Hanaiky hverina an-databatra boribory ve ny fitondrana Foza?
1. Onjakeli
(
21/06/2009 15:40)
Hiziriziry amin'ny heviny indray ve izao ny fitondrana foza amin'io fahatongavana mpanelanelana vahny vaovao io. De foza toko raha toa ka tsy miverina. tsy mahalala izay hahafaty azy fa de mitorona tokoa.
ireo mpitady toerana mantsy sy ireo nahazo ny ranondranony kely de efa nandihy fa lasa ny GIC. Raha za aloha no mpitondra tsy ankatoavin'ny olona dia mba mandeha fa tsy enao indray no mizesta.
Zao i Debakely voan'nyv surmenage.raha nijanona DJ zao otrzay mba nanala azy miaraka amin'ny "mako" tany amle bus de tsy naninona mihitsy. zao manenina. mangery aza misy miaramila. tsy manana fahafahana mitsy. hivoka ny trano sao misy mitifitra sy mitoraka vodabia. de tsy maints arahindry devoly capsat. mampalahelo fa nidi-kizo. noeveriny fa otran'ny mampandihy ihany angamba ny mitondra firenena. zao na Mialy aza mivoaka mony be ny tarehiny. hi hi
.
novalian'i Onjakeli ny 22/06/2009 15:42
2. bazylou
(
21/06/2009 15:42)
fa angaha hidinika indray ny tim nefa le8 tsy eo ???!!! ssssshh resakeh fotsiny reto timm reto!! :-D :-D
4. Onjakeli
(
21/06/2009 15:51)
aona mits ny tim no hipetrapotsny amizay fitondrana foza e!
ny Foza no nandeha nitorona de niala tam dinika fa tsy ny tim mihitsy sad tsy maintsy midinika koa ne e
ny Foza no nandeha nitorona de niala tam dinika fa tsy ny tim mihitsy sad tsy maintsy midinika koa ne e
7. halloween
(
21/06/2009 16:07)
ary le onjakely tena tsy foza fa lalimanga knou, ny zavatra tena tiany d ilay maimbo be efa hitsohahan'ny oul reny, d milaza ndray raha tsy efa hipitsihan'ny oul ny dadanlisany, nanantena ny fanohanan'ny SADC @ le oe hitondra miaramila kinanjo tsy nahazo alalana hanatrika an'ilay fivoriana akory, petsa tanteraka ka na video aza tsy nisy intsony, petsa nareo ry lalimanga a, io ilay mangamanga loko tin'i lé8 é, d reto LALIMANGA manaraka anazy reto kou no loza fa d tia maimbo, asa na ilay fofon'ilay kouss feno refa manditsaka an-pataloha no tena tiny ka mahatonga anazy hanaraka ny efa ialan'ny oul : :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. bazylou
(
21/06/2009 16:13)
ka ny t.. mavo be sy ny lalimanga anie miaraka eny ihany e!! :-D :-D :-D
9. Onjakeli
(
21/06/2009 16:20)
za alo tsy foza e, aleoko kokoa lalimanga.
Ny maimbo elika teo am 13 mey ve de oul. olona?de zahay ko no ndeha hanaraka anireny. ko ra tsy olona tsy misy ataoko ka hanaraka anreny.
Ny maimbo elika teo am 13 mey ve de oul. olona?de zahay ko no ndeha hanaraka anireny. ko ra tsy olona tsy misy ataoko ka hanaraka anreny.
10. xxx
(
21/06/2009 16:32)
Ny maimbo elika teo am 13 mey ve de oul. olona?
Tena mbo tsisy saina zany ra olona! tia tena. Mendrika anareo ny nahongana
, aleoko kokoa lalimanga.
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. halloween
(
21/06/2009 16:35)
Onjakeli:
za alo tsy foza e, aleoko kokoa lalimanga.
