Hanaiky hverina an-databatra boribory ve ny fitondrana Foza?

21. zandikely ( 21/06/2009 21:15)
Tsy nampitenenindry zalahy RAVALOMANANA fa teo nihainohaino fotsiny teo.
22. xxx ( 21/06/2009 21:16)
Aiza leity zany zandykel :idea: :idea:
23. benkintana ( 21/06/2009 21:31)
Aiza eo no tsy hanaiky e,efa tsisy atoraka ve tsy hifanaraka é
24. patrick2002 ( 22/06/2009 05:06)
ka raha havokany Ravalo aloha ny volabe nangalariny tao @ banki foibe aleo ihany mifanaraka aminy kle ,fa raha hoe izy no hiasa ao Iavoloha na Ambohitsirohitra ,efa tsy misy osy mainty intsony ao ,foa foa ,masina ianao ra dada hozy . :D :D :D
25. xxx ( 22/06/2009 08:38)
asory koa lesy rapasy ny devolin'i rapah a :-D :-D
26. Onjakeli ( 22/06/2009 15:42)
Hita mihitsy le TGV ireto fa manao lohana foza. mitorona!Fa zao en sao de mila olo-tiana i xxx. Tiako na foza aza fa aiza no tsy hivadika eo rehefa miaraka amiko. hitanareo eo tsara zany.
Tsy be vava izany koa zay ry xxx fa enao rehefa tratra,n'ny marina de milazà a!angamba enao koa isan'ny teny am 13 mey, maimbo elika teny de tsy mahatanty an'izany.
Sady zay na ny foza no eo na ravalo zahay miasa foana e, atsy hisy mihitsy izany fotoana tsy hananana izany, fa nareo tgve ireny afaka 3 volana de mipitika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0503