FITIAVANA VE SA FIGAFIANA!

21. Djhamhal ( 30/06/2009 07:36)
tsotra be! mihaona de entsoina eo imaso ny tel de vita! sady mbola misy ve olona ka mandany fotoana @ toetra tsisy dikany ôtr'zany ?? :?:
22. Papoose ( 30/06/2009 21:17)
o ry namana serasera. aiza daholo zany e :D
23. endrika01 ( 01/07/2009 01:32)
Djhamhal:
tsotra be! mihaona de entsoina eo imaso ny tel de vita! sady mbola misy ve olona ka mandany fotoana @ toetra tsisy dikany ôtr\'zany ?? :?:
Raha aty Madagasikara alou mety tsisy handany fotoana mintsy e,ny krizy aza ty ,mahakrizy azy kou :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2134