Ny maimbo elika teo am 13 mey ve de oul. olona?de zahay ko no ndeha hanaraka anireny. ko ra tsy olona tsy misy ataoko ka hanaraka anreny.
d manomboka izao zany d LALIMANGA no hiantsoana an'i little wave é! d mba jereo fa efa ny maimbo elika sisa zany no mameno ny magro satria efa ny mafy ady very asa teny @ zone sisa no mandeha eny fa ireo nadio lamba efa dila ny ela sy ny ela, jereo ny sary ao @ sobika rah misy lainga ny amizany
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. xxx
(
21/06/2009 16:42)
Hoy Onjakeli
Aza dia be vava ry onkakely fa ho avy ity ny andro haha maimbohelika anao ka ahatsapanao izany ngidiny tsy fananana. Bonne chance!
Ny maimbo elika teo am 13 mey ve de oul. olona?de zahay ko no ndeha hanaraka anireny.
Aza dia be vava ry onkakely fa ho avy ity ny andro haha maimbohelika anao ka ahatsapanao izany ngidiny tsy fananana. Bonne chance!
13. xxx
(
21/06/2009 16:48)
bazylou:dia ianareo zany ny T.. raha izany !!
ka ny t.. mavo be sy ny lalimanga anie miaraka eny ihany e!! :-D :-D :-D
14. xxx
(
21/06/2009 18:05)
onjakely indray izany izao dia rahampitso iza indray???mitady olon- tiana
16. xxx
(
21/06/2009 18:44)
Apriato , aseseo , avilio ,avadio , ingao ,domy ,tandroy ,refeso , donaino ,daroy , doboy ,kopeo ,rezato ,fingano , ailio , meo ny maossi geri ,tsuki , usiro geri ,meo tangena ,meo fitanandro , meo masobe ts maita , meo fonoka , meo asidra, romboy ,daroy , komondrio , iah iah iah !! simba elah !!!! :twisted: :twisted: :twisted:
17. locl
(
21/06/2009 19:26)
Merci akia onjakely a!
Tsy maintsy hoe midinika ry foza isany a! Dia tsy menatra akory nareo ry bazyl sy ny tariny manao angaredona eo!!
Tena hita mihitnsy hoe lohana TGV lany sôsy
Tsy maintsy hoe midinika ry foza isany a! Dia tsy menatra akory nareo ry bazyl sy ny tariny manao angaredona eo!!
Tena hita mihitnsy hoe lohana TGV lany sôsy
18. Noue
(
21/06/2009 19:48)
bazylou:ianao mahintsiny io ee !
ka ny t.. mavo be sy ny lalimanga anie miaraka eny ihany e!! :-D :-D :-D
19. benkintana
(
21/06/2009 20:56)
Lohateny : Re : Hanaiky hverina an-databatra boribory ve ny fitondrana Foza?
Apriato , aseseo , avilio ,avadio , ingao ,domy ,tandroy ,refeso , donaino ,daroy , doboy ,kopeo ,rezato ,fingano , ailio , meo ny maossi geri ,tsuki , usiro geri ,meo tangena ,meo fitanandro , meo masobe ts maita , meo fonoka , meo asidra, romboy ,daroy , komondrio , iah iah iah !! simba elah !!!!
Foza marina reto fopla tgv reto tsy mahay dinika raha tsy manompa dia avy eo hitaraina fa voarara
Ampiriatiko eo ndray lisany
20. zandikely
(
21/06/2009 21:13)
Fa ny zavatra tsapa fotsiny izao dia lasa Neutre amin'izay ny SADC, manameloka ny fakan'ny HAT fitondrana fa nefa kosa milaza mazava fa i RAJOELINA sy RAVALOMANANA no rangoro fototrin'ny olana.
Efa fantatra mialoha koa ange fa tsy hisy afa-tsy izay fiantsoana ny andaniny sy ny ankilany iany no ho fanambarana hiovaka tamin'iny fivorian'i SADC iny.
Tena hita fa misaina i Jacob Zoma
Efa fantatra mialoha koa ange fa tsy hisy afa-tsy izay fiantsoana ny andaniny sy ny ankilany iany no ho fanambarana hiovaka tamin'iny fivorian'i SADC iny.
Tena hita fa misaina i Jacob Zoma
