Raha maharary ny voatifitra basy de mijanona any atrano

1. andrywui ( 23/06/2009 18:23)
Andrywui2 ihany ty tompoko ! ha ha ha ! efa misy ho lasa adala ato am forum ato fa kely sisa e!
tsy fantatra intsony izay rainy sy zanany fa fianakam's raimanotolo ry lerony no tafiditra mampiesona pokna ato !! ha hah ha ! sa ahoana lety kidoropamba , bazylou ,essera , ra-batista , sakaymena sns .. fanina be nareo ry tim raha ny TGV no hianarana mijapy a!

-aha ha ha !! fianakam's mampiesona forum eeeeee !! ha ha h ! angah moa letsy ry essera misy mahalala anzany fa heveriny fa qranon'ampango fotsiny zao no sotroina eto fa izy sy ny bibilava anefa no mifanaiki-tongotra rehefa dila ny ela sy ny ela !
mbola raiki tapisaka aloha izao ny fiandrandrana ny fiverenan'ilay nandositra didy ka aleo tsy tabaina fa vorona ho fandihana , sady misy erreur fatal be le tenindrazana ampiasain'i zoky any !
--miandrandrà sadec letsy locl a! fihino ze mamy aminy de miandrasa fopla eo e! tonga eo foana io !
- ny hampiady angely aza hatao !

oay hafatra kely ho an'i Hery ! miala tsiny fa tsy de manampotoana hidirana ato tsony aho fa rehefa mba tafiditra de mamapatrapatra be e! na izany aza ny fianakam's eto ihany sady jojhopil be ! fa izao arainy a! oviana oa misy qfampisehoana momota fa efa liana ny kilonga e! fianakam's daholo anie reny na kely aza e ! aza manao kely tsy mba mamindro moa e !

Izay ndray aloha fa ambeno tsara ny trano ry fianakam's fa be jirika eto a!! tandremo sao misy managalatra ny IP tsika vaovao be vao no -modifié na io mandrapiveriko avy any amin province a! ha ha ha ha !!


tsisy tsiky !


novalian'i general ny 26/06/2009 11:55
2. ravalotgve ( 23/06/2009 18:45)
tena tsy azo tsony ze kozin i ra wiwi zany fa manidina be loatra lery. Aza manararaotra mifoka be letsy rehefa tsy tafiditra eto matetika aaa
sniff
tchrouff
ary ario amizay iny sao de may eo ny tanana sy ny molotra

:^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D
3. locl ( 23/06/2009 19:30)
Manao examen aho ry andrywi ka tsy dia manana fotoana firey fa aleo afaka une semaine isika miady indray.

Manantena SADEC foana ny aty ray tsy maintsy ho izay ihany no hiafarany tantara.
4. benkintana ( 23/06/2009 21:32)
Vizana be le andrywui anaovanareo azy klé =))
5. xxx ( 23/06/2009 22:06)
Ka rehefa manangam- pahavaloany @ ny tsytokony haleha dia izany no vokany ko !! Ra wui wui anie no nitrarika ny fifandonana voalohany teto @ ity sera² ity é!
6. sakaymena ( 24/06/2009 06:31)
efa nomeko antibal i andrywui f aza manahy kely akory nareo
7. essera ( 24/06/2009 10:02)
locl:
Manantena SADEC


FA MAMOY MORA FOANA. :-D :-D
8. general ( 26/06/2009 11:55)
ha ha ha ha !! mampihinana ato ndray razoky wui an !!

vizano ao letsy a !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0798