Aza mandrora mitsilany!
1. rakaroka
(
28/06/2009 20:23)
Nitsetra no natao, teo am-pandalovana ny Ambassade Gasy eto Parisy
8O 8O :oops: :oops: :evil: :evil: :evil: : :snif: :snif: :snif: :-w :-w :-w :-$
Aiza ve rey oul dia nirotsaka antsehatra koa ny "alika" fa tsy vitantsika ´tsony ny kouizinina internen-tsika :!:
Tsy mety anie ity fomba henjehina tahaka ny inn ny vazaha anefa tsa mahita haleha akory, ary maaaro ny mihevitra fa i Dada no nahavita fa tsy ny vazaha, ny tsy hainy dia niezaka ny hifandray t@ vahiny y compris ny Europeana izy jereo ny kabariny 26 Jona vao 2009 aza
url]http://www.youtube.com/watch?v=cVUA3MJTHC4[/url]
fa ´zao rehefa sadasada ny fifandraisanao amin´ny olona dia mba tsa hitany koa izay andraisana anao :roll: 8O Heu...´reo nanao herisetra tao @ ambassade na ireny mpanapoaka baomba ireny izao dia raisin´ny olona toa terroriste, ary aza mihevitra fa ho afa-maina satria sady tsy ho an´na atsy sy ny ary avy eo ka mety higadragadra foana sy ho sahirana ny "avenir"noho ny hafanam-politika ! mba dozeo ihany zalaha izy ity :wink:

répondu par rakaroka le 29/06/2009 05:38
4. xxx
(
29/06/2009 00:07)
http://www.youtube.com/watch?v=i_5aLpacNkA
Mba hampangatsika ny fon' ny olona ary dé ity é !

5. AndriambyII
(
29/06/2009 00:28)
Ka avy any no naatonga ny korotana rakaroka kouu ! zay lalany eo lalany !!
6. rakaroka
(
29/06/2009 05:38)
AndriambyII:
Ka avy any no naatonga ny korotana rakaroka kouu ! zay lalany eo lalany !!
Ka eo indrindra isika , io mantsy tsy vitan´ny safobemantsina soketaina fahatany zatsy sy zary, fa efa identifien-drizareo anie ny "auteurs" du crime, dia hiatrika ny ho aviny mendrika ny vitany koa !