORINA NY DIR RADIO FAHAZAVANA KA TSY HITA DE NY VADINY NO ENTINA
MISAOTRA NY FOZA FA AFAKA NIVIDY ARENDRINA LAFO TENY AM KARANA NY GASY REHEFA MAY MAGRO
MISOTRA NY MINSAN FA NA DE BE AZA NY MARARY KIBO AMLEMENAKA 19000 DE MBOLA AZO AMIDY IHANY

novalian'i pikatti ny 29/06/2009 10:00
2. andrywui
(
29/06/2009 00:05)
hahahaha faninana indray izao ny fiakakavianay mahita an'io,mety ho tezitra i mafy i general dia tsy hiaraka hoany @ cyber intsony izahay mianakavy kely =)) =)) =))
3. zoam
(
29/06/2009 00:06)
misaotra an tgv koa am le reconnaissance internationale hoazo tsy hoela ozy avy any Lybie ka asa na efa azo tokoa na tsia 2mois zay ny tsy ela aminy hi!hi!
4. andrywui
(
29/06/2009 00:08)
Misaotra an'i tgv fa tsy misy intsony ny tsy an'asa. Efa miasa daholo ny olona ka tsy misy intsony ny fahasahiranana ara-bola. Sady efa niakatra ny fahefa-mividin'ny mponina.
- Misaotra an'i tgv fa tsy d misy intsony ny mpivato-taoka.
- Misaotra an'i tgv fa efa misakafo in-3 isan'andro ny gasy rehetra
- Misaotra an'i tgv fa efa mijoalajoala ny hotel de ville, izay tsy nisy nahavita raha tsy ianao
- Misaotra an'i tgv fa tsy misy intsony ny mahantra mpatory an-tsena fa efa samy manana ny tranony avokoa ny fianakaviana
- Misaotra an'i tgv fa lafo soa aman-tsara ny force one
- Misaotra an'i tgv fa madio tsara ny tanana. Tsy b fako tahaka ny t@ andron-dravalo. Efa manimanitra ny tanana ka mahasarika mpizahantany maro
- Misaotra an'i tgv fa efa misotro ronono isan'andro ny malagasy. Mihinana fromage sy yaourt sns
... mbola hitohy
:* :* :*

6. pikatti
(
29/06/2009 07:32)
mivahah tanteraka lesy ty bandy ty klé,
ela h anie efa nanarin'ny bôfin'elah tsy hanao politika é,zao elah midegà!!
miteniteny foana :lol:

7. andrywui
(
29/06/2009 08:53)
inan njay tsa mazava aminareo an???? efa lazaina nareo fa ny fianakam's ndray d TGV hatramin'ny farany fa i andrywui milaza zay lazainy, general sy halloween no tena sefo d family hahahahahaha... petsa ndray ny TIM leaza ah!