ahoana ny fomba ahitako reo namana nandefa msg anà h@ zay

1. MAMICHOU ( 22/06/2009 10:54)
Hery ah!
Ahoana ny fomba ahitako reo namana nandefa msg anà h@ zay fa l vofafa l izy d tsitako tsony nefa ilaiko fa nisy oul nandefa mail anà nefa tsy fantatro sur nefa zà fa l teto @ sera2 fa tsy fantatro l pseudo-ny
Misaotra mialoha
novalian'i hery ny 22/06/2009 11:42
2. hery ( 22/06/2009 11:42)
Salama,

Azonao atao namana manokana izay manoratra aminao...

Jereo ny mombamomba ny namana dia avy eo ilay hoe ataovy namana manokana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.251