FITIAVANA VE SA FIGAFIANA!
1. endrika01
(
24/06/2009 21:19)
Akory Aby o ! Tranga nianjady tamina namana iray izany ity e.Nifanoratsoratra tamina namana iray izy,nilaza io namany io fa lehilahy dia nifampiantso an-taroby de lhl tokou lay feo tao,de nitohy teny foana ny soratsoratra,sy ny antso an-taroby!De ndray andro niantso tampoka teny am taxi-phone le sipakely de viavy no feo tao;de namerina niatso de mbola viavy iany,de niara-niatsony anle laharana finday ary tao amle taxi-phone sy ny portable ny,de namaly le tao am portable-ny lhl be le feo,de nasainy niandry sengaondra vitsy izy,fa hamaly antso hafa le lhl.De feom-behivavy ny namaly tao amle taxi-phone.De ny nahataitra anle sipakely de nitovy tsisy valaka lay fomba famalinle namana natsoiny t@portable-ny sy le namaly tao am taxi-phone. de zah mou niteny tamle sipakely hoe ,fitiavany anjy de vhv izy am olon-kafa,fa mijoro am maha lehilahy azy izy refa miresaka aminjy tezitra be amiko io sipakely io amzao ,satria manizingizina izy fa vhv le mifanoratra aminy,fa mandainga sy migafigafy hoe lhl ,azony atao hoy izy ny manovaova feo,satry marobe ireo portable afaka hanovana feo zay tinao,na lhl na vhv,na zazakely,na antitra! [b]ny aza mba tratrany zany iany! Raha marina zany.:-D:-D:-D
novalian'i endrika01 ny 01/07/2009 01:32
4. endrika01
(
25/06/2009 06:00)
xxx:xxx > hita wa,resaka mapme be ntsss ! Zah tsy mba tia anio zedemot io :-D
resaketotra zany
5. endrika01
(
25/06/2009 06:06)
tess:
refa misy doute manin no tsy hadaboka any.....
tess> zah akia mba gaga iany,efa nanipy teny zah hoe,adabohy any fa tantara nofa be raha izany no izy,dia tsy haiko e,
6. ari.malala
(
25/06/2009 06:09)
tsy azoko! ts milatsaka messagerie vocale v na oqp nefa numero 1 iany miara antsoina @ fotoana 1?
7. eh
(
25/06/2009 07:42)
Marina io ary za efa tratra!! fa tsy fitiavana aloha le izy amiko é! satria mandainga! fa tena marina ve fa misy ilay phone manova feo io? izay no mahafinaritra azy hono dia izay!!! :roll:
8. endrika01
(
25/06/2009 09:32)
ari.malala:
tsy azoko! ts milatsaka messagerie vocale v na oqp nefa numero 1 iany miara antsoina @ fotoana 1?
Tsy haiko mintsy akia ,fa zah aza tena mba fanina notantarany anio :P
9. tess
(
25/06/2009 09:34)
eh:
fa tena marina ve fa misy ilay phone manova feo io? izay no mahafinaritra azy hono dia izay!!! :roll:
zà kou mbola tsy naheno mitsy hoe misy fone manova feo ho lahy ndraindray de ho vavy ndray ndray, efa tena mandroso be izy zany
:^)
10. endrika01
(
25/06/2009 09:36)
eh:
Marina io ary za efa tratra!! fa tsy fitiavana aloha le izy amiko é! satria mandainga! fa tena marina ve fa misy ilay phone manova feo io? izay no mahafinaritra azy hono dia izay!!! :roll:
Zany toka angamba e!
11. sakaymena
(
25/06/2009 10:10)
rah lay telephone azo atsoina am fotoana miraka indray alouh de mety ary ny numero fix azo atao mitovy am numero portable na transfere automatique tsy vitsy izany eto ary de handy no ampiasainy amn'iny fotoana iny fa ny manova feo tsy fantatro ndray alouh iny . ka marina loatra ny any tes adabohy de dakao any fa tsy mamely
12. max2
(
25/06/2009 16:06)
amarino tsarhiany alo so mananao fona ko efa betsa ange ny pisandoka ka mila mailo hiany sao raikimpitia @olona mitovy sex @tena
14. Papoose
(
25/06/2009 19:41)
xxx. marina zany aloha e!
fa kosa le sipa latsaka @ tsy fantantsekisa marina no tena fotoana sy herim-po very...aza tsatsan'ny gavy manta e! loza!
fa kosa le sipa latsaka @ tsy fantantsekisa marina no tena fotoana sy herim-po very...aza tsatsan'ny gavy manta e! loza!
15. tsiambaratelo
(
26/06/2009 10:42)
Zah kalou mbola tsy tratry ny tranga hoatranio.Ka raha sendra tojo ny hoatranio aza,dia tsy asiako blem,satry olona tsy fantatro.Zarako ary zah misy miantso,zah raha teo kamo miantso (l) tsy fitiavana zany amiko fa gafy.
18. endrika01
(
26/06/2009 21:00)
Manao fangalam-piery kosa angamba e =)) zah mba mandahandaha-dresaka tamle sipakely njay wa no nahazo tefaka,diso fanantenana kosa izy kou! :-D
19. aivetinakely
(
29/06/2009 14:01)
Raha famborahana fitiavana eto amin'ny internet de aza mba inoana raha tsy aorian'ny fifankahitàna tava.
Tsy tena resaka ny azy no manova feo .
Aza mandany andro aminy fa maro ny namana marina eto amin'ny serasera.
Tsy tena resaka ny azy no manova feo .
Aza mandany andro aminy fa maro ny namana marina eto amin'ny serasera.
20. endrika01
(
29/06/2009 17:38)
Eka ozy ny namana! Marina mahintsiny io mifankahita mivantana io ;-)